inona ny mampazoto anao kokoa?
1. LazaDaddy
(
10/02/2008 20:37)
Inona ny mampazoto anao kokoa, ka tsy mila "ampahatsiahivina" ianao manao azy ary anokananao fotoana manokana bebe kokoa satria tianao ilay izy?
- Mianatra ny Tenin'Andriamanitra?
- Miara-mivavaka?
- Mijery television?
- Mijery cinema?
- Mamaky Magazines? Magazines inona?
- Misakafo?
- Mandeha vacances?
- Miaraka @ sipa/namana?
- Mitady vola?
- Miala voly?
- Mitety tsena?
- Mianatra ny Tenin'Andriamanitra?
- Miara-mivavaka?
- Mijery television?
- Mijery cinema?
- Mamaky Magazines? Magazines inona?
- Misakafo?
- Mandeha vacances?
- Miaraka @ sipa/namana?
- Mitady vola?
- Miala voly?
- Mitety tsena?
répondu par fijo le 12/02/2008 23:48
5. ikaretsaka
(
10/02/2008 21:02)
LazaDaddy:
Inona ny mampazoto anao kokoa, ka tsy mila "ampahatsiahivina" ianao manao azy ary anokananao fotoana manokana bebe kokoa satria tianao ilay izy?
- Mianatra ny Tenin'Andriamanitra?
- Miara-mivavaka?
- Mijery television?
- Mijery cinema?
- Mamaky Magazines? Magazines inona?
- Misakafo?
- Mandeha vacances?
- Miaraka @ sipa/namana?
- Mitady vola?
- Miala voly?
- Mitety tsena?
Amiko, izay anisan'ny nobeazina zezoita sy nozarina ao @ ilay hoe " Mizaha sy midera an'A/tra amin'ny zavatra rehetra" (finding God in all things) dia mitovy daholo ireo, satria asa fizahana sy fanehoana ny fihetsehan'A/tra ao anatinao aby izany! mampi manifester an'ilay A/tra (fanahy masina) ao anatinao sy ny fahasoavana azo avy aminy aby ny fampiasainao ireo talenta sy fahasoavana rehetra ireo.
6. pissoa
(
10/02/2008 21:29)
LazaDaddy:
Inona ny mampazoto anao kokoa, ka tsy mila "ampahatsiahivina" ianao manao azy ary anokananao fotoana manokana bebe kokoa satria tianao ilay izy?
- Mianatra ny Tenin'Andriamanitra?
- Miara-mivavaka?
- Mijery television?
- Mijery cinema?
- Mamaky Magazines? Magazines inona?
- Misakafo?
- Mandeha vacances?
- Miaraka @ sipa/namana?
- Mitady vola?
- Miala voly?
- Mitety tsena?
hi hi hi ! tsisy mila ampatsiahivina ahy angamba ny fanaovana an'ireo - fa ilay mampazoto kokoa fotsiny no valiako :-D
11 - Mitady Vola (za tsy mitady tsinona)
10 - Mijery Televiziona
9 - Mitety tsena
8 - Misakafo
7 - Mandeha vakansy
6 - Miara-mivavaka
5 - Mianatra ny tenin'Andriamanitra
4 - Mijery cinema
3 - Mamaky magazines (tsy voatery magazines fa izay karazana mamaky boky rehetra. siansa sy teknolojia, finoana katolika, izay manohitra ny katolisisma sy ny kristianisma, novels, sns)
2 - Miaraka amin'ny sipa/namana
1 - Miala voly (izay atao rehetra toy ny fialam-boly daholo rehefa atao amim-pitiavana :wink: )
Afa-panadinana ve za ? :-D:-D:-D
7. LazaDaddy
(
10/02/2008 22:05)
Afa-panadinana ve za ?afa-panadinana indry raha i pissoa no mpitsara :). Manatona an-dry ho azy ny vola an! hmmm!
10. rakaroka
(
10/02/2008 22:25)
Tsy hitako loatra izay handaharana ny fahazotoako amin'ireo : Miatrika ny fiainako aho, dia izay handavorariana izany dia mampazoto ahy avokoa, tsy afaka hanao hoe: hivavaka ihany dia tsy hitady vola, tsy hisakafo, fa samby ilaina aby, tsy azoko hamaivanina ny hafa noho ny sasany ka ho safotra eny an-dalana tahaka ilay namana tsy nisakafo tsara...
Pour l'instant tsy mahamaika ahy aloha ny vacances, fa samy manana ny fotoany aby, anefa tsy milaza izany hoe tsy ilaina koa izany!...Ary misy tsy ao anaty lisitra koa ny zava-mapazoto, fa izao angamba ny fahaizana mandrindra ny fiatrehana azy ireny no zava-dehibe.

11. LazaDaddy
(
10/02/2008 22:27)
rakaroka> mety ho samy ilaina tokoa kanefa misy ny mampazoto kokoa noho ny sasany...amiko aloha ireo misy tena tsy ilaiko mihitsy :) (ohatra: mitety tsena, mijery sinema). Tsy midika akory izany hoe ratsy satria tsy ilaiko :)
14. rabilabila
(
10/02/2008 23:39)
Ko mampihomehy be ilay fanontaniana ko !! reducteur be ilay zavatra atao :
Mitady vola mba ahafahana misakafo sy miala voly ( sinema,mividy magazines sy boky ,manao vôkasy,miaraka amin'ny sipa /namana mba mitety tsena indraindray ).
Dia raha fintinina izany dia hoe:
-miaraka mivavaka
-mamaky ny tenin'andriamanitra ( izay sokajiko ao anatin'ny boky sy magazines).
-mijery telé (izay mety ao anatin'ny fialam-boly koa)
-mitady vola.
Izany no hanaovako hoe tsy misy afatsy ireo angaha satria izaho izao dia tsy mivavaka ,tsy mijery telé afatsy 1fois/ semaine angamba raha be indrindra ,mamaky boky fa tsy baiboly ...dia ahoana ? tsy afaka manala fanadinana akory fa tonga dia tsy ampy ny dossier .
:-D:-D:-D