Ny dinika "fivavahana sy finoana" no betsaka indrindra
23. ikaretsaka
(
26/01/2008 00:15)
ndana koa manaraka azy..
tsy midika hoe miaraka matory an.. fa manaraak azy matory
tsy midika hoe miaraka matory an.. fa manaraak azy matory
25. ikaretsaka
(
26/01/2008 00:53)
manome torohevitra za fa tsy mibaiko...
raha nibaiko aho nikaravasy... (ohatran'ny nandroaka sarety)
raha nibaiko aho nikaravasy... (ohatran'ny nandroaka sarety)
28. rabilabila
(
26/01/2008 01:29)
:-D:-D:-D Mbola tsy tapaka indray ny tsinaiko raha tsy nahita an'ilay famaritana momba ny resakay sy Fijo sy..."oiseuse":roll::roll: Tsy misy bon sens aloha dia oiseuse rehefa avy eo ! Eh bé! Samy mifaingoka ( bingo sy bila )ihany ve leiroa dia tonga dia hifamely be toa an'io ? Maninona raha tonga dia atao hoe tsy tiako fotsiny ny tsy mpino dia mazàva ?:oops: :):lol::-D=)):snif:
29. ikaretsaka
(
26/01/2008 03:17)
ahitan-draha ra bila an.. tsy hita e
nandrianina> "mikaretsaka" erak'izao tontolo izao e. "misy an'era"
nandrianina> "mikaretsaka" erak'izao tontolo izao e. "misy an'era"
31. niryna
(
26/01/2008 07:27)
fijo:
ka tadidio fa ny resaka olombelona dia mifototra amin'ny finoana.koa tsy mahagaga raha io no be indrindra ny mpandray anjara
Ahoana ity ry fijo?
nisy nanome ahy io ka mba zaraiko ho antsika eto.
Vivre pour mourir ou mourir pour vivre ?
Satan, tout comme Jésus, désire gagner des âmes pour son royaume. Cependant, la
perspective qu'il montre à l'humanité est diamétralement opposée. Satan
présente la vie par des faux semblants : drogue, adultère, fraude, etc. Mais
derrière tout cela, se cache la mort !
Le diable, par des leurres, trompe les gens en les conduisant à une déchéance
certaine. Eve pensait posséder la vie, mais finalement, elle s'est retrouvée
exclue du jardin d'Eden. Le fils prodigue croyait posséder la vraie vie en
quittant la maison du Père, mais pour finir, il a reconnu de lui-même que sa
vie était un véritable gâchis. La Bible est claire : "Si vous vivez selon la
chair, vous mourrez" (Romains 8.13a).
Mais, grâces soient rendues à Dieu, qui est venu mourir pour nous, afin que
nous possédions la vraie vie. "Car Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné
son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu'il
ait la vie éternelle" (Jean 3.16). Le mot vie à cet endroit n'a pas pour
origine le mot "bio" c'est-à-dire la vie physique mais plutôt le mot "zoé"
qui signifie "vie abondante".
Cher lecteur, Jésus est venu vous donner une vie abondante. Néanmoins réalisez
ceci : "En vérité, je vous le dis, si le grain de blé qui est tombé en terre
ne meurt, il reste seul ; mais, s'il meurt, il porte beaucoup de fruit" (Jean
12.24). Pour posséder la "vraie vie", il faut d'abord mourir aux plaisirs de
ce monde. En effet, si nous mourons à la sensualité de ce siècle, alors nous
vivrons. Paul a dit à Timothée (2 Timothée 2.11) : "Cette parole est certaine
: si nous sommes morts avec lui, nous vivrons aussi avec lui".
En conclusion, nous pouvons déclarer que Satan présente la vie, mais derrière,
il y a la mort, alors que Jésus présente la mort, mais derrière, il y a la
vraie vie. Faites votre choix ! Vivre pour mourir ou mourir pour vivre ?
32. ikaretsaka
(
26/01/2008 14:17)
ka nen'i fijo anie efa hay fa vivre pour mourir e..
izay mitady ny hamonjena ny ainy ainy no vao mainka hi sahirana hamonjy izany maninona moa hoy ilay tsimpona iry?
izay mitady ny hamonjena ny ainy ainy no vao mainka hi sahirana hamonjy izany maninona moa hoy ilay tsimpona iry?
33. prime
(
29/01/2008 12:50)
Niryna> Misaotra ny amin'io fampatsiahivana nentinao io...
Ikaretsaka> "Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia hahazo izany." Matio 16:25
Ikaretsaka> "Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia hahazo izany." Matio 16:25
34. ikaretsaka
(
29/01/2008 17:39)
ary raha sitrak'i jesoa ny hamonjena ny ainy .. ireny le naufrage lasa caniballe ireny ohatra... dia ahoana
35. fijo
(
29/01/2008 22:26)
ka izao isika miaina,de avy eo tsy hafa miala fa hofaty.dia vita ny tantara.
rabilabila an,sao dia nahatsiaro vorona kosa lery nahita antsika namoaka hevitra teto???
rabilabila an,sao dia nahatsiaro vorona kosa lery nahita antsika namoaka hevitra teto???
