Iza no vadin'i Kaina? #2
1. soanja
(
22/02/2008 04:58)
Tsy tadidiko efa nisy namaly ve io azafady sa ahoana? tsy arako tsony manko izay forum efa lasa fa mba te hahalala aho raha mahavaly an'io izay milaza fa feno ny baiboly eny ampelatanany.
répondu par sasasasa le 09/03/2008 15:45
2. ikaretsaka
(
22/02/2008 05:08)
mbola tsisy...... nantenaina fatratra ireo baibolista hamaly fa e e e
4. Mandefitra
(
22/02/2008 05:29)
Mitondra famonjena ve, sa hahalalana an'Andriamanitra sy ny sitrapony ary ny fitiavany ny fahalalana an'i vadin'i Kaina?
Itimoty 1:
3"..., mba handidianao ny sasany tsy hanao fampianarana hafahafa,
4 na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an'Andriamanitra amin'ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny."

5. LazaDaddy
(
22/02/2008 05:32)
soanja:Fanontaniana tsotra be io ve dia tsy nisy namaly?
Iza no vadin'i Kaina?
Valiny:
Ilay vady sahaza nomen'Andriamanitra azy :)
6. moi
(
22/02/2008 06:11)
Fa tsy ny an'i Adama ihany ve no vady nomen'Andriamanitra mivantana e ?
Fa ny amin'ity fanontaniana ity dia tsy misy azo lazaina raha tsy voasoratra !
Ny fampahatsiahivana fotsiny dia tsy mbola nisy ny Didy Folo tamin'izany andron'i Kaina izany, noho izany ...
Fa ny amin'ity fanontaniana ity dia tsy misy azo lazaina raha tsy voasoratra !
Ny fampahatsiahivana fotsiny dia tsy mbola nisy ny Didy Folo tamin'izany andron'i Kaina izany, noho izany ...
7. LazaDaddy
(
22/02/2008 06:15)
moi:Tsia ka! Ny Reniko izao nomen'Andriamanitra ho vadin-draiko mivantana koa :)
Fa tsy ny an'i Adama ihany ve no vady nomen'Andriamanitra mivantana e ?
9. mitia04
(
22/02/2008 07:22)
efa oe niteraka be d bé Adama sy Eva refaveo, refa avy niteraka an'i Abela sy Kaina, d satria zareo ihany no olombelona teto an-tany d ny iray tamin'ireo anabaviny no nalain'i Kaina ho vady, fa ny anarany fotsiny no tsy fantatra!
10. LazaDaddy
(
22/02/2008 07:29)
mitia04> izaho tsy afaka hamorona zavatra tsy azoko antoka...fa ny azo antoka fa marina sady valin'ilay fanontaniana dia hoe "ilay vady sahaza nomen'Andriamanitra azy"
Tsotra :)
Tsotra :)
11. tsiafoi1
(
22/02/2008 11:04)
Mazana Teo @'ny fitanisana sy fanisana ao @'ny Baiboly dia tsy voateny, na voaisa ny vehivavy sy ny ankizy, raha tsy we vehivavy nisy tantara manokana nanamarika ny fiainany. Miverimberina matetika ao anaty baiboly ny hoe sahabo ho "dimy arivo lahy, na telo arivo lahy sns...", kanefa dia nisy vehivavy sy zaza madinika nanampy isa ireo.
Ny azo lazaina sy eritreretina dia tsy maintsy nisy vehivavy t@'izany matoa nisy fitomboan-taranaka, ary nanambady i Kaina, fa saingy tsy voalaza manokana ao anaty Baiboly ny fiaviany sy ny razambeny (na mety ho anabaviny ihany), ka i Lota aza nanambady ny zanany roa vavy, tantara ao @'ny Baiboly izany)

12. mitia04
(
22/02/2008 11:10)
lazaDaddy: nénà iny tena eritreritra mandalo sy resadresaka tamin'oul, fa ts fantako marina né é, nefa lasa ihany né ny saiko oe, nisy olon-kafa ankoatry ny zanak'i Adama sy Eva ary ve tany am sisiny tany d nalain'i Kaina vady sa ahoana? fa ra mpino sady mino fa I adama sy Eva no niandohan'ny olombelona d tsy maintsy ny anabaviny ihany zany no nalain'i Kaina ho vady
Tsy haiko klou e!
Tsy haiko klou e!
13. jiolah
(
22/02/2008 11:41)
Ary Adama nahalala an'Eva dia niteraka zazavavy sy zazalahy ...Ary hitan'Atra fa tsara tarehy ny zanaka vavin'ny olona dia nidina nyzanak'Atra naka vady azy ireo dia ny taranany no lehilahy mahery t@ izany(io ary no tena tsy mazava ko!!!)ny anarany dia atao hoe Nefilima!!
14. ikaretsaka
(
22/02/2008 14:10)
LazaDaddy:
Iza no vadin'i Kaina?Fanontaniana tsotra be io ve dia tsy nisy namaly?
Valiny:
Ilay vady sahaza nomen'Andriamanitra azy :)
iza hoe ny anarany ko....
15. todisoa2
(
22/02/2008 14:44)
ts voalaza ao @ baible zan Ra soanja. Ngamb an @ Coran an n mety hahitana anzan
16. ikaretsaka
(
22/02/2008 14:50)
soanja:
Tsy tadidiko efa nisy namaly ve io azafady sa ahoana? tsy arako tsony manko izay forum efa lasa fa mba te hahalala aho raha mahavaly an'io izay milaza fa feno ny baiboly eny ampelatanany.
mamaly io tenin'i todisoa io ... tsy feno izany ny eo ampelatanany
17. todisoa2
(
22/02/2008 15:26)
Iaia........maro loharano mants n Genesisy ka vaut mieux pas croire à tt c ki était écrit dedans. Hatr@ ny angano Babyloniana az ngeh Ra Ika koubo ao dôly e.:lol:
19. Veloo
(
22/02/2008 16:40)
Mandefitra [ Valio ] 22-02-2008 06:29:17
Lohateny : Re : Iza no vadin'i Kaina? #2
Mitondra famonjena ve, sa hahalalana an'Andriamanitra sy ny sitrapony ary ny fitiavany ny fahalalana an'i vadin'i Kaina?
^:^^:^^:^=D=D=D
20. ikaretsaka
(
22/02/2008 16:45)
mitondra iznay rehetra izany... elements anankiray ahalalana izany rehetra izany ny fahalalana izany