FA MANINONA RARANA NY FAMAROTANA TAOLAM-PATY ???

21. midjoh ( 24/01/2008 08:22)
ari.malala:

midjoh, alohan'ny hafatesanao d teneno daolo ny havanareo we za aza itomaniana d aza alevina fa amidio we! tsitako ze maharomotra anao eo, resaka no atao:-D:-D

Fa nga misy resaka romotra sy ny tsy romotra eto e ??? :b

Tsy problem amiko aloa na dia tsy alevina ny tenako satria tsy misy ilavako an'izany MIHITSY !!!

Ny rĂ  ary mbola manan-danja kokoa noho ny taolana nefa dia amidy toy ny jus eny amin'ny Hopitaly ka inona no tsy maha LEGAL ny famarotana taolana ?

Fa raha ny fanahy kosa no hamidinareo @ SATANA de zay aloa de tsy LEGAL e ! :twisted:


22. endrika01 ( 25/01/2008 15:52)
De aza misy mandevina tsony,na mitomany@havany maty,reny mpivarotra taolam-paty ireny,fa tonga de rasarasao hoatran\'ny omby maty(sanatria).Toy izay taolam-balo efa milevina no sokirina.
23. midjoh ( 26/01/2008 16:34)
Njay! njay! njay! njay! njay! ty teneninao ry endrika01 ! =))
24. endrika01 ( 26/01/2008 17:50)
Ka hita kosa fa marina be mints zany!Zara tsy tongavan\'ny matotoa an reny,fa angamba mitsangana hatramin\'ny volo madinika kely indrindra!Hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2086