Fivorian'ny handray anjara @ tetikasa Telomiova.org

1. hery ( 08/02/2008 07:58)
Raikitra izany ny fivorina @ 16 febroary ao Antananarivo, ka dia tongava maro izay mazoto andray anjara an'i tetikasa Telomiova. Ary afaka mitondra namana izay mazoto hiara hiasa sy tehy halala bebe kokoa.

Ny toerana hivorina:
Foibe Antilin'i Madagasikara
Ambony tonelina Ralaimongo
Analakely

Mora hita ihany izy io, raha mbola samy ao Antananarivo ihany. :)

Ny ora:
Atao hoe manomboka @ 9h30 maraina

Raha misy fanontanina sy ny contact dia i Tosoa:
Tél: 034 01 236 31
Email: elsifaka@telomiova.org

Confirmation: tsara raha mampilaza mialoha an'i Tosoa izay ho avy, na par tél, na par mail.

Ho raisahana @ io:
- présentation des collaborateurs
- présentation de la situation d'avancée du projet à date (dont le site)
- présentation du roadmap
- discussion sur l'organisation et la répartition des interventions dans les écoles
+ formation sur les outils de collaboration en ligne (important, j'ai eu écho que certains ne suivent pas les infos, n'étant pas à l'aise avec les outils)
+ programmation de la prochaine réunion.
répondu par ravatorano le 18/02/2008 14:20
2. ravatorano ( 08/02/2008 09:16)
raha eto antoeran dia ho avy ary hanao confirmation amin'izay fa misaotra naao nampilaza ra hery an !
3. naritsimba ( 11/02/2008 04:51)
slt daholo!
aleo fa hiezaka ny ho afaka aho raha toa ka tsy misy antony manokana momba ny asa.
Dia maneho fisaorana ny mpikarakara rehetra, ary manentana ny namana izay afaka fa: Totohondry voavokona io ka ny manainga ny sisa.
Misaotra izay vonona ary mampirisika ireo izay mbola mampisalasala.
naritsimba
4. sasa ( 11/02/2008 05:01)
dia mampahery ireo izay afaka fa ny za moa izany noho ny asa d tsy ho afaka amin'io, mazotoa daholo
5. nirijimka ( 11/02/2008 08:30)
ok!
merci hery a! voaray ny hafatra!
za aloah tsy maintsy hoe ho any e! any zany ry zalahy mihaona a!
6. lo ( 11/02/2008 10:24)
fa inn toko le izy fa za tsy d naharaka lotra
7. ANARIM ( 11/02/2008 13:55)
misaotra e! avy aiza ny lalana mankany azafady????
8. ecampus ( 11/02/2008 21:25)
lo:

fa inn toko le izy fa za tsy d naharaka lotra


Mombamomba ny tetikasa Telomiova dia afaka vakinareo eto:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4781f26b8cdf6

Amin'ny fivoriana io dia ho azavaina tsara ny momba azy, ny vinavina sy ny ho avy. Ka dia tongava maro!

9. ANARIM ( 13/02/2008 07:49)
oay, loza fa neveriko d oe am talata, kay sabotsy 16
tsssssss tena tsy tafa kay zà
nefa mba interessée
inn no azo atao???
10. rakaroka ( 13/02/2008 18:43)
Izaho ry reto tsy ho afaka ,anefa mba mi-interesse ahy izy io. :oops::oops::oops:Lavitra Bbbe ny misy ahy koh:wink::wink:fa dia mahavità Bbbe eeee!....
11. elsifaka ( 13/02/2008 19:03)
ANARIM:

misaotra e! avy aiza ny lalana mankany azafady????



Akarakara, raha avy any analakely dia mivily miankavanana ohatran'ny ho any amin'ny tonelina, dia misy totohatra maloto be io eo amin'ny ankaviandalana, dia miakatra eo ianao dia mijery miankavanana dia mahita panneau Foibe Antilin'i Madagasikara.

Dia otrotrizay ihany ny lalana, raha avy any antaninarenina dia midina an'ilay fidinana eo amin'ny Pergola iny, dia mijanona amin'ny ankaviandalana ihany dia midina rehefa mahita totohatra dia tonga hitanao ilay toerana.

Raha ankoatr'izay ny toerana ialanao dia aleo mamonjy an'Antaninarenina na Analakely dia avy eo manaraka ny torolalana eo ambony.

Raha avy any ambohijatovo, dia mizora ny lalana mankany Analakely dia mivilia miakavia ohatran'ny ho any amin'ny tonelina dia tonga dia miakara ilay totohatra io, dia izay.
12. Rasiligaoma ( 14/02/2008 06:33)
totohatra maloto be.....:D totohatra raha samy totohatra koa izany ary hafa raha mba fanoroana lalana
13. Tattum ( 14/02/2008 09:51)
Naritsimba> tongava fa efa namana teo hatraminy voalohany, fa betsaka ny vaovao.

Nirijimka> hé!hé! ianao indray ve no tsy ho avy marina e?! 8)
Tongava maro fa toa t@ fivorina ireny faona ny ambiance :wink:
Mavitrika ny ekipan-tsika a!

Anarim sy Rakaroka> mbola ho hisy fihaonana maro fa faly faona izahay mandray namana vaovao. http://tetikasa.telomiova.org/ ny takelaka afahana misoratra anarana hoe andray anjara.
Na koa aza misalasala miantso an'i Tosoa, na ny namana mavitrika izay efa teo hatraminy voalohany.
14. ravatorano ( 16/02/2008 08:50)
mino ah fa efa vita izay ilay fivoriana any
ny tenanay dia tsy maintsy miasa anio maraian ka tsy tafa tany ary ialana tsiny ihany na dia tara aza vao afaka nanao izany !
hihezaka ny ho avy amin'ny manaraka satraia maha liana ahy mihitsy ireo tetikasa ireo ry tattum !
:wink:
15. Tattum ( 18/02/2008 10:47)
Dia misaotra an'ireo Namana izay tonga t@ iny fivorina vaolohany iny, hatramin'izay nitsanganany tetikasa.
Mbola ho hisy maromaro, fa mbola be no ho vita miaraka ry zareo a. :)

ravatorano:

mino ah fa efa vita izay ilay fivoriana any
ny tenanay dia tsy maintsy miasa anio maraian ka tsy tafa tany ary ialana tsiny ihany na dia tara aza vao afaka nanao izany !
hihezaka ny ho avy amin'ny manaraka satraia maha liana ahy mihitsy ireo tetikasa ireo ry tattum !
:wink:

Ravatorano> tsisy tsiny fa @ manaraka indray izany a! Mafinaritra fa hatraminy noresahantsika ambakan'ny Hery tany ireny, dia nandroso tsara ny tetikasa.

Ka dia aza misalala manontany an'i Hery, Glou, Avylavitra, Naritsimba, Voahirana sy ireo rehetra izay efa teo t@ voalohany raha misy fanampina sy fanontanina.
16. ravatorano ( 18/02/2008 14:20)
misaotra anao tattum an !
^:^^:^^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809