Dialekta ny teny gasy fa tsy Langazy......

21. ra8si2000 ( 20/01/2008 20:21)


Manahy a @ teny gasy:roll::!::!::!:

Satri tsy manaiky mitsy ny frantsay ra tsy mametraka anle we " lela ofisialy faharoa " tenenina any mada hono ny teny frantsay.

tsy ho ela d mety ho lela voalohany ra tsy mitandrina ny gasy ........(aza hitako)
sa ahoanaa?
22. ra8si2000 ( 20/01/2008 20:34)
Fa maninn ry xxx no tsisy "website" gasy mahaleo tena mits t@ le rohy teo a ?

to ampiantranoina "website" vahiny daoly le izy?

Sa lafo b ny vidin'ny (na hofan'ny)reny zavatra reny?:P

ohatra we "www.tenymalagasy.net"......na we "www.vaovaotenigasy.com"......:D:D

mbola politikan'ny fiankinan-doha daoly v zany e......?
23. badboy ( 20/01/2008 20:36)
Ka eo ndrindra le olana!! Ary io pôlitika satria refa "isolé" ilay teny iray ka lasa "idiome" (teny tenenina FOKO iray) de mazava ho azy fa ilay teny ofisialy faharoa no manjaka dia ny mitranga aveo de very tsikelikely ny fijery mahagasy ka lasa tsisy fampitahana tsony!!
Mila mihetsika ny tenatsika!!
24. ra8si2000 ( 20/01/2008 20:50)
ka zay nge wa e.

refa tsitan'ol any @ lisitry ny fiteny safidina @reny google, hotmail, yahoo reny ny teny "Malagasy", d tsisy zay ny dikany.

eritrereto we mba isan'ny misoratra ao ny "sesotho" teny tenenina any "Lesotho" tany kely tsy anin tsy anin any Afr. atsimo any. ny malayaam sn....

Ny olana d mbola tsy mierim-panahy @zany mits ny any Dago any fa mbola politikan'ny seza sy kibo no laharam-pamehana hatreto.:-D:-D:-D

sa tsy zany ry zalah?
25. badboy ( 20/01/2008 21:04)
K'izay ndrindra!! Le tonga eo @ fitondrana tsy miheritreritra akoatran'ny ho avin'ny fiankans-ny sy ny mpisolelaka fa ny hoavin'ny malagasy manotolo tsy dia asiany sira loatra!!! rehefa be koa ny mahantra dia voamaika mampety ny politikany satria very fotoana mitady kaly hohanina androany ka tsy miraharaha izay ho avy zany!! Ary raha sanatriavina mihetsika de tonga de poretina de tsy tafetsika tsony!!
Midanikibo ry mpitsetsitra mianakavy! Mila mihetsika ny tenatsika!! Mila miova ny pôlitika ampiharin'ny fitondrana!! Mila mampiseho ny mahaizy azy ny malagasy ra tsizany de ho isan'le tsy maty t@ faran'ny taona fa ho aringana @ taona manaraka!!

26. ra8si2000 ( 20/01/2008 21:07)
Ekeko kloony oe ny kibo loo vao zavatra hafa ...

io resaka sakafo io ko mbola isan'ny olana lehibe tokony jerena akaiky mitsy any dago any.


Oviana re vao mba havita-tena ara-tsakafo ny gasy e?

tsy hanafatra tsony fa hanondrana ny ambim-bava!!!

............???
:roll:
27. badboy ( 20/01/2008 21:09)
Miankina @ sitrapon'ny mpitondra hampazoto ny gasy hamboly ihany io!
28. ra8si2000 ( 21/01/2008 09:29)
Mety tsy voatery hiankina @ pitondra daholo kosa kloony ny mety tsy fetezan-javatra rehetra e!

Indraindray ny vahoaka koo no sarotra entina.
ka ra vao mihenjana ny pitondra d lazaina fa manao Jadona.

Sao d mba miankina @ finiavan'ny tsi-1-1 hifantoka @ asany sy hiezaka hampitombo ny vokatry ny zavatra ataony no afahana mavita tena ara-tsakafo?????

:?::roll:......
29. badboy ( 21/01/2008 11:40)
Tsy diso le hoe miankina @ tsirairay, fa misy andraikitry ny mpitondra koa tokony ho raisiny hampandroso haingana ny fambolena!
Efa manomboka le fizarana "prix" ho an'izay mahavokatra betsaka "par héctar"!! Tsy ratsy io.
Fa tsy mety kokoa ve ny mamatsy vola ny tantsaha rehetra (par crédit ou dotation de l'état) hividianany machine agriculture sy voambokatra (graines à planter plus résistants)izay ny fanjakana no manaparitaka azy eny antsena???
Tsy maintsy misy ilay fiarahamiasa eo anivon'ny fanjakana sy ny vahoaka!!
Raha ny fanjakana irery ny hanao zavatra tsisy vahoaka manaraka dia ho reraka fotsiny sady vola very, raha ny vahoaka fotsiny no andrasana nefa tsisy "fond" (avy @ fanjakana ohatra) de tsy ho lasa lavitra mihintsy.
30. Jeankely ( 21/01/2008 12:42)
Allo Ra-badboy. Izaho koa omeo vola hambolena vary eny antanimbary=))=))=))dia omeo vola andefasana ny ankizy mba hianatra any @ badboy=))=))=))dia tafita Madagasikara=))=))
31. ra8si2000 ( 21/01/2008 17:43)
inona ndray ti mangataka famatsiam-bola any @n-dry badboy ty Razan a?
Arabaina loo enao tonga soa e. enao mits zao no andrasana.....

ny fanjakana nefa ry zalah tsy manam-bola.
d ahoana, mila ny fanampian'ny IMF sy ny WB ndray v zany vao afaka hampandroso ny fambolena?

32. badboy ( 21/01/2008 19:24)
Fa inona moa ny antony mampatanjaka ny "agriculteur"n'ny firenena matanjaka? Subvention'ny état (taxation légère, accès facile au crédit, dotation de l'état.....), sa ny tantsaha mamboly vola koa, sa magie???
33. badboy ( 21/01/2008 20:24)
Ary ao antin'ny MAP sy ny FED ny pôlitique d'aide au dévéloppement de l'agriculture! Tanteraka ve le tanjona voasoratra ao sa ho anjavona ampanidinana tahaka ny setrotsigara?? ny vokatra @ taona ho avy no hilaza azy!
34. Jeankely ( 22/01/2008 08:09)
Tsy nianaran'i Badboy indray angaha fa tsy tokony atao izany ny Mpamboly. Tsy nijery izany WTO izany angaha BADDDDBOYYY? Sa tsy ady hevitra be io any?
35. tsaramaso ( 22/01/2008 12:15)
Valalan'alika ny teny gasy ry lety a !!!!! Dialekta p*** inona !!!!!
36. badboy ( 22/01/2008 12:53)
Aiza ary enao zany jean-kely, ny OMC tsy mandrara ny "aide d'état" fa mi"encadrer"!!! Ny USA aza efa nahita "parade" sahady tsy ahafahana mi"limité" ny "aide d'état sur l'agriclture" satria mody lazainy hoe "dépense de catégorie verte" de tsy tafiditra ao anatin'ny le "définition de la subvention de l'état"!!!
"comme quoi tout mot a son importance et son utilisation spécifique"!!!8)8)
Sa moa ny gasy tahaka an'i jeankely tsy miraharaha ny dikateny zany fa aminy mitovy daholo na tay na atody!!!=))=))=))=))
37. ra8si2000 ( 22/01/2008 20:40)
Misaotra betsaka an i tsaramaso.
Izy rery no hany afaka nanitsy anle petrakevitra.
izay ny nilazako Razan oe betsaka ny gasy mananm-pahaizana fa tsy miseho vatana e:D

Ra tsy diso ny fahafantarako, d tsy afaka manao fanampiana mivantana ara-bola intsony ny fanjakana fa bedin'ny mpamatsy vola. Satria sasatry ny miiba ny mizanan'ny fifanakalozana faoben'i Madagasikara:D.

Betsaka ny hafarana avy any ivelany nefa kely ny aondrana mivoaka an i Mada.

Ilaina v araka izany ny tokony hananganana orinasa vaventy ao Dago? sa ny fifantohana @ fambolena sy fiompiana d mety ampy hahatafita? ??

Ahoana ny fijerin'ny ekonomisata Razan @zany?
38. ra8si2000 ( 24/01/2008 17:17)
"Mamboly voky, tsy mamboly voky"?

hazavao kely oe ra misy mahay manazava an io fahendrena malagasy io...:D:D:D
39. Jeankely ( 31/01/2008 11:25)
Na tay na atody na tsy omby vody mandeha andafy mianatra dia miheritreritra lavitra mahita ny vitan'ny sasany. Avy eo samy tsy tafavoaka rehefa omena toerana fa dia ny mbola mianatra indray koa no miresaka hatrany dia sahala izay no miodikodina eo. Ho anay matoa misoratra ny teny Japonais, Chinois dia satria mamokatra izy ary na manaparitaka ny vokany manerana an'izao tontolo izao. Ampiasany ny teny hafa fa soratany eo koa ny teniny. Sady tsena lehibe na izy samy ao anatiny ihany aza. Aza be resaka ary aza ajanona eritreritra fa tanterao dia re sy manana ny lanjany ny tenindrazanao. Tsy ny fo no mahalasa an'io fa ny ASA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4866