reo olomalaza sy manapahaizana..

1. naughtyboy ( 29/01/2008 13:53)
asa isika na mba mahafantatra olona mitovy2 @ tony na azo atao oe maningana ao anatiny maro mba resadresahana,ny tena manampahaizana amiko ikoizana atr@ zao taonjato maro2 zay,voalohany raha asina laharany de Leonardo da vinci sady architect,anatomist,musician,polymaths,physician,painter ..1452 ra tsy diso aho ny taonjato niainany efa taty aorina taonjato 2 arivo vao nisy nahavaky ny sasany @ reo code nosoratany lery,tao ihany ko ry Ian Fleming(namorona ny penicillin),ry Thomas E. Edison namorona ny takamoa fa ny tsikaritro de isaky ny arivo taona ngamba vao misy oul tahakany reny,iza ko no fantatrareo:lol::lol:
répondu par naughtyboy le 03/02/2008 20:37
2. naughtyboy ( 29/01/2008 14:01)
Oay saika adino talohany L.D.Vinci mo zany de tao ko ry Archimedes le grika zay enjana ko t@ androny zay anisany namorona princip-ny hydrostatic,fiadiana t@ androny romana Eureka zay nahomby tokoa,lery mo zany tsy vitany oe mathematician fotsiny fa sady astronomer ko no physician..
3. xxx ( 29/01/2008 15:53)
tao ihany ko ry Ian Fleming(namorona ny penicillin)

Alexander Fleming no namorona ny penicillin
Ian Fleming namorona ny James Bond 007
;-)
4. xxx ( 29/01/2008 16:22)
Ratsiraka Didier Ignace :lol::lol:
5. penina ( 29/01/2008 20:11)
namorona ny tatezana mitsingevana
6. ikaretsaka ( 29/01/2008 20:37)
penicillin 007 manao spy ny ao anaty vatana ..
ndao inventer-tsika sy o penina:-D
7. penina ( 29/01/2008 20:44)
tsotra, ampanaovina palitao fotsiny ny penicillin :-D
8. ikaretsaka ( 29/01/2008 20:47)
de mila penicillin vavy rehefa akaiky ho vita ny mission
9. penina ( 29/01/2008 20:55)
poletahana fotsiny dia lasa misy takiba

fa entra pa marina physicist* :wink:
10. ikaretsaka ( 29/01/2008 21:18)
:-D:-D:-D lety tena tssssss
11. naughtyboy ( 30/01/2008 11:18)
xxx marina:-D:-D:-D ,fa taloha b tany nisy ko ry pythagore sy ny akamany ary ny tena mahavarina de oe le bandy namorona ny zaridainany babylon ao anatiny zavamahagaga 7 erantany
12. naughtyboy ( 30/01/2008 18:34)
nebuccadhnezar2 izy io (600taona talohany J.K)zaridaina mihantona eny ambony rano tao Al Hillah zay Iraq @ zao fotoana zao,namboariny ho any vadiny ..fa iza ko ny sasany mba kobonareo ry zalah an
13. melody ( 30/01/2008 19:35)
tena tsy mahay e, ny ahy ny fantako izao dia i mr Bean izy no king ny 'disaster':°)
14. ratonga ( 30/01/2008 20:07)
melody: =)):-D:-D
néna ny fantako dé i békiraro namorona ny tetezana teny isotry:-D
15. ikaretsaka ( 30/01/2008 23:47)
naninoan tokoa ny naha bekiraro an'io e?
16. penina ( 31/01/2008 02:10)
Aleo ary ataoko famalina Simpsons:

Raha nahay izy naninona no maty?

:lol:
17. jiolah ( 31/01/2008 08:34)
rabaininay e namorona an'io anjely mainty io
18. naughtyboy ( 31/01/2008 13:08)
melody:-D:-Dary charlie chaplin nga tsy revinao,lery manko ny zokioul @hatsikana :D

penina,marina fa physicist no izy ary betsaka efa nisy elab fa ny physician ko misy fa mbola tsy nisy teraka atr@ zao:-D:-D
Aleo ary ataoko famalina Simpsons:

Raha nahay izy naninona no maty?
tsotra iny kah ze mahay rano ihany no maty ozy:°):-D

xxx momba ndry Fleming maro2 ihany manko ry zalah no nalaza ka nisangojy za t@ iny:°)

Ozy Ika
naninoan tokoa ny naha bekiraro an'io e?
betsaka nivarotra kiraro fripy teo @ io Isotry io ozy ny lovatsofina
19. tslem ( 31/01/2008 18:31)
Mba taditadidiko ndray reto :

James WATT
James Prescott JOULE
Georg OHM
André Marie AMPERE
Gustav Kirchoff
Alessandro VOLTA

20. ikaretsaka ( 31/01/2008 19:06)
naughty> efa taty afara vao nisy nivarotra kiraro fripy aza teny ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3583