baiboly ihany
1. fijo
(
13/02/2008 23:11)
dia namaly izany ny protes fa ny baiboly ihany dia ampy,ahalalany an dandriamanitra sy ny rehetra tiany hofantatra momba izany.
mazava izay.ka ity ary hoantsika namana protes.ita ao anaty baiboly ve ny antsipirian'ny fiainan'i jesoa????raha toa ka ao moa dia mba zarao hoanay eto.
araka ny hay koa ,dia misy tsy itovizany ny baiboly kato sy baiboly protes.ka ny an'ny protes dia toa nisy nanesorana.ka iza no tena marina ,ilay feno sa ilay nisy nanesorana?

répondu par fijo le 15/02/2008 23:09
2. ikaretsaka
(
13/02/2008 23:15)
za koa liana.. indrindra @ fijerin'y prot ireny makabeo sy bokin'ny fahendrena sy bokin'i Baroka sns... ireny.
Ny tantaran'ireny St Valentin sns ireny aminy (dedaka ery hankalaza rehefa tonga io rahampitso io an nefa tsy mino ny communion des saints:roll:)
sns sns.. (ho avy ihany moa ny fanontaniana arakaraky ny fizotran'ny ady heevitra)

3. cutie
(
13/02/2008 23:19)
in fona aZa ty resaka baiboly ty:-D
Nga azo entinareo any an-danitra izy io:-D
Nga azo entinareo any an-danitra izy io:-D
7. ikaretsaka
(
13/02/2008 23:25)
ya might say i'm dreamer... batam nat de only won (ho'zy ny hatrany Bklyn rehefa mihira an'io any anaty metro)
9. ikaretsaka
(
13/02/2008 23:34)
ka tsy efa milay ve zany hoe miresaka beboly lefijo kooooo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/blblblbl.gif[/IMG]
11. ikaretsaka
(
14/02/2008 00:03)
tsy haiko raha mety hanampy eto... fa lasa tary ambany be tary ity hevitri'i Rabilabila ity ka sao tsy misy mahita nefa mahaliana ka dia tateriko eto ...ataoko fa mifameno @ ity resak'i fijo ity ihany
rabilabila:
Ireto misy tantara ,tsy azo tantaraina ,nefa toa tsy mety raha tsy tantaraina ihany ...........
Tantara voalohany notanterin'ny Raiko mivantana aminay:
Indray andro ,hono, nanonofy ny Dadanay fa tonga tao an-trano ny Rainy ,ka niteny taminy hoe :" tratran'ny tondra-drano ny toerana misy azy ka mando sy mangatsiaka izy " ary ny fomba namalian'ny Raiko ny antson'ny Raibeko dia ny nikarakara famadihana...............
Tantara faharoa hita ao anatin'ilay boky atao hoe "baiboly"
- Fahiny elabe izay,nisy lehilahy iray ,Saoly no anarany ,ary izy io dia fatra-panenjika ireo mpiara-monina aminy ka tsy mitovy finoana aminy ; indray andro ,hono, dia nisy hazavàna nahajemby ny masony ary nisy feo nilaza taminy hoe :"fa maninona ianao no manenjika ahy ?" Ary novaliany hoe :"Fa iza moa ianao " , namaly ilay feo ka nilaza taminy hoe " izaho no Jesosy ".........ka niova fo izy ,lasa olom-baovao ka na ny anarany aza dia niova ho Paoly.
Tatara fahatelo notantarain'ny namana "Prime" tetoamin'ny serasera:
- Indray andro ,mbola tsy dia ela loatra ,nisy Zazalahy teraka ato anatin'ny fianakaviana izay manana kolotsaina maro : ao ny mpisikidy , ny mpimasy , ny mpitaiza ,ao koa ny Silamo izay nitaiza ny Raibeny ,Raibeny izay havànana indrindra amin'ny "voyage astrale" . Indray andro anefa dia nifanena taminy ilay "tena marina " antsoina hoe Kristy .........ka dia niova izy namonjy ilay valan'ny finoana an'i Kristy....................................
Tantara telo samihafa ireo , mitovy "statut epistémologique " tanteraka , ka hono hoy aho ,ahoana , amin'ny saina tsy miangatra no hinoako ny iray fa tsy hinoako ny hafa ?
12. Veloo
(
14/02/2008 17:32)
cutie [ Valio ] 14-02-2008 00:19:14
Lohateny : Re : baiboly ihany
in fona aZa ty resaka baiboly ty
Nga azo entinareo any an-danitra izy io
:-*:-*:-*
13. ikaretsaka
(
14/02/2008 18:18)
veloo> misy mihevitra an'io ho izany anie e
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-lis-un-livre.gif[/IMG]
karaha livre de recettes
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-lis-un-livre.gif[/IMG]
karaha livre de recettes
15. ikaretsaka
(
14/02/2008 20:20)
ko f'hita fa izany ko...
milaza nyu zava misy marina indray ika de...
milaza nyu zava misy marina indray ika de...
16. rakaroka
(
14/02/2008 20:54)
Tokony [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/bananconten.gif[/IMG]
amin'izay ny namana maro eto amin'ity "sizen'i Fijo ity an, Efa mieritreritra ilay zavatra aloha izy!:-P
amin'izay ny namana maro eto amin'ity "sizen'i Fijo ity an, Efa mieritreritra ilay zavatra aloha izy!:-P
19. rabilabila
(
14/02/2008 21:36)
Tonga hira indray ny tenanay e!! ( atao haingana aloha fa mbola tsy tonga i Cutie )
Azonay e!! Tsy hamelanay!
Azonay e!! Tsy hamelanay!
Ingahy Rafijo efa azonay e!
Tsy hamelanay!!
:-D:-D
Vazivazy ny ahy io ry Fijo an!!Aza atao maha-volon-davenona ny lanitra akory ,fa tilio foana ny lanitra manga :-D:-D