maditra ny anikizy
1. news2dago
(
09/02/2008 13:51)
sarotra tenenina tia andrakandrana! ny tanora @ izao fotoana izao!
sahirana ny ray aman-dreny satria dia lasa tia herisetra sy manendaka ny ankizy sasany tsy mahatanty ny rindram-piaramonina sy ny rendrarendram-piainana!
http://news2dago.blaogy.com/

répondu par dziana le 02/05/2008 13:48
2. tess
(
09/02/2008 21:15)
io ny mauvaise fréquentation no mahatonga io....tsara fantarina ny naman'i zanakao fa raha vao hafahafa fiainga dia ferana tsy hinamana aminy....:°)
3. ainaheri
(
10/02/2008 09:32)
Marina ny tenin'i toi Tess,fa saingy sarotra @ rad ny hanaraka zay ataony any ivelany any 24/24,ary misy ko moa ny rad sasany zay diso mampihanta diso tafahoatra ny zananany mba ampitoviana @ hafa,noho ilay capricen'ilay zaza!!
4. soanja
(
10/02/2008 13:12)
Ny fitaizana sy fanabeazana no anton'io. Raha tsy manana fahaizana manabe ny Ray amandreny dia tsy mahagaga raha hiroso amin'ny maizina ny zanany.
Ny olombelona mantsy dia tsy mahalala izay fiainana vanona avy hatrany ankibon-dreniny fa mila beazina vao hahalala izany.
Asa mafy, modely tsara ny manodidina , dia vokatra tsara no azo!

6. tsiafoi1
(
12/02/2008 16:14)
Ny zanako zany vao 8ans sy 6ans, de tena efa tsapako we mihasarotra ny fitaizana azy. En plus tsy mihaona mihitsy ny famille dans la journée, rehefa tonga ao an-trano indray ny hariva de efa matory ny ankizy, de ity misy mba zavatra fanaonay telo mianaka sao mba mety mahasoa antsika rehetra :
Isa-maraina de manao fahazarana izahay :Le mbola mitsotsotra eo ampandriana maraina, mandra-pitsangana iny, de zary fahazaran'izy mianadahy ny manatona ahy eo ampandriana. Ecole de sagesse no filazanay azy, ary tsy miotra ny 15mn - 20mn (miresaka zay nataon'izy dahy sy nitranga tany ampianarana, mitantara nofy, na mianatra fahalalam-pomba iray) Rehefa tsy vita eo moa ny resaka de tohizana any anaty fiara indray rehefa mizotra ho any ampianarana (6h à 6h20)no fanaovana izany. Vigile du matin ny manaraka an'iny 10mn. Tena mahomby tokoa io fomba io sady mahafinaritra ny ankizy le calin vao maraina sady miresadresaka.

7. niryna
(
19/02/2008 05:05)
Ny ray aman-dreny no taratra voalohany ary raha tsy ampy fitiavana ny zaza dia mitady izany any ivelany.Na dia ao aza ny fiteny hoe zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza fa na dia lehibe aza izy dia tsy miala aminy izany,misy ihany ny lesoka,toy ny fiaraha-monina ,ny toerana nianarany,ny ankizy miaraka aminy ary ny fiainana izay andalovany.Sarotra be ny hilaza hoe voaaraka 24/24 ny ankizy,ny taratra ao an-tokantrano izay hitany amin'ny rar aman-dreny dia efa lesona iray lehibe mahatonga azy ho hendry na maditra ihany koa.
Raha mpivavaka hianao, dieny mbola kely dia miaraha mamaky baiboly aminy sy mihira masina ary mampianatra azy hivavaka irery ao am-po isaky ny misy zavatra mahazo azy na mila an'ATra izy, mizara ireny tantara amin'ny baibolin'ankizy ireny ihany koa .
Alefaso mianatra sekoly alahady izy na fandaharana fianarana soratra masina.Rehefa miha-lehibebe ka hatra@ tanora izy dia hoento manao sport izay tiany ary ny tena rar mihitsy no miaraka mifaly sy miogahoga mijery azy manao baolina (mety daholo izay fanantanjahantena),misy fatotra mafy tokoa ao aminareo sy ilay zaza (ny ray na ny reny na izy roa).
Misy fandaharana koa ho an'ny tanora ary toy ny tanora mandeha any amin'ny club na toeran'ny tanora(fandihizana sy fisotroana ary filokana) mivoaka rehefa zoma sy sabotsy alina,raha azo atao dia alefaso izy hiaraka ny namany manao basketball na bowling miaraka amin'ny namany ary ferana ny ora ahatongavany ao antrano,aleo koa manaraka ilay fandaharan'ny tanora any am-piangonana ireny (mianatra soratra masina,ampianarina ny momba ny fiainan'ny tanora,ary dia miafara amin'ny filalaovana domy sy karatra ary filomanosa sy fanaovana basketball,volleyball.Ny antony dia mba very dia any izy no mahazo herim-panahy.
Anjaran'ny ray aman-dreny no tsy mitsahatra mametraka ny zanantsika ho eo ampelantanan'Atra.
Andramo fa mandaitra io ary dia ho afaka ny tebitebinao rehefa mivoaka ny tanora satria hianao efa nivavaka ary nangataka an'Atra mba omeny ny fanahy masina hiaro izay diany sy ataony any ivelany any.:D
(l) niryna

8. xxx
(
19/02/2008 21:24)
mila jerena koa ny fiaraha-monina, satria in-1-1 dia sarotra ny zavatra iainana ao, ny fivavahana toa tsy manome valim-panontaniana mahomby, ny sekoly toa endrika ivelany ihany fa tsy mitondra ny tena hoe fanabeazana,
9. tsiafoi1
(
20/02/2008 13:17)
Anjaran'ny ray aman-dreny no tsy mitsahatra mametraka ny zanantsika ho eo ampelantanan'Atra.
Andramo fa mandaitra io ary dia ho afaka ny tebitebinao rehefa mivoaka ny tanora satria hianao efa nivavaka ary nangataka an'Atra mba omeny ny fanahy masina hiaro izay diany sy ataony any ivelany any.
niryna
Misaotra Nyrina, tena efa miaina io tokoa ny tena, fa teo aloa arakaraky ny nahabe fanahiana no toa vao mainka nampivaona azy ireo na t@'ny fianarana, na ny fahendrena. Fa @'izao rehefa mahatsapa fa tsy maharaka 24/24 azy ireo intsony de nanankina izany feno t@Atra ka dia tapa tokoa fa miditra an-tsehatra ATRA, ary nahatsapana fahombiazana ny ankizy na t@'ny fianarana na t@'ny fahendrena.
10. dziana
(
02/05/2008 13:48)
Za kou miombon-kevitra @ tsiafoi1 fa toy izany no niainako ny fahazazako ary tsapako ny lanjan'izany hoe fitiavan-RAR zany .Tsy miteny akory za hoe tena hendry be za fa raha ny tao antin'ny fahazazana dia ( AZAFADY FA TAPAKA TAMPOKA NY RESEAU NAY E ) ilaina tokoa ny fifanatonan'ny famille mba hananan'ny akizy confiance fa tia azy ary azony itokiana ny RAR hanampy azy raha misy probleme izy.Ho mora aminy ny hihaino ny tenin'ny RAR raha mazoto mihaino azy koa ny RAR . Donc ,ao anatin'ny famille no miainga ny fanabeazana fa tsy atao excuse foana ny hoe tsisy fotoana hifampiresahana.
Ho an'iza ary ny tsiny aveo raha misy mahazo ny akizy ?