Sipa kely surprise
1. Kapistra
(
08/02/2008 09:21)
Avy zany ny orana tamin'zay e!
Izaho nanana elo,dia noelofako 'zany izy e!
Dia hoy aho hoe:ity misy télécarte sao ilainao.
Taty aoriana 'zany dia nividianako gilasy izy e!dia noentiko nitsangatsangana,avy eo nomeko cadeau surprise!
........ndray andro dia hoy izy tamiko:
Ity ny vatako homeko anao manontolo.Surprise!
Fa surprise taminy koa 'zany ilay izy ,
fa tsy noraisiko ilay fanomezany e!
Tohiny rahampitso.

répondu par livakelybira le 31/10/2008 08:16
7. kiadi
(
08/02/2008 15:39)
manotra nohon'ilay serie amerikanina mapangitangitaka reny le tantara ! tssss!:-D:-D:-D
12. Papoose
(
09/02/2008 06:49)
kapistra, tsy nooraisinao ny fanomezany fa ohatran'ny imagineko hoe nitsonika be le glasy t@ nanomezanao azy e?:^):-D
Mam, taiky le!:-D
ainaheri, vatan-gilasy mahalasa eritreritra!:^) satria ohatran'ny hoe nesorina tao anatin'le vatana zany le glasy vao natolotra!! kaiky marina! nahavoa le jo:-D
Mam, taiky le!:-D
ainaheri, vatan-gilasy mahalasa eritreritra!:^) satria ohatran'ny hoe nesorina tao anatin'le vatana zany le glasy vao natolotra!! kaiky marina! nahavoa le jo:-D
13. Kapistra
(
09/02/2008 08:25)
Ooooaaay,tena tsy nampoiziko.Tena azafady fa zao vao afaka e!izaho kosa aloha efa nanambara hoe rahampitso ny tohiny an!.
Jereo ao amin'ny lohahevitra fitiavana ary ny tohiny dia hiarahantsika mifampizara e!
Jereo ao amin'ny lohahevitra fitiavana ary ny tohiny dia hiarahantsika mifampizara e!
15. Kapistra
(
09/02/2008 08:51)
Stretch;Papoose;Ainaheri sns>
"Ity ny vatako homeko anao manontolo"
Tena saika torana aho tamin'io an!
fa angamba nisy lalandrà majinika ihany tapaka.
Tsy noraisiko 'zany lay fanomezana,fa satria
tsy nifandanja ilay izy e!
Tess>
Inona ny dikan'ilay mi pail fa tsy azoko e!

16. fasaly
(
09/02/2008 08:55)
efa nisy dinika nandeha teto momba io e! mipail mandoha resto anlay sipa hono de eto ndray ni pail gilasy:-P
17. mikau
(
09/02/2008 11:07)
:lol: de ataovy ôtran 'lay nanaovany an'lay glasy ko zany izy kou!!!:-Dha:-Dha:-Dha:°) de mlay e!!
18. Papoose
(
10/02/2008 08:15)
enao kosa aza anie ry kapistra efa tsy nila nipail vatana fa efa nahazo graots e:^)
19. Kapistra
(
10/02/2008 12:43)
:?:
ahoana koa ary 'zany ,toa i Tess no anontaniana dia i Fasaly no mamaly.Iray ihany ve ireo sa misy fiaraha-miasa e?
Papoose>'lay fitiavana 'zany tsy manantena tambiny e!
Manome manome hatrany.Mahasambatra io an!