Akatona @ ahoana ary? F'angaha nakatona ny RDB fa tsy ny fandaharana iray no nijanona? Aza manelitsaho e. Rehefa fantatry ny fanjakana manohitohina ny fomba fitondrany dia azony ajanona. Ary izy ihany no hitaty ny vokany rehefa tonga ny fitsarambahoaka. Safidy io ka izay tsy mahay miala na raha mahay tazonin'ny vahoaka.