Ranombavaka, tora-po...

21. ratonga ( 22/02/2008 00:19)
marina tokoa izany, ty ny ah no mba anjarako:°)
tompo ô! tongava ré, tongava ré!
tongava mamangy ny tanana misy anay
tongava aza misalasala ré
tongava manaraka ny arabé, zé mitondra mankany ^:^
22. cutie ( 22/02/2008 00:38)
amen ratonga:-D
23. LazaDaddy ( 22/02/2008 01:57)
iza indray ny mila ranondranony ato e? :)
24. cutie ( 22/02/2008 02:18)
Mada ???
25. ikaretsaka ( 22/02/2008 02:35)
ravakamalala:

ka fangatahana foana no atao mandritra ny ranombavaka kou! vavaka ho an ny firenena, ho an ny fianakaviana, sns tsy voatanisa...
sa diso aho???



ny @ io manao hoe aoka isika hivavaka ho an'ny ..........

fa tsy heo tompo o omeo!


26. glady ( 22/02/2008 08:19)
:-wny an'i ratonga hiran'i mahaleo fa tsy ranombavaka:-P:lol:
27. ratonga ( 22/02/2008 15:23)
:-D:-D:-D
28. ravakamalala ( 22/02/2008 20:30)
:wink:
"....[size=9px]cette subtilité[/size]..."
29. fijo ( 22/02/2008 20:53)
azo atao vavaka ihany ny and'i ratonga ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075