Zanak'Iarivo
1. riina
(
14/02/2008 10:45)
zanak'iaarivo reny ra tsy fantatrao e!
2. riina
(
14/02/2008 10:47)
tena miov atokoa tony zanak'iarivo tony ankehitriny ko
3. ainaheri
(
14/02/2008 14:04)
fa manin no tenenina an'zany ngah tsisy fomba hafa itenenana azy??
4. Aino
(
14/02/2008 21:04)
fa maninona izahay??
misy inn? ary inn no fihovana?
5. ainaheri
(
15/02/2008 04:07)
misy ifandraisany @ artista sy hira ve ilay izy ry Rojo:?: :lol:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0775