FA MANINONA RARANA NY FAMAROTANA TAOLAM-PATY ???

1. midjoh ( 17/01/2008 12:03)
Tsy azoko mihitsy ny anakanana ny famarotana taolam-paty. Ilay olona maty efa tsy hiverina intsony (za tsy mino razana mitahy zany) ka tsy aleo ve avadika CHIFFRE, satrin'ny fianakaviana mba millionnaire.
Sady ireny taolam-paty ireny anie anavotana ny tongotr'olona tapaka na mararin'ny aretina (toy ny accident, aretin-taolana, sns...)
Ka tokony avela malalaka izay olona te hivarotra ny taolam-pianakaviany.

SADY TSY VOARARAN'NY BAIBOLY IHANY KOA !!!:lol:
répondu par endrika01 le 26/01/2008 17:50
2. ni81 ( 17/01/2008 12:34)
Ka ny olana ange dia tsy ny taolan'ny havany maty no amidiny fa an' olon-kafa no angalariny e!
3. rakapy ( 18/01/2008 04:27)
Ny tena marina ra Midjoh dia ny mambra ao @ fianakams ihany no manome sopapa ao fa tsy te hizara chiffre ary tsy te howaina @ olon-dehibe ry lerony de mody fanina. fantany manko ilay ray amandreny be fa tsy ho dakaoro @ ilay hoe avadika chiffre nahoviana nahoviana ka dia ataony @ sisisny le pasy.
4. ari.malala ( 18/01/2008 06:58)
fa nareo v gasy sa ts gasy e! anisan'ny mampalahelo ny Malagasy izany tsy hilevina am-pasan-drazany izany ko nenareo ndray hamidy hono... ts azoko
5. ikaretsaka ( 18/01/2008 14:16)
raha tsy mino ilay razana tsy mitahy sns ianao tsy maninona amiko!
fa raha izany dia io lazain'i ni81 io hoe ny olana dia ny an olon-kafa nangalarina no tsy mety! ilay olonkafa mety mino!

raha ny an'ny razambeanao no amidinao.... raha ny hevitro.... tsy hitako ny olana..
fa ilay m,ikitikitika ny an'ny hafa no tsy mety!
6. vahiny2004 ( 18/01/2008 14:43)
ikaretsaka:

raha tsy mino ilay razana tsy mitahy sns ianao tsy maninona amiko!
fa raha izany dia io lazain'i ni81 io hoe ny olana dia ny an olon-kafa nangalarina no tsy mety! ilay olonkafa mety mino!

raha ny an'ny razambeanao no amidinao.... raha ny hevitro.... tsy hitako ny olana..
fa ilay m,ikitikitika ny an'ny hafa no tsy mety!


misy olana raha an'ny razambe koa , satria tsy anao irery ny razambe fa mbola zaraina, dia lasa lova zaraina koa izany ny taolana :-D :-D
7. rakapy ( 18/01/2008 20:50)
Tsy mety aloha raha ny an'ny hafa no kitikithina e!
Ari.malala> Za alo gasy fa metisy ,fa ny anay dia arahana arak'izay maha metisy anay izay.Ny taolana rehetra dia avadika ho chiffre fa ny taolandohany ihany no avela @'ny maha-Malagasy anay
vahiny> le taolan-drazambe tsy de misy mpividy fa efa potika .:-D:-D:-D
8. ikaretsaka ( 18/01/2008 20:58)
vahiny> aleo atao hoe raha samy d'acc ary nareo rehetra tompon'ilay razambe e
9. midjoh ( 19/01/2008 11:58)
ari.malala:

fa nareo v gasy sa ts gasy e! anisan'ny mampalahelo ny Malagasy izany tsy hilevina am-pasan-drazany izany ko nenareo ndray hamidy hono... ts azoko


Mialatsiny aho milaza aminao fa za dia gasy "PUR" ary manaja razana na iza io na iza. ^:^

Fa ny tsy azon-drà Malagasy anie ka io faty io tsy aheno na inona na inona INTSONY INTSONY akory e!

Ny mahakamo koa anefa dia izao : Ra sendra ka misy fianakaviana any hoany mahasaha mamarotra ny taolan-drazany dia heverina ho toy ny TSY MALAGASY intsony ry zareo. INONA NY ZAVATRA OTRANY ZANY :evil:

Matoa izy maty dia dikany izany fa tsy ahavita na inona na inona intsony izy, fa isika velona ihany no mieritreritra (angamba noho ny alahelo be loatra) fa hoe mbola mahatsapa sy mandre ny fitarainan'ny velona ihany ny razana. KA INONA ARY NO MBOLA HITOMANIANA AZY ARY RA OTRANY KA MBOLA AFAKA MAHENO IZY ? :cry::(


10. ikaretsaka ( 19/01/2008 21:35)
tsotra be le izy raha izany (aza tezitra an)
teneno ny zanaka na ny akama dia mamonoha tena, na anapaho ny tanana sy tongotrao, de asaivo esoriny @ taolanao ny nofonao dia asaivo amidiny ny taolanao..!
de jereo!

sa tsy malagasy intsony indray izany hevitro izany? hmm?
11. xxx ( 19/01/2008 22:37)
Marina izany ry Ika ...
maninona koa no tsy lazaina hoe azo atao laoka aho rehefa maty fa efa tsy maheno intsony rahateo
12. jiolah ( 21/01/2008 11:39)
:^):^):^)reviko le kozy de zao ny fikako: mba misy ray mandany vola kely mankany Irak fa bobaka any de angonina @ camion de adehaka @ prix antonony.
Sa ratsy qualité le andry zalahy
13. rakapy ( 22/01/2008 01:25)
Tara be Ra jiolah izany. Efa maro no manao any amzao.Vao nanomboka ny lagera de efa miandry ry zalahy.:-D:-D:-D
14. rabilabila ( 22/01/2008 02:02)
Dé ahoana 'zany rehefa miakatra any an-danitra kle ; hisy hanao ve hoe : "Nankaiza ny ila-tongotro ? " na hoe " Tsy ilay an'ahy iny !!!!" :-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 22/01/2008 02:35)
atao tsotra hoe .. efa navadiky ny fianakaviana ho ranomena (na izay produit azo avy @ taolana) ny akihiben-tongotrao..
natakalony euro

soa fa tsy za no Md Piera fa raha izany no nanontaniana ahy tany dia izay no navaliko
16. rakapy ( 22/01/2008 05:48)
Ka angaha moa ilay vatana miakatra any an-danitra ndray??? sa version vaovao indray zany?:-D:-D:-D
17. tsaramaso ( 22/01/2008 11:54)
midjoh:

Tsy azoko mihitsy ny anakanana ny famarotana taolam-paty. Ilay olona maty efa tsy hiverina intsony (za tsy mino razana mitahy zany) ka tsy aleo ve avadika CHIFFRE, satrin'ny fianakaviana mba millionnaire.
Sady ireny taolam-paty ireny anie anavotana ny tongotr'olona tapaka na mararin'ny aretina (toy ny accident, aretin-taolana, sns...)
Ka tokony avela malalaka izay olona te hivarotra ny taolam-pianakaviany.

SADY TSY VOARARAN'NY BAIBOLY IHANY KOA !!!:lol:

Hahahahahhahaha !!!!! Ohatrinona no sahin'elahy e ??§!

18. ari.malala ( 23/01/2008 06:50)
midjoh, alohan'ny hafatesanao d teneno daolo ny havanareo we za aza itomaniana d aza alevina fa amidio we! tsitako ze maharomotra anao eo, resaka no atao:-D:-D
19. ni81 ( 23/01/2008 09:14)
Tena hevitra mety raha toa ka mametraka testament hoe amidio ny taolako hanasoavako ny hafa sy ahazoanareo vola:lol:
20. tsiambaratelo ( 23/01/2008 15:04)
Tsy hangidy ao an-tenda ve zany vola azo avy @fivarotana taolam-paty izany ry zareo?Zaho manokana aloha dia mino fa mitahy ny razana.Omeko porofo ianareo.>>>ny andro nahafatesan\'ny Bebenay tany Madagascar,izy tonga tamin\'ny nofiko,ary teo anoloan\'ny varavaram-be ny building hipetrahako,eto Liban,manao akanjo fotsy tsara tarehy be misarona voaly hoatr\'ireny atao Mariazy ireny!!!Tsy miteny izy fa nitsiky de lasa...Niantso tany i Dago aho herinandro taorian\'io nofy io,de hoe maty izy efa ho herinandro izay,(hitany ny toerana hiasako,aty @firy km,nanao veloma ahy izy hoy aho anan-kampo ary tsy hadinoko miits io nofiko io)ka izaho dia anisan\'ny tsy mamela ny taolan\'ny razam-be hamidy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4354