inona ny mampazoto anao kokoa?
23. ikaretsaka
(
11/02/2008 00:41)
nitantaraina fa tsy nahita...
be ireo "nijoro vavolombelona" :-D:-D:-D:-D
be ireo "nijoro vavolombelona" :-D:-D:-D:-D
25. ikaretsaka
(
11/02/2008 00:46)
ireo nijoro vavolombelona io no mitantara ko.. tsy haiko ireo na vilambava na tsia..
za moa tsa mpijoro fa dia mitatitra izay mba henoko fotriny
za moa tsa mpijoro fa dia mitatitra izay mba henoko fotriny
30. Tokinao
(
11/02/2008 12:56)
LazaDaddy:
Inona ny mampazoto anao kokoa, ka tsy mila "ampahatsiahivina" ianao manao azy ary anokananao fotoana manokana bebe kokoa satria tianao ilay izy?
- Mianatra ny Tenin'Andriamanitra?
- Miara-mivavaka?
- Mijery television?
- Mijery cinema?
- Mamaky Magazines? Magazines inona?
- Misakafo?
- Mandeha vacances?
- Miaraka @ sipa/namana?
- Mitady vola?
- Miala voly?
- Mitety tsena?
Ra za manokana de 'zao :
ireto ihany no tsy mba adinoko :)
-1° Miala voly?
-2° Miaraka @ sipa/namana?
-3° Miara-mivavaka?
Ireto ndray de matetika adinoko
- Mijery television? : alefako presk 24/24 fa tsy jereko akory
- Mijery cinema? : fandaniambola io amiko (hevitro manokana io a :) ). Ny télé aza moa tsy vitako jerena ko mainka fa io :).
- Mamaky Magazines? Magazines inona? : efa ela no nasoloko internet zany mangazinina zany :^)
- Misakafo? : tsy de zava-dehibe loatra amiko. Refa tena manaikitra ny kankana vao tsy maintsy mikaly raToky ;)
- Mandeha vacances? : vitsivitsy @ taona iany no anaovana azy ka tsy mila tadidiana loatra
- Mitady vola? : efa miditra isambolana io k tsy mila tedavina tsony :)
- Mitety tsena? : refa tena tsisy atao, na koa mitady zavatra manokana vao manao an'io raTokinao.
- Mianatra ny Tenin'Andriamanitra? : ianatra iany, ka tsy aleo ve miaraka e. io le "miara-mivavaka"
34. Tokinao
(
11/02/2008 15:15)
cutie :
itako no tsitako tsony atsy @ mmu sy mmmu 'ko. sa efa mandositra hihihi.
( lasa ôrsize tsika zany :) )
itako no tsitako tsony atsy @ mmu sy mmmu 'ko. sa efa mandositra hihihi.
( lasa ôrsize tsika zany :) )
35. cutie
(
11/02/2008 15:19)
hihhihihi tokinao
sao de mba bloque aza toi:-D
my hira klassika alefako any atao anaty blaogy:)
sao de mba bloque aza toi:-D
my hira klassika alefako any atao anaty blaogy:)
36. Tokinao
(
11/02/2008 15:54)
cutie:
hihhihihi tokinao
sao de mba bloque aza toi:-D
my hira klassika alefako any atao anaty blaogy:)
za alo de tsy miteny tsony e :?.
aleo faranana ity ôrsize ty cutie fa sô de teztra ny sasany a :). anoraty atsty ambadika za ra te-hifanadala ndray e hehehe
38. pissoa
(
11/02/2008 19:51)
LazaDaddy:
pissoa> Noheveriko fa miserasera :). Za mba koa ampianaro
Raha mandray lesona ivelan'ny baiboly toi dia ampianariko maimai-poana :b:-D:-D:-D:-D:-D
40. LazaDaddy
(
11/02/2008 21:21)
pissoa> izaho mandray tsara mihitsy raha tsy mifanohitra amin'ny Tenin'Andriamanitra voarakitra an-tsoratra :)
