Nifanena hono ireto Malagasy 100% anankitelo, dia hoy ity voalohany, ny anay lety ny dadanay vazah ah, vazah ahoana? menamena ny molony.:-P
Hoy le faharoa ny anay lety mamanay Arabo ah, Fa,fa, Arabo ahaoana eh? mandimandina ny lokony!...:-P
Tsy niteny aloha ilay iray, somary manga maso, mandimandina, ary nihaotra kely dia niteny avy eo hoe: tsss, tsisy maharaka ny Neninay lety ah, f'ahoana???? Ka ny Neninay, miendrika Indienne.
Régalons:-P:oops::oops::oops: