perikopa 27 janoary 2008

1. betroka ( 24/01/2008 21:03)
Miarahaba amin'ny anaran'ny Tompo,
Tsy azoko tsara ny perikopa voaraiko ny amin'io alahady io :
I KORINTIANA 1.10 – 13,17
Raha azoko tsara dia toko 1°, and. 10 à 13 + Toko faha 17
Tsy misy toko faha 17 ny IKor.
Misy mety afaka hanampy ahy ve ?
Misaotra mialoha.
répondu par ikaretsaka le 26/01/2008 00:06
2. LazaDaddy ( 24/01/2008 21:30)
betroka> 1 Korintianina toko 1 andininy 10 ka hatramin'ny faha 13, miampy andininy faha 17
3. betroka ( 24/01/2008 21:39)
Misaotra indrindra ry LazaDaddy. Loza ity alizaimera ity marina.
4. LazaDaddy ( 24/01/2008 21:56)
Ianao no isaorana Betroka nampatsiahy an'io vakiteny io :)
5. ikaretsaka ( 24/01/2008 23:45)
Betroka.. misaotra nampatsiahy.
ny mba nanasitranako ny alzemera-ko tamin'io dia hoe ny faingo manaraka ny "trait" dia midika hoe "borneo eto,(dingano eto) de toizo eto":

6. fijo ( 25/01/2008 22:47)
da capo izany.
7. ikaretsaka ( 25/01/2008 23:44)
ie.. aza mivelatra no dikany
8. fijo ( 25/01/2008 23:45)
ratsy ihany izany ko
9. ikaretsaka ( 26/01/2008 00:06)
ka izay aza no dikan'io ko..
borneo eto borneo eto.. le sujet zao dingano
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3056