Dialekta ny teny gasy fa tsy Langazy......
1. ra8si2000
(
20/01/2008 18:03)
"Anisan'ny singa iray afahana mampivoatra ny toekarena ny fiteny"
Tsy haiko nareo na mahatsikaritra fa mbola tsy hita ao @ lisitry ny fiteny @reny google na hotmail na yahoo reny ny teny malagasy.
Ny mampalahelo, refa tonga eo @le we "choose your language" ny gasy de mibaraingo??? satria tsy ao ny teny gasy. hany sisa azao atao ny mifidy ny "English,...na French, na Afrikaan...."
Miankina @ tanjaky ny toeka-rena v ny tanjaky ny fiteny iray sa ahoana?
http://
Ra izay no izy maninona ny Filipino(tagalog) no efa ao anatin'ireny lisitra ireny nefa ny teny gasy tsy hita mitsy. Aza adino fa iray sokajy ny teny gasy sy ny filipino(tafgalog)@ fanasokajiana ny fiteny eran-tany.(Malayo-Polynesian languages family)
Izay no matonga a hanotany we sao d mba heverin ol fa dialekta ary ny teny gasy fa tsy Langazy velona.
Sa ahoana?

répondu par Jeankely le 31/01/2008 11:25
3. xxx
(
20/01/2008 18:41)
ra8si2000:
"Anisan'ny singa iray afahana mampivoatra ny toekarena ny fiteny"
Tsy haiko nareo na mahatsikaritra fa mbola tsy hita ao @ lisitry ny fiteny @reny google na hotmail na yahoo reny ny teny malagasy.
:arrow: Mitsingoloka ny fijerinao !
Rehefa mivoatra ny toe-karena dia manisy teny gasy ho azy ireny Google sy Hotmail sy Yahoo ireny ! :wink:
Fa ny gasy koa ange no kamo nefa be menomenona fotsiny e ! jereo fotsiny ny wikipedia gasy.
5. ra8si2000
(
20/01/2008 18:53)
...tena tsy haiko ry xxx fa za sady gaga no malaelo.
Araka ny fijenareo azy, inona ary no tokony atao ampidirana ny teny gasy @reny zavatra reny e?
satri otran'ny mavitrika mampiasa internety ihany ny gasy ra tsy diso a...

6. ra8si2000
(
20/01/2008 18:58)
Le izy koo ve mila miandry ny toekaren ny gasy hatanjaka vao ampiditra ny teny gasy @reny zavatra reny e!
sa le teny gasy mits no tsisy valera de atambatry ny ol ao anatinle Afrikaan?:?:
Ilana fiheverana......:roll:........!!!!

8. ra8si2000
(
20/01/2008 19:08)
:D i xxx ngah tsy t hanampy?
sa efa tsisy ilana ny teny gasy tsony @zao andron'ny globalization sy tic zao?
Ahoana ny mba hevitry ry Jeankely sy ry Badboy @zany? sa Pararantsa sy Angalisy de ampy?....:P:lol::P:lol:

9. badboy
(
20/01/2008 19:09)
f'angaha tsy afaka mampiditra tantarampirenena @ teny gasy na dikanteny @ teny gasy ao @ wikipédia???
10. ra8si2000
(
20/01/2008 19:20)
Ny retraretra mety afaka manao anzany.
Na firenena tsy gasy ary.
Hono wa, efa mba misy "software" gasy (na tsy gasy) v afahana mandika ny teny rehetra @ teny gasy. na ny teny gasy @ teny rehetra?:?:

11. xxx
(
20/01/2008 19:22)
ra8si2000:
:D i xxx ngah tsy t hanampy?
sa efa tsisy ilana ny teny gasy tsony @zao andron'ny globalization sy tic zao?
Iza moa i xxx ? :-D:-D:-D
12. ra8si2000
(
20/01/2008 19:33)
tsy haiko aloo fa ny tenanay koo vahiny e.
sao d mba tsy gasy ary xxx:^) satri tsisy x ao @ alfabeta gasy:lol::lol:
iza mhalala?:roll:
ahoana aloo le fanotaniako teo e
misy "software" gasy (na tsy gasy) v afahana mandika ny teny rehetra @ teny gasy. na ny teny gasy @ teny rehetra?
satria efa naheno a, fefa nisy manampahaizana koreana tonga tany madagasikara nanamboatra io zavatra io niaraka t@ ny pianatra tao @ Fac d Lettr'
Tsy haiko ze fahamarinany sy tsy ffahamarinany...
Ra marina, natao aiza le izy? sa nomena ny Koreana?

13. badboy
(
20/01/2008 19:34)
ra8si2000:
Hono wa, efa mba misy "software" gasy (na tsy gasy) v afahana mandika ny teny rehetra @ teny gasy. na ny teny gasy @ teny rehetra?:?:
Raha ohatar'enao programmeur de tairo!! za manokana tsy kôpy lôtsa ny fanaovana an'io!8)
14. xxx
(
20/01/2008 19:40)
tsy haiko aloo fa ny tenanay koo vahiny e.
sao d mba tsy gasy ary xxx satri tsisy x ao @ alfabeta gasy
iza mhalala?
marina :-D:-D:-D
Tsy haiko ny mikasika ny rindrankajy (=sofware ;) ) ! ny haiko fotsiny dia efa misy ny vohikala misy rakibolana malagasy-frantsay na malagasy-anglisy :
http://malagasyworld.org/bins/homePage
http://www.websters-online-dictionary.org/definition/Malagasy-english/
http://www.geocities.com/Voambolana/
sns
15. ra8si2000
(
20/01/2008 19:43)
Mety tsy vitan ol 1 ngamba zany ry bandy akama Badboy a. sa ahoana?
Mila hanaovana fampiasam-bola (Investment) manokana mits.(avy @ fanjakana na tsy miankina)
Satri "ny teny koo d isan'ny fitaovana politika mahery vaika anehoana ny fiandrianam-pirenena"
Sa tsy zany?
"sady fitaovana mahery vaika entina manjanaka(saina, tany) ho an'ny Mpanjanatany sy Mpanjanatsaina"

16. badboy
(
20/01/2008 19:48)

Ekeko tateraka ranamana!! Tsy adala akory ry zamerika sy ry kelimaso ary ny vazaha mandany vola bdb @ fampivoarana az'io!!:wink::wink:
17. ra8si2000
(
20/01/2008 19:53)
misaotra an i xxx loo @ le rohy e (sy @ le voambolana vao2 rindrankajy). mahazo toraka vonikazo mits xxx @iny taranja iny.
Fa maninn ry zalah no tsy misy Anglisy>Malagasy na Frantsay>Malagasy mits a...?
sa misy?
Ra tsisy mantsy, d midika zany fa fitiavana t haka "infos" mikasika ny gasy sy mada no nanaovana anle izy . Ary fanakanana ny gasy tsy afaka andika ny teny hafa @ fitenin-drazany.
Politika daoly zany e.....:-D:-D

20. badboy
(
20/01/2008 20:13)
Indrisy fa misy eto akaiky eto : ny teny "corse" izay tsy betsaka tsony ny miteny azy ankoatran'ny nationaliste fa nosoloina tanteraka t@ teny frantsay!