Ny dinika "fivavahana sy finoana" no betsaka indrindra
1. betroka
(
25/01/2008 22:23)
Faly tokoa aho fa ny dinika "fivavahana sy finoana" no mahasarika olona be indrindra (androany : 67942)
2) Ny fitiavana (54574)
3) Hatsikana sy lalao (50211)
Mampalahelo fa ny vetso serasera no farany (906).
Mila ezaka koa !
2) Ny fitiavana (54574)
3) Hatsikana sy lalao (50211)
Mampalahelo fa ny vetso serasera no farany (906).
Mila ezaka koa !
répondu par fijo le 29/01/2008 22:26
2. fijo
(
25/01/2008 22:26)
ka tadidio fa ny resaka olombelona dia mifototra amin'ny finoana.koa tsy mahagaga raha io no be indrindra ny mpandray anjara
3. ikaretsaka
(
25/01/2008 22:27)
dia aleon'ny olona miresa-pivavahana izany toy izay mametsovetso rehefa avy mihanihany sy voadonam-pitiavana tany ko:-D
analyse des faits vinaninany no nataoko eto an
analyse des faits vinaninany no nataoko eto an
4. rabingogilabanga
(
25/01/2008 22:32)
ahoana mo le hoe androany?
saingy raha tomorina ankaiky, dia ahoana hono?
dinika fivavahana ftsiny ohatra: serieux sa discussion oiseuse toa an-dry bila sy fijo, sy ...?
na trop fermé to an-dry niryna?
i katsaka sy soanja ihany aloha no toa (amiko io fa tsy voatery ho marina an) milay hatreto, sa diso ve aho...?
7. nandrianina1
(
25/01/2008 22:52)
aza de ty mandaka @ ambavafo otran\'io ry bingogilabamga a(saika tsy haiko ny namaky le ps:-D)!
angamba misy tsofoka re le katsaka eo ambony io vo marina le anarana:-D
angamba misy tsofoka re le katsaka eo ambony io vo marina le anarana:-D
9. ikaretsaka
(
25/01/2008 23:49)
nandrianina.. mikatsaka aho dia mikaretsaka re e
izany tsy atao manahirana:wink:
izany tsy atao manahirana:wink:
15. ikaretsaka
(
25/01/2008 23:57)
de hamainina koa.. tsy mety amin'ny lehilahy ilay lena fa ilay mando no mety
17. ikaretsaka
(
26/01/2008 00:01)
kozy eee..
ny an'ny lehilahjy matetika zavatra efa maina no atsobony ao anaty rano ohatra ho mando indray...
fa ny an'ny vehiuvavy tonga de...
ok..passons....:-D
ny an'ny lehilahjy matetika zavatra efa maina no atsobony ao anaty rano ohatra ho mando indray...
fa ny an'ny vehiuvavy tonga de...
ok..passons....:-D
