Ranombavaka, tora-po...
1. tslem
(
21/02/2008 02:37)
Iaraha-mahalala ny zava-mitranga any Madagasikara amin'izao fotoana izao, tora-po kely avy amintsika tsirairay; miangavy mafy raha azo atao mba tsy asiana ady hevitra na iadiana hevitra an.Misaota indrindra.
Ry Tompo masina ô! Tsy miafina aminao ny voina mihatra ny nosinay dia i Madagasikara, apetrakay eo ampelatananao ny fiainan'ireo malagasy rehetra any, eny fa na ireo vahiny mpila ravin'ahitra aza.
Anao ny fanjakàna sy ny hery, Anao ny voninahitra, Anao mandrakizay"

répondu par fijo le 22/02/2008 20:53
5. ainaheri
(
21/02/2008 04:39)
Apetrakay eo ampelatananao izany vavakay zany Tompo o,ka mino sy manantena aho fa hovaliNao ny antsonay
6. tlay
(
21/02/2008 07:57)
:(tompo o omeo hery sy tanjaka ireo vahoka malagasy reo mba anoerana ny demony zay mandrava lay nosy kelinay, ary mba homeo hery koa ireo mpitondra fanjakana mba anataterahany ny adidy mavesatra zay mbola miandry azy amen.
7. fahamarinana
(
21/02/2008 09:00)
:arrow:Jesoa ,Ianao no tompon'ny fahefahana rehetra,ankininay tanteraka Aminao ny fiainanay,ny fitaitainanay rehetra ka ahazo fiadanan-tsaina izahay.Misaotra Tompo o,amen(l)
8. moi
(
21/02/2008 10:53)
Na inona n'inona nandalo teto amin'ny firenenay, ho fomba nampitodihanao anay taminao anie ireny Andriamanitra ô, satria nohamarininao fa izay rehetra anay tety dia mety ho simba sy lao, fa Aminao ihany no tokony hametrahanay ny fonay !
Eny marary taminay ireny, tsy miafina Aminao, nefa omeo fo izahay tsy hanomezana tsiny Anao ! Velomy ao am-pon'ny tsirairay hatrany ny fanantenana Jesoa ô ! Amen
Eny marary taminay ireny, tsy miafina Aminao, nefa omeo fo izahay tsy hanomezana tsiny Anao ! Velomy ao am-pon'ny tsirairay hatrany ny fanantenana Jesoa ô ! Amen
10. ikaretsaka
(
21/02/2008 21:27)
tsy misy tsy vita rehefa tianY atao.
fa mbola tsy izay izany hoy i jesosy aminao.
fa mbola tsy izay izany hoy i jesosy aminao.
12. ikaretsaka
(
21/02/2008 21:37)
(ary ny vavak'ireto tokoa toa vavaka fangatahana be fotsiny) fa tsy mba misy "hotanteraka anie ny sitraponao" mihitsy
14. ikaretsaka
(
21/02/2008 21:40)
ko raha tsy andriamanitra mpanao maziii izao andriamanitra izao ko..
sakakely 1 trano... meo aho meo daholo... fa tsy mba mampiasa koko hoe matoa tsa mbola nahazo dia tsy mbola izay izay ny revin'ilay patron an'izao tontolo izao de mi accept an zay
sakakely 1 trano... meo aho meo daholo... fa tsy mba mampiasa koko hoe matoa tsa mbola nahazo dia tsy mbola izay izay ny revin'ilay patron an'izao tontolo izao de mi accept an zay
16. ikaretsaka
(
21/02/2008 22:01)
dia mba mitady alternative hafa letsy e.. aiza de ho saka hiandry kaly foana fa mba misambotra voalavo ohatra
17. ravakamalala
(
21/02/2008 22:47)
ataoko izay no fanao rehefa manao ranombavaka!
sady matoa mangataka anie dia matoky koa fa hahazo e! izany hoe efa ao aloha ilay fahatokisana sy fanantenana an Andriamanitra.
sady matoa mangataka anie dia matoky koa fa hahazo e! izany hoe efa ao aloha ilay fahatokisana sy fanantenana an Andriamanitra.
19. ravakamalala
(
21/02/2008 23:45)
ka fangatahana foana no atao mandritra ny ranombavaka kou! vavaka ho an ny firenena, ho an ny fianakaviana, sns tsy voatanisa...
sa diso aho???
sa diso aho???