Tandremo marina e!

1. Ylly ( 30/01/2008 18:35)
tena miala tsiny ry zareo fa nataoko fanahiniana ny handefasana an'ity eto mba hampitandrina antsika rehetra, @ teny frantsay izy io ka tena miala tsiny fa lasa miova ny fototry ilay voalaza raha navadika.



À lire immédiatement,
j'espère que vous ne faites pas ceci!!!
Répondre à un téléphone cellulaire lorsqu'il SE RECHARGE!
Il y a quelques jours une personne rechargeait son téléphone à la maison. Durant ce temps, un appel a sonné et il a répondu, le téléphone toujours branché à la prise. Après quelques secondes l'électricité est entrée dans le téléphone sans contrainte et le jeune homme a été lourdement projeté au sol. Ses parents sont arrivés en trombe dans la chambre et l'ont trouvé inconscient avec un pouls très faible et les doigts brûlés. Il a été transporté d'urgence à l'hôpital mais est décédé en cours de route. Les téléphones cellulaires sont une invention très utile mais il faut savoir qu'ils peuvent causer la mort.
Ne jamais utiliser un téléphone cellulaire lorsqu'il est branché à une prise électrique!
répondu par XxxX le 02/02/2008 08:52
2. tess ( 30/01/2008 18:41)
:{:{:{:{ aleo ihany lay tsotsotra otran'ny ahy izany!mampalhelo:?
3. Ylly ( 30/01/2008 18:57)
ka na tsotra na tsy tsotra anie mitovy ihany e! marina e! fa aleo mitandrina ry zareo fa mandalo fotsiny anie ity fiainana ity e!
4. penina ( 30/01/2008 19:12)
Io ve tsy baombina? Koa raha tsy haute tension ny finday koa. 4.5V nge ireny raha tsy diso aho e.

Betsaka ange ny any amin'ny internet no mitady sary nofanofa any dia mamoron-dainga. Dia aheliny dia falifaly ery mahita an'ilay izy miparitaka.
5. ikaretsaka ( 31/01/2008 03:10)
possible ka.. ny pile LiPo sy ny Li Ion rehefa surchargee ka mipoaka tena bomba atomika mihitsy
6. mitia04 ( 31/01/2008 05:10)
Mba loza kou zany!
7. endrika01 ( 31/01/2008 07:27)
Mampatsiahy ahy tantara 1 zay,tena nisy,zandriko lahy no tratra teto,ny azy ndray tsy finday fa le écouteur atsofoka @walkman reny,natsofony teo priz le izy,de natsofony teo @sofina,kay natsipiny courant nitsirara tery @tany ,tsy tadidiko we natao ahoana ny nanala azy fa zahay tena!Soa ihany fa tsis aina nafoy.
8. comptezo ( 31/01/2008 07:36)
9. sakaizakely ( 31/01/2008 08:34)
hoax = lalitra
10. booboo ( 31/01/2008 15:55)
re-lalitra
11. ikaretsaka ( 31/01/2008 16:07)
http://www.youtube.com/watch?v=SQ0SNESIkWk&feature=related

http://www.youtube.com/watch?v=4OsBc8RqSKU&feature=related

ho an'ireo mpanao ilay hobby mandefa roplanina teleguidee sy rocket dia mampiasa ireny piles @ phone ireny izy

izoa no afitsony rehefa overcharged ireny raha ireny...
12. tslem ( 31/01/2008 18:42)
penina:

Io ve tsy baombina? Koa raha tsy haute tension ny finday koa.



Manaova oe fananïna i penina d ho hita eo zay mitrànga?
13. penina ( 31/01/2008 20:28)


Docteur Tslem Bekiraro de l'institut national des recherches appliquees en Roumanie, a publie le 31 Avril 2005 qu'il est possible que les canines attrapent le sida.
L'idee est simple. Elle a fait injecter le virus VIH a des chiens de sexes differents and bla and bla and bla
14. sakaizakely ( 31/01/2008 20:54)
penina

avy nifoka inn ndry ?
15. ainaheri ( 01/02/2008 04:39)
Za matetika manao an'io sy mampanao oul an'io ,fa tsy mbola niharany na naheno raha tsy zao klé:-D:-D
16. ainaheri ( 01/02/2008 04:50)
mety sarzera mabe in kely maso zany ,lay tsy norme reny:D
17. mitia04 ( 01/02/2008 05:01)
ainaheri: refa ho avy zay ny loza na sarzera inn aza d ipoahany eo fona enao, ary aza mba mimé loza hoa fa tss, faly am fahavoazan'ny sasany fotsiny!
18. tslem ( 01/02/2008 13:36)
penina:

[i]le 31 Avril 2005

:roll:
tena avy nifoka marina ngamba d histoire efa tam 2005 aza fongarina tany dôôly :-D:-D:-D
19. penina ( 01/02/2008 19:27)
nifoka mokety. Tsara ry reto ah, andramo ange eh.
20. ainaheri ( 01/02/2008 19:46)
za efa nanandrana ,mahadizina :-D:-D sady tsy lafo:D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1659