le rehefa mandalo ny aspirateur dia matoritoria eo ambony mokety eo.. de ataovy hoe fouaaaaaaaah fouaaaaaaaaaah! akaikin'ny orona !
raha mahatanty vovoka dia tsy mila aspirateur mandalo fa tsara ihany anefa rehefa mandalo ny aspirateur fa lasa vovoka no fohina @ izay fa tsy le mokety tsotry !