Sipa kely surprise

21. Kapistra ( 10/02/2008 16:36)
Tess,
Kay viiyyyy;iaho ve nahalala!
22. tess ( 10/02/2008 17:00)
tsa manakory iii! ary aroky ngah avy any antanàna koa?
23. Kapistra ( 10/02/2008 17:19)
Tsary avy any aho ka!mba tiako fotsiny lay fiteny.
Hainao mihintsiny 'lay izy an!
24. tess ( 10/02/2008 17:46)
ary mahay tsara ery any enao izany raha izany...
AHY mahay mahitsiny ka! taoko avy any any iii!:°)
25. ikaretsaka ( 10/02/2008 17:56)
taaaa koa reto eee'! ia ro hatraia?
26. tess ( 10/02/2008 18:05)
taaaaa! ary agnao ro ia???? hay tokotrany moa i le ika.io.
27. Papoose ( 10/02/2008 20:18)
kapistra, marina le ts mila tambiny fa nytiko tenenina hoe ny ol rehefa mitady ka tiany dia mahafoy mipail izy fa enao zay manana sansa be maitsy fa mahazo gratos, de mbola aokory ndray??
efa fitiavana aby any zany le akizy iii!!
28. tess ( 10/02/2008 20:25)
eny anga! fitiavana aby izany ...:°)
29. Kapistra ( 11/02/2008 09:45)
Tess:
Ndrokiny kosa hoa mba firy taogny?
fa tsa mba hitako ao anaty fisy.
Sa mitady hanano siripirizy?
30. Papoose ( 11/02/2008 12:18)
tsy tess ange le reninjaza ry kapistra e!:°):-D:-D
31. tess ( 11/02/2008 13:18)
:-D:-D:-D:-D papoose:-D:-D:-D

kapistra: androky ve ro tsy mahita tsara sa ahako ro nanadino???
32. Kapistra ( 11/02/2008 14:58)
Tena tsy azoko mihitsy ity Papoose ity ka;
sao dia izy ary no reninjaza?
33. Papoose ( 12/02/2008 05:31)
kapistra:lol: de ho possible v ny hahareninjaza ahy @ na jobakely 20ans nefa na ny taonako aza tsa mbola ampy an zany datoa?

sady raha za no le ho reninjaza de manjary lasa za ndray le kotina:^)

Za kosa alouuuuu............ambians eeeeee!!
34. Kapistra ( 12/02/2008 07:43)
Papoose:-P Daaatoa ahooooooonaary.
Ry Nenitoa koa manawaaaina be.
Fa firy taona marina moa nenitoa e!
(taona nahaterahana :1937)
sa toraka bilao be io :-@?
35. Papoose ( 12/02/2008 11:53)
na bebe aza mbola azonao hiantsoana ahy tsara!!!
nefa mino aho fa tsisy ol handany fotoana hikoty bebe zany! nefa tsary manin fa andrasako zay anjarako e!
mba fomba fiteny zany datoa zany fa dee!:roll:
36. Kapistra ( 12/02/2008 18:20)
:o:oAhoana koa ary 'zany ;tena misy zavatra tsy mazava;
aleo aloha handinika kely.Hotohizako rahampitso.
Misaotra aloha amin'ilay fahamatorana e!
Tena mahafinaritra ahy ny miresaka aminao an!.
Manana firehankevitra hafa mihitsy.
"Vraiment Intelligente" hoy ny vazaha.
37. Papoose ( 13/02/2008 03:39)
8):-D hafahafa zan marina!
38. Kapistra ( 15/02/2008 13:40)
Nisy maman'ny tsaiky manangy iray 'zay zany.Maniry izy io ny hanambadiany zanany vavy vazaha.Io tsaiky io 'zany ankevitry ny 20 taona eo ho eo.Dia nanano serasera tamin'ny vazaha tamin'ny Net.Ny sary sy ny fisy dia an'io tsaiky io daholo fa izy tsy mahay teny frantsay tsara dia ny mamany no nisolo azy teo amin'ny fifandraisana.Nandeha ny ora sy ny fotoana ;raiki-pitia 'lay vazaha,satria io mamany io efa mahay miresaka l'amour tsara.Avy akeo 'zany ,nilaza amin'izay ilay vazaha fa mila miresaka face à face amin'ilay tsaiky.Eo amin'izay ilay olana ???
"Ino ndraiky raha ataoko Mr Gérard "hoy io mamany tsaiky io tamiko ;satria izy koa raiki-pitia amin'ilay vazaha,ilay zanany anefa efa vonona be ery.
Ahoana ary ny mba hevitrareo amin'io maman'ny tsaiky io?
Azo heverina koa mantsy ny hisian'ny maman'ny tsaiky hisolo vava ny tsaiky manangy ato amintsika ato amin'ny serasera ato?

39. ari.malala ( 15/02/2008 13:56)
:-D:-D:-Dô ry kapistra a! aza manapatsinay mints nge azafady eh=))=))=))=))=))maita ambara fona mnts
40. Kapistra ( 15/02/2008 21:31)
Ary mba nankaiza ary i Tess e!
tena mbola tsa azoko tsara ro ny valintenignao.
Tena notsakarahako tao fa tsa hitako sao dia ndroky nanadino?.
Hoy Kapistra:
Ndrokiny kosa hoa mba firy taogny??
Hoy Tess: androky ve ro tsy mahita tsara sa ahako ro nanadino???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2594