Diaspora - Dias-pourrie
1. rongisa
(
12/02/2008 12:38)
Azo adika teny gasy koa ny pourrie
Tsy mbola manana izany esprit na diaspora zany ny gasy e! ho an'ni fianakaviany (iendrinay, dadanay, bavinay, dahinay, renelahinay, zaman'akahy...), na ny tribu ny angaha (terak'i ra-anona,tarihan-dre-ano, c'est tout...
Raha tsy hoe hanao soirée angamba...

répondu par kallie le 13/02/2008 13:28
2. lemenakely
(
12/02/2008 14:08)
rongisa:
Azo adika teny gasy koa ny pourrie
Tsy mbola manana izany esprit na diaspora zany ny gasy e! ho an'ni fianakaviany (iendrinay, dadanay, bavinay, dahinay, renelahinay, zaman'akahy...), na ny tribu ny angaha (terak'i ra-anona,tarihan-dre-ano, c'est tout...
Raha tsy hoe hanao soirée angamba...
ka akory atao fa dia izay aloha no zava-misy e!
3. hery
(
12/02/2008 14:12)
Zava-misy aiza???
Ny gasy = eran-tany. Tsy izay hitanao any amin'ny Gasy any amin'ny tany sasany no lazainao fa iainan'ny Gasy rehetra aty ivelany. Aza atao safobemantsina.
Dia avy eo koa... inona no andrandrainao amin'ny diaspora? Sao dia ianao no tokony ho andrandrain'ny diaspora?

4. xxx
(
12/02/2008 14:20)
rongisa:
Azo adika teny gasy koa ny pourrie
Tsy mbola manana izany esprit na diaspora zany ny gasy e!
:roll:
teraka ndray ny marary saina ka gisa aza moa asiana rony knou :-D
6. xxx
(
12/02/2008 15:49)
Mba tantarao aminay daholo ary ny tokony hataonay Rongisa fa izahay mantsy toa tsy mahalala ny tokony hataonay
9. Ralay
(
13/02/2008 13:18)
Sao dia tsy azon'i rongisa aza ny atao hoe diaspora tsy ny toerana itan'ise na misy an'ise ihany no misy diaspora fa misy diaspora manerana ny tany ary tena milay.:lol: