Nanao ahoana ny momba an'i RaPatrisy sy Maria?

1. rakapy ( 18/01/2008 05:12)
Mba nanao ahoana ihany no niafaran'i Ra patrice sy Maria izay?
répondu par ikaretsaka le 02/02/2008 00:19
2. LazaDaddy ( 18/01/2008 05:21)
Henoko fa miroborobo hono ny "chiffre".... Tsy efa lasa vola be ve izay "Anosivolakely"?

Raha misy Ra-Patrice koa etsy Anjanomanalina mety ho hafa ny fisehon-javatra an!..."speculation"
3. kelly13 ( 18/01/2008 08:13)
iza zany patrice sy maria ry reto?
4. bilakarenjy ( 18/01/2008 10:34)
Rapatrisy aloha hatramin'izao de mbola taizam-baiboly ^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^:roll::roll::roll::roll:..........................
Ramaria kosa de renin'ny kamboty:-w:-w:-w:-w:-@:-@:-@ .............................
5. chichanit ( 18/01/2008 10:50)
Nareo ry reto aza maniratsira ny fivavahana izany a sady maniratsira ny renin'Andriamanitra mihitsy ange nareo e! rehefa tsy mino fotsiny de aza manaratsy na maniratsira zany fa tsy mety zany toetsaina zany ianao tsy ohatranao io raha tsy misy Andriamanitra fa aza manao izany
6. milah ( 18/01/2008 12:10)
marina zany :-w:-w:-w:-w
7. ikaretsaka ( 18/01/2008 13:12)
rakapy:

Mba nanao ahoana ihany no niafaran'i Ra patrice sy Maria izay?

rehefa le akaiky ho tapitra ny ririnina iny .. dia mandehana mankany Anosivolakely dia jereo ny habetsaky ny olona mankany ny zava misy any dia hitanao
izay ilay hoe mandehana ka zahavo:wink:

8. ikaretsaka ( 18/01/2008 13:15)
fa Lazadaddy raha mazoto dia misy fikambanana hoe "ave maria" izay , dia mandehana mankany anosivolakely,isan-taona..
dia jereo sao hampihetsika ny ati fanahinao indray...
izay ilay hoe mijereva aloha alohan'ny hitenitenenam-poana
9. kelly13 ( 18/01/2008 16:38)

efa oe


kelly13:

iza zany patrice sy maria ry reto?



10. ikaretsaka ( 18/01/2008 16:41)
tantara lavabe izany fa milamanofa ilay film ianao
11. fijo ( 23/01/2008 22:30)
ary to atsy heno marin aintsony ry zareo e.sekta ve ireny sa inona koa e?
12. ikaretsaka ( 23/01/2008 22:42)
heno ry zareo fa discret fotsiny.
rehefa any dago ialahy fin aout iny dia manofa 4x4 dia midina any fa ao izy ao ka.. misy tsy tapaka ny mankany fa rehefa fin aout no tena fandehanan'ny olona any
13. LazaDaddy ( 24/01/2008 00:32)
fijo:
sekta ve ireny sa inona koa e?
ny fantatro aloha dia tsy manohana azy ofisialy ny ekar...asa raha niova loko ny palitaony taty aoriana
14. ikaretsaka ( 24/01/2008 03:00)
ny ekar dia manadihady foanaaloha vao manisy officialization ka...
misy aza siekla maromaro elabe aty aoriana mihitsy vao declarer-na ofisialy ny maha authentique ... mba haha authentique tsara ny fahamarinany!
fa tsy vao oeoeoeoe kely dia marina an'izany ...
faharetana @ fivavahana aby izany ry zanako, ary fandinihina fa tsy fandraisana an-tendrony!
15. fijo ( 01/02/2008 23:09)
ka sao dia tokony ekena kosa rehefa efa be mpirohitra any ko
16. ikaretsaka ( 02/02/2008 00:19)
ka tsy ny isan'ny mpirohitra le izy ra fijo fa ny asan' Drajesosy amin'ny alalan'i Maria sy i Rapatrisy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3717