KARAJIA

1. xxx ( 18/01/2008 19:22)
O, ry reto a, tsy mampalahelo ve isika malagasy raha isaky ny misy zavatra mahakasika na manohintohina ny fitondrana dia raràna.

Izao izany lasa nodi-mandry ny fandaharana Bold textKARAJIABold text Red colorDON BOSCO

Red colorAZA KIVY FA MAHEREZA, NY MPANENJIKA AORIANA FA TSY AO ALOHA
répondu par penina le 19/01/2008 16:05
2. fasaly ( 18/01/2008 19:41)
:roll:very tanteraka tzy mahazo raha!:?
3. penina ( 19/01/2008 16:05)
xxx:
tsy mampalahelo ve isika malagasy raha isaky ny misy zavatra mahakasika na manohintohina ny fitondrana dia raràna

Izay no maha-fanjakana azy sao dia tsy azonao. Raha tsy izay dia tsy azo atao hoe fanjakana ny fanjakana fa fitondrana fotsiny.
Ary tsy ny gasy irery no ohatra izany. Mino aho fa tamin'ny nanorona ny RDB ry zareo dia tsy nilaza mihitsy hoe: hamela izay olona tia hanongam-panjakana hiteny izay tiany tenenina ato amin'ny radionay izahay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3945