Ilay hira milaza ny finoako.

1. soanja ( 05/02/2008 03:29)
Isaorako izay namorona ity hira ity.
Vavaka feno ho ahy isa-maraina vao afaka manohy asa hafa aho.

http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0

répondu par cutie le 08/02/2008 22:51
2. tywa68 ( 05/02/2008 08:13)
misaotra Soanja a ! tena tsara tokoa ilay vavaka ohatr'izao !
Ampiako an'ty hira ty e :-*:-*
http://www.dailymotion.com/video/xxwtz_zanaka-adala
3. loick ( 05/02/2008 11:28)
tena mahay zvt lahy A/tra nampisy anareo roa ireto ato amin'ity serasera ity an !:^):}
4. soanja ( 05/02/2008 12:13)
tywa68:

misaotra Soanja a ! tena tsara tokoa ilay vavaka ohatr'izao !
Ampiako an'ty hira ty e :-*:-*
http://www.dailymotion.com/video/xxwtz_zanaka-adala



Tsarabe tokoa ilay hira. Misaotra nizara. :-*:-*:-*(l)

5. ikaretsaka ( 05/02/2008 14:00)
ny ahy ilay hoe" everybody's looking for the hero , when the hero is in everyone"
no milaza ny finoako..
dommage tsa misy video fa jereo ao @ itunes ao ny hero an'i V wooten
6. mmmhh ( 05/02/2008 15:13)
ny ahy indray ireto tena tiako hiraina isa-maraina
"Tsara Ianao" an'i Fara Andriamamonjy
... izay mitranga amiko anio, rapitso, rahatrizay, ekeko fa tendrinao raha mbola Ianao no miahy, ka dera no atolotro .....
"Andriamanitra Fitiavana" ao @ fihirana fanampiny
.....raha maraina mibaliaka ny andronay ety, Ianao no masoandro niaviany..... ka ny vavaka atao izay mipololotra ao am-ponay ao ny hoe ampy ho anay ny fahasoavanao ...."
"un jour à la fois" an'i Pathy
....un jour à la fois oh mon Dieu c'est tout ce que je demande ...... hier c'est passé et demain ne m'appartiens pas, mon Dieu aide-moi aujourd'hui guide moi ....
tena tiako be dahol ny tonony; maraina mifoha iny zà mihira an'io, tena tsapako hoe miaraka amiko Atra.^:^
7. mmmhh ( 05/02/2008 15:33)
tywa68 > tsy mivoaka ilay jereo eto fa avereno;:wink:
8. soanja ( 05/02/2008 16:21)
ikaretsaka:

ny ahy ilay hoe" everybody's looking for the hero , when the hero is in everyone"
no milaza ny finoako..
dommage tsa misy video fa jereo ao @ itunes ao ny hero an'i V wooten


Andraso hoe jereo sao misy an'io anaty Itune-ko. Ok misaotra nizara koa amin'io.


9. soanja ( 05/02/2008 16:22)
mmmhh:

ny ahy indray ireto tena tiako hiraina isa-maraina
"Tsara Ianao" an'i Fara Andriamamonjy
... izay mitranga amiko anio, rapitso, rahatrizay, ekeko fa tendrinao raha mbola Ianao no miahy, ka dera no atolotro .....
"Andriamanitra Fitiavana" ao @ fihirana fanampiny
.....raha maraina mibaliaka ny andronay ety, Ianao no masoandro niaviany..... ka ny vavaka atao izay mipololotra ao am-ponay ao ny hoe ampy ho anay ny fahasoavanao ...."
"un jour à la fois" an'i Pathy
....un jour à la fois oh mon Dieu c'est tout ce que je demande ...... hier c'est passé et demain ne m'appartiens pas, mon Dieu aide-moi aujourd'hui guide moi ....
tena tiako be dahol ny tonony; maraina mifoha iny zà mihira an'io, tena tsapako hoe miaraka amiko Atra.^:^


Tiako be daholo koa ireo hira ireo fa misaotra. Tsy manana ilay farany io anefa aho. :-*:-*


10. nandrianina1 ( 05/02/2008 16:42)
nena jesus you are my everything kirk franklin no tena mampahery ana isanandro
http://www.youtube.com/watch?v=dPoz8E_bN1Q
tsy mahatsiaro irery mintsy za
11. nandrianina1 ( 05/02/2008 16:47)
ie feno fanetretena be io hiran'firin io ry soanja a!
12. cutie ( 05/02/2008 18:31)
ny ahy ndray le hira "aza avela hahalala" sy le hira we "ny foko trotraka ........":)
13. cutie ( 05/02/2008 20:40)
http://www.youtube.com/watch?v=yYkJaenZWw4
14. cutie ( 05/02/2008 21:18)
de ty koa http://www.youtube.com/watch?v=Q2tUVKIC8Ts&NR=1
15. fijo ( 05/02/2008 21:54)
za moa tsy mino ka ny ahy ity no tiako
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tears+in+heaven/video/x1f9yz_eric-clapton-tears-in
16. fijo ( 05/02/2008 21:55)
de homanga anie ny lanitra hozy
17. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:07)
tsara ny mangalanitra an:-D
18. fijo ( 05/02/2008 22:09)
raha sady mihaino io hira io,no manga ny lanitra eeee tretrika e
19. cutie ( 05/02/2008 22:21)
20. fijo ( 05/02/2008 22:29)
inoan indray no lol e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0538