Ilay hira milaza ny finoako.
23. nandrianina1
(
06/02/2008 04:29)
cutie> ary tyhttp://www.youtube.com/watch?v=iOhqydiL_ak&feature=related
fijo>see U when U get there
fijo>see U when U get there
24. soanja
(
06/02/2008 05:23)
Misaotra indrindra antsika rehetra nizara ny masaka sy ny manentana antsika isanandro hanatratra ny tanjona rehetra izay tiantsika amin'ity fiainana ity. Dia ny fananana an'Andriamananitra isanandro mitsinjo sy manoro lalana antsika ary mitsimbina antsika na amin'ny mafy na amin'ny mora.
Fijo, tiako koa hira natolotrao io. Io hira io mantsy dia natolon' i Eric Clapton ho an'ny zanany mbola kely defa maty. Tena mahateny tsara tokoa ny tian'ny ray amandreny niteraka hampitaina ny hira. :-*:-*:-*

32. rabilabila
(
08/02/2008 22:26)
Mozika mampitony ahy raha "sendra" misy fisafotofotoana noho ny antony maro.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/yundi%2Bli/video/x9h04_chopin-piano-concerto-no-1-yundi-li
http://www.dailymotion.com/relevance/search/yundi%2Bli/video/x9h04_chopin-piano-concerto-no-1-yundi-li