baiboly ihany
21. rakaroka
(
14/02/2008 21:57)
Dia tokony asiana fety Beee anie,Heu...::-$:-w ,
fa aiza koa aza i Fiffi izay? (manina an'i Fiffi aloha aho). Dia andraso ivatsiana fleur lé Fijo:
"Fijo ô namako ô ô ô!...."
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-offre-fleurs.gif[/IMG]
Mino aho fa tsy handiso fanantenana ny mpino an!

22. ikaretsaka
(
14/02/2008 22:06)
miala any indray ny resaka fiffi:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tongavan'ny mpiasan'ny voirie eo fa [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
tongavan'ny mpiasan'ny voirie eo fa [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
23. rakaroka
(
14/02/2008 22:15)
Fa inn aza ity8O, mbô mieritreritra izay mahatsara ny serantsika eto aho dia ity :twisted:ve no mbô asetrin'i lé Ika . 'nareo kosa wà tssss :^):-/:{:-o
24. ikaretsaka
(
14/02/2008 22:19)
ko efa ho tsary mahazo ashena resaka fiffi tsony hony fa voafi..... eo ialahy
25. fijo
(
14/02/2008 22:32)
cutie an,valiny hafa no ilaiko androany ko.ndry ko.
rabila misaotra amin'ilay lanitra manga.
rakaraoka;le fijo anie ka mahalala baiboly na tsy mino aza e.resaka finoana no atao eto,ka tsimaintsy voalaza matetika io boky io.tsy hanova ny finoan'i lefijo nefa izany,fa ny azy di any firaisana hiombonana ihany.tongava ao fa hiakatra velona any an danitra ianao

30. ikaretsaka
(
15/02/2008 00:44)
nga lasa misy vodiny indray izao lanitra n'ialahy izao ry fijo... taoko ty hoa stringy aza
32. prime
(
15/02/2008 12:16)
fijo:... iza r'ise no namaly toa izany???:)
dia namaly izany ny protes fa ny baiboly ihany dia ampy,ahalalany an dandriamanitra sy ny rehetra tiany hofantatra momba izany.
fijo:... tsy aleo vakiana aloha dia izay vao miresaka?!!!
mazava izay.ka ity ary hoantsika namana protes.ita ao anaty baiboly ve ny antsipirian'ny fiainan'i jesoa????raha toa ka ao moa dia mba zarao hoanay eto.
fijo:... raha mino an'ilay Andriamanitra ianao dia efa voavaly izany fanontaniana izany... fa raha tsy mino Azy ianao dia tsy mipetraka akory ilay fanontaniana hoe ahoanao inona izay "tena marina"?!!...
araka ny hay koa ,dia misy tsy itovizany ny baiboly kato sy baiboly protes.ka ny an'ny protes dia toa nisy nanesorana.ka iza no tena marina ,ilay feno sa ilay nisy nanesorana?
33. ikaretsaka
(
15/02/2008 13:35)
Hoy i fijo:
mazava izay.ka ity ary hoantsika namana protes.ita ao anaty baiboly ve ny antsipirian'ny fiainan'i jesoa????raha toa ka ao moa dia mba zarao hoanay eto.
... tsy aleo vakiana aloha dia izay vao miresaka?!!!
Prime an> iza no niteny hoe tsy namaky sy tsy mahalala ny fiainan'i Jesoa i Fijo?fa aminy izany ilay izy tsy ampy ny voavakiny sy ny fantany ka nahatonga azy nanontany misimisy kokoa
esory lavitra ilay fisainana hoe raha manontany en plus izy izay dia tsy namaky...
efa nanontaniany teto ohatra ny didi-poitrany, ny fahatanorany izay mnba tiany hitarina bebe kokoa ... fa tsy hitan'ny olona "namaky", sy izy tenany ny valiny.
fa ny olona namaky sy nikaroka sources hafa no nahita
34. fijo
(
15/02/2008 23:09)
manontany i prime hoe "iza no niteny hoe baiboly dia ampy"???hoadray,i prime ve tsy manaraka io voateny eto foana??????sa hodiana tsy araka.
prime an,mba zaza notezaina tao anaty finoana protestanta ny tenako,fa tsy mbola nisy ary tsy mbola nahita aho resaka momba ny fahatanoran'i jesoa.ny soratra dia nijanona tamin'ilay izy tsy ita tany ampiangonana.dia teo.......lazao ahy ny banga avy eo ary.
ary aza miala fanontaniana,fa valio,ilay feno no tsar sa ilay nisy nanesorana?