xxx: tsy mampalahelo ve isika malagasy raha isaky ny misy zavatra mahakasika na manohintohina ny fitondrana dia raràna
Izay no maha-fanjakana azy sao dia tsy azonao. Raha tsy izay dia tsy azo atao hoe fanjakana ny fanjakana fa fitondrana fotsiny.
Ary tsy ny gasy irery no ohatra izany. Mino aho fa tamin'ny nanorona ny RDB ry zareo dia tsy nilaza mihitsy hoe: hamela izay olona tia hanongam-panjakana hiteny izay tiany tenenina ato amin'ny radionay izahay.