Vokatry ny karajia!

1. fetrakens ( 30/01/2008 05:54)
Misaotra anareo tsy dia manao resaka tsy ampiheverana loatra ato @forum serasera, tsy te -haheno aho mantsy oe nakatona koa hono! nefa vazivazy izany fa "liberté d'opinion" sy demokrasia no manjaka ato.
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 08:08
2. Jeankely ( 31/01/2008 02:55)
Akatona @ ahoana ary? F'angaha nakatona ny RDB fa tsy ny fandaharana iray no nijanona? Aza manelitsaho e. Rehefa fantatry ny fanjakana manohitohina ny fomba fitondrany dia azony ajanona. Ary izy ihany no hitaty ny vokany rehefa tonga ny fitsarambahoaka. Safidy io ka izay tsy mahay miala na raha mahay tazonin'ny vahoaka.
3. fetrakens ( 04/02/2008 07:05)
Tsy azon-lah le tiako kozina ry baina a! mba mahaiza mamaky teny e!
4. Jeankely ( 04/02/2008 08:08)
Tsy azondrabofy koa ny valiny izany e=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487