inona kay le lettre d' engagement le ao @ ambassde
1. xxx
(
07/02/2008 20:13)
inona kay le lettre d' engagement ao ambassade fa tena tsy azoko mintsy
répondu par Veloo le 10/02/2008 23:44
2. tess
(
07/02/2008 20:19)
tts fenoina fa mahazàka anlay oul hafarana ianao....
ny aty aminay izao dia tts fenoina fotsiny sisa fa ny soratra rehetra manambarambara io efa vitanjereo ao am mairie fa enao mameno ny mombamombanao sy manao sonia fotsiny....
mila jerevany ny revenue nao anefa raha mazàka anlay oul marina fa raha kely revenue de possible ho refusé ny visa

3. Veloo
(
07/02/2008 20:50)
io letter io ve ahafahan'ny olona avy any dago mankaty frantsa sa ahona?
Toa oe enoko koa fa tsy omen-dry zareo visa hono ny celibataire ankizy?
Sa embassade afa no tsy manome?
ary ahona ny fidirana touriste ao frantsa mora ve?

4. tess
(
07/02/2008 21:05)
ka lay izy kou nge miova foana ny lalànajareo e! zay tinjareo ampiarina anio ihany de ampiarina...ireny sipa celibat ireny no tena sakananjareo knou!
ié io lettre io anisan'ny famenon'ny tts ilaina ahazoana visa mivoaka

5. xxx
(
08/02/2008 15:39)
tena tsy azoko inona le izy de aiza no hakana azy de iza no manao azy le olona miheberger ve sa le olona vao andeha
6. tess
(
08/02/2008 16:01)
hitanao????? ilay olona mi heberger no mila manao an'io mandefa azy any am lay oul hafarana any dago izany....any am commune dool ny tts no alaina sauf ny fiche de paye satria iny no takiana
any am commune ianao no maka info fa zareo mahalala ny ilaina rehetra am fanafarana oul....
hazavainao any am commune fotsiny hoe hanafatra oul hipetraka ao amiko aho! na hanao vokasy fotsiny izy na hianatra ohatra na hitsabo tena hipetraka ao aminao...dia ny commune ihany no manazava aminao ny ilaina sy ny fandehany rehetra....samy manana ny azy mantsy ka izay no tsara handehanana any sady zareo ihany koa no manome ireo tts ilaina ireo anie e! ho soniaviny dool ireo vao halefa any madà sinon tsy manankery any madà ndray ny tts.

7. Veloo
(
08/02/2008 18:27)
ary ahona ny fidirana touriste ao frantsa mora ve?
Tess a ary ahona ity? sa juste mi-dependre an'ilay taratasy fotsiny dia mande ho azy?
8. tess
(
08/02/2008 19:35)
veloo: zà ky tsy ao frantsa an!
fa na izany aza miara miasa ny ambassade d'allemagne , france ary belgik.....
raha tourist otrzay dool ihany ny tts ilaina e!
toa ny fahalalako azy ny visa toristik no mora alaina indrindra raha mbola tsy nanana blem tam fandehanana na ny sambany vao handeha io ko!
ny olona efa refusé de mety tsy hanana chance ttsotry raha tsy hoe mahita risoriso angaha
kanefa tandremo am risoriso fa misy mbola manao io ary mahatafavoaka tokoa fa ny ity sy inday ihany fa aza manome vola aloha izany mitsy fa de eo enao no raisina.

9. Veloo
(
08/02/2008 19:50)
Misaotra aky a :-*:-*
ka izy ity ve na la na vavy na anitra na tanora mety doly sa mbola tamisendry zareo ko?
toa ny fahalalako azy ny visa toristik no mora alaina indrindra raha mbola tsy nanana blem tam fandehanana na ny sambany vao handeha io ko!
ka izy ity ve na la na vavy na anitra na tanora mety doly sa mbola tamisendry zareo ko?
10. tess
(
08/02/2008 19:53)
mety dool aky fa refa sipa feno taona celibat izy no mikakay kokoa fa everiny hanambady vazà aty ivelany ....notmalement refa complet ny tts ilaina rehetra ka manana revenue tsara isambolana ilay manafatra dia tsy misy olana mitsy fa mahazo visa foana....
12. agoago
(
09/02/2008 13:20)
Ny lettre d'engagement ao amin'ny dossier foronina fahazoako azy dia lay olona mangataka visa mi s'engage fa hiverina aty antanindrazana rehefa vita ny dia aty Etat schengen. Ny certificat d'hebergement lay dossier ataon'ny mpampiantrano azy.
13. Veloo
(
10/02/2008 23:44)
agoago [ Valio ] 09-02-2008 14:20:26
Lohateny : Re : inona kay le lettre d' engagement le ao @ ambassde
Ny lettre d'engagement ao amin'ny dossier foronina fahazoako azy dia lay olona mangataka visa mi s'engage fa hiverina aty antanindrazana rehefa vita ny dia aty Etat schengen. Ny certificat d'hebergement lay dossier ataon'ny mpampiantrano azy.
kay taratasy roa be zao mihitsy? misaotra retsy:-*