Iza no mino an'ATra? Voavelany daholo ve ny heloka rehetra?
1. niryna
(
16/02/2008 04:46)
Ho an'ATra Irery ihany anie ny voninahitra ary ho antsika tsirairay ny fankasitrahana avy amin'ilay Zanany mpanavotra sy Tompontsika.Amena.
Maro ny fanontaniana apetraky ny ankizy ka mba zaraiko anareo ity.Raiso izay mifanaraka ny sainareo ary antsoy ny fanahy masina mba handresy lahatra anareo fa "izay rehetra mino dia voavonjy avokoa."
Na lehibe izany heloka izany na kely sy bitika,na in-jatom-polo aza no latsaka ka miantso azy dia ho tafarina indray ,rehefa mino sy matoky Azy isika ary mifona aminy dia voavela izany heloka izany.
mino an'izany tokoa ve hianao?
Mino an'Atra tokoa ve hianao fa mamela heloka izy ary tsy ho tsarony tokony izany rehetra izany?
Rahoviana ilay izy no voavela? Ahoana no ahalalako fa voavelany daholo ny heloko?Raha misy heloka nataoko ka tsy tadidiko dia ahoana?Ary raha misy heloka fantatro fa nataoko kanefa tsy nibebaka taminy aho dia ahoana?Dia mbola mamerimberina mifona azy ihany tokoa ve aho.Mba afaka milaza amiko ve hianao hoe rahoviana aho no voavelany ny heloko?

répondu par niryna le 22/02/2008 06:18
2. niryna
(
16/02/2008 04:57)
* Alaivo ny hazo paoma (apple tree)
Toy ny zava-maniry rehetra dia avy amin'ny tany no nahatonga azy naniry,ny zezika,ny vovoka amban'ny tany.
Ahoana no mahatonga azy io avy amin'ny fakany mandalo ny vatany ary tonga any amin'ny rantsany,ny raviny?
Ahoana no mahatonga an'ilay izy tsy voasary no nivoaka avy tao fa paoma ihany?
Sady tsy vitan'izay ihany koa fa na ny fomba niforonan'ny hazo ka nahatonga azy ho hazona paoma na vatana paoma na ravina paoma ary na voam- paoma ka nanjary tonga paoma izay tohazana dia mahagaga avokoa ny mahatonga an'izany.
Angaha vitan'izany ihany fa na dia ny fofony avoakany isan-taona aza dia mamoaka fofona hafakely ary mitovy amin'iny foana fa tsy nahazo fofona akondro na voasary na hafa ilay izy.
Tsara ho fantatra fa tsy mamoaka paoma fotsiny amin'izao ny hazo raha tsy misy mpanampy azy ,inona izany? Ny tantely.
Ary ao anatin'izany paoma izany indray dia misy voany kely dia kely ka iny indray no ho lehibe hanome paoma any aoriana any.
Tsy ny paoma akory no nanao ny zavatra rehetra a,fa Atra izay nampiseho amintsika ho vavolombelona fa ny zavatra rehetra dia vitan'ny asan'ny tanany avokoa.

3. niryna
(
16/02/2008 05:18)
* Alaivo ny hazo paoma (apple tree)
toy ny zava-maniry rehetra dia avy amin'ny tany no nahatonga azy naniry,ny zezika,ny vovoka amban'ny tany.
Ahoana no mahatonga azy io avy amin'ny fakany mandalo ny vatany ary tonga any amin'ny rantsany?
Ahoana no mahatonga an'ilay izy tsy voasary no nivoaka avy tao fa paoma ihany? Sady tsy vitan'izay ihany koa fa na ny fomba niforonan'ny hazo ka nahatonga azy ho hazona paoma na vatana paoma na ravina paoma ary na voan'ny paoma ka nanjary tonga paoma izay tohazana dia mahagaga avokoa ny mahatonga an'izany.
Angaha vitan'izany ihany fa na dia ny fofony avoakany isan-taona aza dia mamoaka fofona hafakely ary mitovy amin'iny foana fa tsy nahazo fofona akondro na voasary na hafa ilay izy.
Tsara ho fantatra fa tsy mamoaka paoma fotsiny amin'izao ny hazo raha tsy misy mpanampy azy ,inona izany? Ny tantely.
Ary ao anatin'izany paoma izany indray dia misy voany kely dia kely ka iny indray no ho lehibe hanome paoma any aoriana any.
Tsy ny paoma akory no nanao ny zavatra rehetra a,fa Atra izay nampiseho amintsika fa ny zavatra rehetra dia vitan'ny asan'ny tanany avokoa.

4. niryna
(
16/02/2008 05:28)
* Ataoko ohatra indray ny hazandrano lehibe (salmon)
Milomano amin'ny kilometra maromaro izy ;
ka mahatody 3.600 km izy no mandeha izay toerana hametrahany ny zanany rehefa miteraka izy ary toerana ihany koa izay tsy mbola hitany rehefa ho faty izy,any izy no mandeha ihany koa.
Toy izany ihany koa ny elefanta rehefa ho faty izy dia mandeha toerana lavitra be ary toerana tsy mbola fantany kanefa dia any daholo ny karan-dohana elefanta rehetra .
Ahoana koa ny ranomasina no manonja ary miverina amin'ny toerana misy azy ihany?voasoratra fa Atra dia mahafantatra ny fetra misy ny rano ka mahatonga azy ireo tsy hihoatra izay fefy nataony,raha tsy izany dia ho tondra-drano avokoa isan-taona.
Ny masoandro Ary raha jerentsika ny habeny dia lehibe tokoa kanefa raha natao ny fandinihana dia mahatratra 1.300.000 x ny habean'ny tany izy.
Raha ny hafanany indray dia manalavitra antsika 167.40 millions km izy kanefa dia maheno ny hafanany eo amin'ny tarehy.
Ny hazavany? izay tonga mandeha aty amintsika amin'ny atoandro ? Adin'ny 8 mn fotsiny/izay mahatratra 3148.000km /s :roll:
Izany ve dia mahatonga ny mpino hiaky fa misy ATra, ny fanaovan'Atra izao tontolo izao

5. niryna
(
16/02/2008 05:33)
Mino an'Atra tokoa ve hianao fa mamela heloka izy ary tsy ho tsarony tokony izany rehetra izany?
Ahoana ary no hanadiovany ny helontsika?
Amin'ny savony ? nein
Amin'ny clorax ? nein
Amin'ny eau de zavel ? nein
Amin'ny inona ary e?
Ataoko ohatra ny omby vavy miloko mainty iray,inona no hohaniny? vilona maitso,ary iny tsakotsakony ao ka rehefa tonga ny fotoana hiterena ronona dia mahazo ronono fotsy isika e ! Inona koa re ity e :D
Ny ran'i kristy no nanavotana antsika,ny ran'i kristy no nanadiovana antsika ary raha tsy misy ny rany dia tsy ho voadio isika.
Rehefa diovin'Atra amin'ny ran'i kristy isika dia ho fotsy tokoa ary manjelanjelatra ny fitafintsika,ny ao anaty izany,satria Atra dia fanahy ary ny fanahintsika izany . :roll:
6. niryna
(
16/02/2008 05:45)
Ny tenin'Atra no manambara izany:
Isika rehetra dia tian'Atra ho voavonjy avokoa
9 Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra. 2 Pet 3:9
18 Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah: Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, Dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy. Isaia 1:18
7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra. 1 Jaona 1:7

7. niryna
(
16/02/2008 06:09)
Rahoviana ilay izy no voavela? Ahoana no ahalalako fa voavelany daholo ny heloko?
Amin'izao fotoana hamakianao ity hafatra ity ka mino tokoa hianao fa mpamela heloka Izy,mibebaka,mangataka fifonana ary mino Azy fa Mpamonjy sy Tomponao izy manomboka anio.
7 Mihainoa, Jehovah ô, fa mitaraina mafy aho; ary mamindrà fo amiko, ka valio aho.
8 Raha hoy Hianao: tadiavonareo ny tavako, dia hoy ny navalin'ny foko: Eny, ny tavanao no tadiaviko, Jehovah ô;
9 Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana; efa famonjena ahy Hianao; aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy. Salamo 27 : 7-9

8. niryna
(
16/02/2008 06:13)
Mino an'Atra tokoa ve hianao fa mamela heloka izy ary tsy ho tsarony tokony izany rehetra izany?
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. 1 Jaona 1: 9
** ny tantara ao amin'ny baiboly koa manambara amintsika fa nisy jiolahy roa niaraka nofatsihana tamin'ny hazofijaliana ka ny iray nangataka famelankeloka ary dia teo noho eo ihany dia navelan'i kristy izany helony izany.
Efa nivarotra ve hianao,tsy manao trosa anio :roll:
Na dia izany aza dia nanao trosa ihany ity rangahy ,ary noho izany dia nivily lalany ireo mpividy ka nandeha tany an-kafa.Hoy izy tamin'ity zanany ,antsoy avokoa ireo namako rehetra,asaivo miverina izy fa efa norovitiko ny trosany ,manina azy ireo aho ,miverena hono hoe.Adala angaha izany rangahy izany?
[olor=blue]
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao. Jaona 3:16-17 [/color]
Hialako tsiny be dia be fa lava ny hafatra.
Ny fahasoavan'Atra anie hiaro antsika tsirairay hatrany.:-*:-*
(l)niryna

9. ainaheri
(
16/02/2008 08:27)
Za arovany fona fa refa diso lava lotra lay torotenin'ny pretra;mampatory ampitoerana:roll:
Aty akaikinay aty misy ohapitenenana mitsiny we ; Messe qui prends son temps!!!

10. ikaretsaka
(
16/02/2008 11:52)
misy fiteny izay koa aty aminay hoe tsy ny halavany no mikoty fa ny fiantefan'ny hafatra
11. rijadolly
(
17/02/2008 07:11)
Misy teny izay koa aty aminay hoe:"Any amin'farany vao misy vetiny"
12. niryna
(
17/02/2008 07:28)
ainaheri:
Za arovany fona fa refa diso lava lotra lay torotenin'ny pretra;mampatory ampitoerana:roll:
Aty akaikinay aty misy ohapitenenana mitsiny we ; Messe qui prends son temps!!!
dia ahoana izany rehefa tonga any an-danitra? Mihira sy mety mihaino toriteny fotsiny sa efa vita ety daholo?
15. niryna
(
22/02/2008 06:18)
niryna:Ireo matetika ny fanontaniana miverimberina omen'ny ankizy ka dia mba zaraiko anareo,raiso izay mifanaraka ny eritreritrareo.:D
Mino an'Atra tokoa ve hianao fa mamela heloka izy ary tsy ho tsarony tokony izany rehetra izany?
Rahoviana ilay izy no voavela? Ahoana no ahalalako fa voavelany daholo ny heloko?Raha misy heloka nataoko ka tsy tadidiko dia ahoana?Ary raha misy heloka fantatro fa nataoko kanefa tsy nibebaka taminy aho dia ahoana?Dia mbola mamerimberina mifona azy ihany tokoa ve aho.Mba afaka milaza amiko ve hianao hoe rahoviana aho no voavelany ny heloko?
Andriamanitra dia fitiavana,ary Atra dia fanahy,ny fitiavan'Atra no nomeny antsika ary ny Zanany no nataony sorona hanavotana antsika rehetra izay mino sy manaiky ny Zanany ho Mpanavotra sy Tompo.
Amin'Izy fanahy dia ny fanahintsika koa no atolotsika Azy,miresaka ao anatin'ny fo-tsika isika, ary izay avoakan'ny vava hitarainana,hiangaviana,hibebahana,hisaorana dia vokatry ny ao am-po avokoa ka izany no antony tsy hilana na inona na inona rehefa manatona an'ATra fa ny vatantsika izay misy fanahy mangetaheta ny fahamarinana no miantso sy mitady Azy.
Andramo raha mbola tsy nanandrana niresaka aminy ao am-po ,ao amin'ny mangina ary miantso ny anarany avy amin'ny vavanao.,izay ihany tsy mila materiels na iray aza.
Voavela daholo tokoa ve ny eloka?
Eny tompoko raha ohatra ka mifona aminy isika,raha miaiky fa diso
Mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izaho no hanome anareo fitsaharana
Araka ny hafany eo ambony io dia afaka manatona Azy isika,omeo Azy daholo izay enta-mavesatra any aminao izany fa ho maivana tokoa raha tena mino hianao.
Inona avy izany enta-mavesatra izany? na lehibe faran'izay lehibe aza ve?
Eny tompoko,ary na inona izany na inona,ny fahotana dia tsy misy kely sy lehibe fa rehefa fahotana dia fahotana ary izay mibebaka ka mizara izany amin'ny Zanany dia ho voavela tokoa raha mino Azy
Ahoana raha ohatra misy afeniko ilay fahotana?
Dia mazava ho azy fa tsy ho voavela ny heloka ary dia tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra satria manafina aminy ny heloka :arrow:Ny teny gasy aza miteny hoe ny heloka hibaboana mody rariny ka maika ve fa raha zaraina amin'ny Kristy?
Raha mivavaka aho androany ka mifona sy mibebaka ny fahotako rehetra,rahoviana Atra no mamaly ny vavako,rahoviana Izy no mamela Ahy,ary ahoana no ahalalako an'izany fa mihaino Izy?
Amin'ny fotoana izay hinoanao fa Atra mpamela heloka Izy,Atra velona Izy,Atra mihantra ,ATra Mpamonjy .Ary amin'io fotoana io izay hinoanao fa Mpamonjy anao Izy manomboka anio,manaiky ny ho tantanany ny fiainanao manomboka anio ,ary mino Azy tokoa fa maty Izy noho ny fahotanao,io no fotoana hamelany ny helokao,ary @ io fotoana io koa no antsoina hoe zanak'ATra hianao,mpandova miaraka an'i kristy.
Raha ohatra ka voan'ny fakampanahy indray aho ka dia mamerina indray rahampitso na tsy aiko ,dia ahoana?
Satria hianao efa nanomboka nanome ny fiainanao ho Azy dia ny Fanahy Masina izay mitoetra ao aminao amin'io fotoana io no mampahatsiahy anao fa tsy mety izany,manoro Izy,mitarika Izy ary manitsy ihany koa Izy,ka raha vao mahatsiaro sainy hianao fa tsy mety izay nataonao dia mivavaha aigana ary mifona Aminy.
Mahereza daholo (l)(l)(l)