Zakanareo ve!?
1. rastafarai
(
11/02/2008 04:23)
Ny fitiavana dia mitsiry manomboka eo @ fatanoran'ny olona,any am-pianarana izany ra ny tokony ho izy,tsika tsirairay avy angamba samy mba nanana ny olona tiany sy niriany,tao ny afaka niaraka ary nivady mihitsy aza,tao ny niaraka de nisaraka fa tsy nifanaraka,tao koa anefa ireo tsy niaraka mihitsy satria tsy nanana fifandraisana na kely aza.Ity farany ty no tena tiako tsindrina.Ankehitriny efa tsy tany an-tsekoly intsony fa samy efa nanana ny fiainany nefa misy tampoka ny occasion ahafahana miaraka @ le olona,zakanareo ve ny tsy hampirafy:?:
Ny fitiavana tsy miova fa ny fotoana no samihafa:roll::roll::roll:
Rah zakanareo d mba omeo hevitra
Misaotra
Ny fitiavana tsy miova fa ny fotoana no samihafa:roll::roll::roll:
Rah zakanareo d mba omeo hevitra
Misaotra
répondu par rastafarai le 26/02/2008 04:49
3. ikaretsaka
(
11/02/2008 05:36)
dory rehefa zaka...
andramo aloha koa..
sady possible ilay izy no tsy possible .
ny manao sy ny manandrana azy no hanamporofoana izay
andramo aloha koa..
sady possible ilay izy no tsy possible .
ny manao sy ny manandrana azy no hanamporofoana izay
4. sakaizakely
(
11/02/2008 06:01)
io mitsiriritra ny ao ambilian'ny sasany io an 8-) Tsara karakaran'ny hafa dia mody hoe mbola mamy aminao angamba
eritrereto hoe raha ianao no nahazo azy tam zany fotoana izany dia ho hainao ve ny nitazona azy ho tsara mampitsiriritra otran'ny nahitanao azy izao
za klou tsy mahavita mampirafy zany ka, ze tsy tiako atao amiko tsy ataoko ho an'ny silako
matoa misy ny faniriana hitsingatotra dia mety tsy tena tinao ny efa vadinao. anjaranao ny misaina an'izay

5. boule
(
11/02/2008 08:02)
tsy hitako zay lazaina fa za zao tena ao anatin'izany mitsy, tsitako koa zay tena hatao!!!!
7. bins
(
11/02/2008 13:13)
andramo alo fa refa ts atao io de ts zaka fa refa atao zaka fona satry sitrapo. sad le halatra ko milay b.
8. tess
(
11/02/2008 13:13)
andraso: aon koa izany mifidy ny lohany anefa matahotra ny masony izany....
rastafarai: tsy misy afa tsy enao ihany no mahalala izany !! na zakanao na tsia.....
rastafarai: tsy misy afa tsy enao ihany no mahalala izany !! na zakanao na tsia.....
9. soanja
(
11/02/2008 16:03)
Fa angaha tsy mba azo atao ny minamana tsotra fotsiny? Inona moa no mahamaika amin'izay firaisana sns.. iny azo any an-trano ihany. Azonao tiavina ny namanao ary madio. Ampafantarina ny vady ny fisiany ary setrin'izany dia lasa namanareo izy na samy mifampinamana ianareo rehetra.
Aza asarotina ny fiainana fa izay no manimba indrindra raha efa niteraka.
Fa raha tsy mety mihitsy moa izany satria be loatra ilay fakam-panahy te hanannn dia tsory amin'ny vadinao ny fanirianao hampiaraka amin'olon-kafa dia hita eo raha zakany le izy.
Ny fitiavana dia mila kolokoloina lalandava ary ny fitiavana dia ifampizarana fa tsy ankiafinafina. Io vady an-trano io no tokony lohalaharana amin'ny fiainana fa raha mihena izany fitiavana izany ka nifindra any an-kafa dia resaho izy sao misy azony hanampiana anao.
Tadidio fa tsy izay faniriana amin'ny fiainana akory dia tsy maintsy hotanterahina avokoa. Misy ny mahasoa ary io no tsinjovina. Ka raha toa ka efa nanorina fianakaviana ianao dia ny mahasoa ny fianakaviana no tokony ho faratampony.

10. xyxy
(
11/02/2008 23:40)
I Soanja nanoratra ny biographie sy ny voyage-ny ve ity mamaly ity ? Hitako @ fanoratany sy ny valinteny mipetrapetraka mantsy ...
11. rastafarai
(
12/02/2008 02:36)
Olona samy tsy mbola misy engagements daholo fa zany we le tonga d handray fanampahan-kevitra no tena sarotra so d miaraka d tsy mifankahazo refa tena mifankahalala tsara,ny eto arina nefa ny azo kou lasa,aleo angamba alou miafina d hita eo...
za ihany marina d nahavaly an'le izy,wain teto fotsiny...:oops:
za ihany marina d nahavaly an'le izy,wain teto fotsiny...:oops:
16. hassinah
(
25/02/2008 14:34)
tsy aleo ve mba ts mampirafy e?zakako lony e! ra tena tia enle olon eraana ts miertrertra hhhhhhampirafy zany akory!tena marrrrrrriinna eeee!!!(l)(l)(l):oops::}:D
18. rastafarai
(
26/02/2008 04:49)
Hoy hassinah:tsy aleo ve mba ts mampirafy e?zakako lony e! ra tena tia enle olon eraana ts miertrertra hhhhhhampirafy zany akory!tena marrrrrrriinna eeee!!!
:D Otran'ny aona le we"tena tiana"???8)
:D Otran'ny aona le we"tena tiana"???8)

:-D:-D