le vola 29,5 e par jour mandritra ny sejour ve obligé tsy
1. xxx
(
27/01/2008 14:57)
saika mba hanontany za hoe le vola 29,5 e par jour pendant la dureé de sejour aty france ve obligé tsy maintsy presentena ao @ ambassade sa tsy voatery de inona no taratasy mahasolo azy (justificatif de moyens d' existence suffisants pour la dureé du sejour)
répondu par ainaheri le 16/02/2008 20:07
2. xxx
(
28/01/2008 07:57)
Misy fanakalozam-bola zay ery ambohijatovo ery, dia eny mangataka attestation bancaire fa na tsy manana io vola io aza ianao dia hanamboaran-dry zareo fa manome sôsy anazy an!
4. xxx
(
30/01/2008 11:02)
io attestation bancaire io ilay tadiavin'ny ambasady
tandremo fa mety manontany ny any Roissy hoe aiza ilay vola
tandremo fa mety manontany ny any Roissy hoe aiza ilay vola
5. xxx
(
30/01/2008 11:59)
de aiza io attestion io no alaina ?de olona tsy maintsy manana koty @ banque ve sa raha ohtra le olona hoe misy mihe-berger any mada de kaontiin'ilay olona miheberger anazy ko mety
6. xxx
(
31/01/2008 10:18)
Io voalazan'i xxx iray io , afaka mandeha @ ireny trano fanakalozam-bola ireny ianao dia izy mety afaka manome, hazavao azy tsara ny cas-nao
Momba ny hoe ilay olona mi heberger no miantoka dia anontanio ny ao @ ambassade hoe mety ve raha attestation de prise en charge
Momba ny hoe ilay olona mi heberger no miantoka dia anontanio ny ao @ ambassade hoe mety ve raha attestation de prise en charge