reo olomalaza sy manapahaizana..
21. agoago
(
01/02/2008 13:27)
Rehefa tsy hainao lay thème resahina lay olona sahala naughtyboy eto dia aleo tsy mamaly fa sady fanajanao ny hafa izany no tsy mampiseho koa hoe tsy ao mihintsy ianao
22. naughtyboy
(
01/02/2008 17:53)
azavao tiany ago2 lazaina,misy theme tinao lazaina v eto sa reo voalaza no misy tsy azonao de azo azavaina tsisy olana :wink:
misy zv tsy haiko oh. anotaniko ny hafa zay ny nolazaiko de azoko tsara ra misy fanazavana ilainao,fa ny tsy mamaly fotsiny otrany kabary tsy valina hafa2..
misy zv tsy haiko oh. anotaniko ny hafa zay ny nolazaiko de azoko tsara ra misy fanazavana ilainao,fa ny tsy mamaly fotsiny otrany kabary tsy valina hafa2..
23. naughtyboy
(
02/02/2008 14:33)
Hypatia avy any Alexandria taona 300 marihina fa vhv:-P namorona ny hydrometer,astrolabe zay anisany maridrefy hita voalohany ampiasaina @ tontolony habakabaka sns(astronomical instrument hoany astronomer,navigator) Any @ firenena Islamic oh.de mampiasa azy io andrefesena ny firindrany zao tontolo(longitude ,fotoana, masoandr,kitana,volana sns),ny astronomer tandrefana ndray mampiasa azy io ho andalinana horoscope no sady nahita ny distillation rano
anisany fototry fitanterana,herimpamokarana(power generator),fanadiovana ny rano @ sira,fomba fiasany fermentation zay hita matetika @ fanamboarana zvpisotro misy alcohol mahery(divay sns..) azafady fa somary lava2 ny resaka androany fa tsy boribory8):D
25. naughtyboy
(
03/02/2008 20:37)
Eka ozy Optik:wink:
Isaac Newton tsy azo adinoana,anglisy nanoratra sy namelabelatra ilay boky \"Philosophiae naturalis principia\"( momba law of inertia sy ny lalana mifehy ny universal gravitation,planetary motion ze mampihodina ny tontolo manazava @ fomba hafa taorinany Mo tzu sy ry Galileo,Aristotle,rene Descartes)
Albert Einstein rainiboto tsy iadinkevitra fa anisany rainy mathematic modern t@ taonjato 20 no sady mpikaroka physicist fantatra @ noho reo asany theory of relativity,mass energy equivalence E=mc2 ..
Karl Max Ernst Ludwig Planck rainoboto ihany ko fantatra noho ny asany Quantum field Theory ze @ ambangovangony fifandraisany radiation sy ny matter mifanohy @ sehatra atomic sy subatomic oh.standard model sns..