Fanorenana Fiangonana Malagasy
1. Georgs
(
18/02/2008 23:16)
Miarahaba antsika rehetra.
Manao antso avo ho an'ny Malagasy monina aty Guyane Francaise (Amerique du Sud), izay manampanirina hitaiza ny finoana maha Kristiana Malagasy fa hijoro tsy ho ela ny Fiangonana Loterana Malagasy aty antoerana, izay tsy anavahana olona fa rehefa Malagasy dia raisina ampifaliana.Marihina fa amin'ny teny Malagasy rano iray ny fanompoam-pivavahana, ary iarahan'ny FLM sy ny FJKM miara-manatontosa.
Contact: Ruffin RANDRIAMANANTENA tel.0694459425
Ilazao ny Malagasy rehetra havana.
Misaotra indrindra.

répondu par ikaretsaka le 23/02/2008 01:09
2. LazaDaddy
(
18/02/2008 23:28)
Mazotoa mandrakariva e...irariana hitombo fahasoavana sy ho tahian'Andriamanitra hatrany, ary any aoriana tsy ny finoana maha Kristianina Malagasy intsony no taizana fa ny finoana maha Kristianina...ka amin'izay fotoana izay dia tsy anavahana tokoa na Malagasy na tsia...sady tsy voatery ahay teny Gasy vao afaka hiaray amim-bavaka sa? :-*
6. niryna
(
19/02/2008 05:39)
Georgs:
Miarahaba antsika rehetra.
Manao antso avo ho an'ny Malagasy monina aty Guyane Francaise (Amerique du Sud), izay manampanirina hitaiza ny finoana maha Kristiana Malagasy fa hijoro tsy ho ela ny Fiangonana Loterana Malagasy aty antoerana, izay tsy anavahana olona fa rehefa Malagasy dia raisina ampifaliana.Marihina fa amin'ny teny Malagasy rano iray ny fanompoam-pivavahana, ary iarahan'ny FLM sy ny FJKM miara-manatontosa.
Contact: Ruffin RANDRIAMANANTENA tel.0694459425
Ilazao ny Malagasy rehetra havana.
Misaotra indrindra.
misaotra anao nizara ny namana.
cutie a> arakaraky ny toerana misy anao io ka ,misy toerana feno gasy dia mamorona fiangonana gasy izy ,raha vitsy kosa ny gasy dia misy fandaharana iraisan'ny gasy ihany koa na dia tsy miangona matetika azy fa ny 26 Juin ohatra na fety hafa koa.
9. ikaretsaka
(
19/02/2008 23:13)
niryna:
arakaraky ny toerana misy anao io ka ,misy toerana feno gasy dia mamorona fiangonana gasy izy ,raha vitsy kosa ny gasy dia misy fandaharana iraisan'ny gasy ihany koa
fa hafa ihany aloha le rehefa misy mompera na pasitera dia ny efa misy ihany no tohizana..
ohatra hoe katolika FLM sns..
toy izay le misy mamorona cellille de priere... kanjo lasa sekta!
na misaraka fotsiny izao!
ohatran'ny ao frantsa ohatra hoe samy protes izao dia misy izany fpma mo de FjkF?