asio commentaire hoe

1. diamondra27 ( 17/01/2008 09:41)
mba tafajery an'ty aho dia mba mangataka ny hevitrareo sy ny commentaire nareo
ny ahy aloha dia sady mampihomehy no mahalasa saina ahy le izy

http://www.dailymotion.com/relevance/search/halucinnant/video/x1t04a_alive-in-joburg-ufos-halucinnant_creation

ato no asiana azy satria misy resaka finona ny E.T
tena noana, mila NRJ avy any amin'ny taniny tokoa ve 'reo?

répondu par diamondra27 le 18/01/2008 08:40
2. ravatorano ( 17/01/2008 10:03)
ary toa tsy mety maty mihitsy ilay hiran'i lolo nampiarahinao taminy r diam's an
3. soanja ( 17/01/2008 15:52)
Lainga be io amiko aloha. Io no antsoina hoe cinema. hihihi:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. tslem ( 17/01/2008 16:28)
ravatorano:

ary toa tsy mety maty mihitsy ilay hiran'i lolo nampiarahinao taminy r diam's an



:roll:eny tokoa ho ah, toa mandeha foana lé oe satrin'i lemizo an, ho any texas a......:-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 17/01/2008 17:03)
shonema marina
6. diamondra27 ( 17/01/2008 19:36)
de ahoana le fanengana le camion de atsipy
alien be le izy alou e
7. ikaretsaka ( 17/01/2008 19:40)
fizika... electroaimant io de efa mety:-D
8. diamondra27 ( 17/01/2008 19:57)
ka zay manko satria refa mifanena am peuple le izy de tsy maninon nefa le armées tonde pan pan be fotsiny
9. soanja ( 17/01/2008 20:09)
diamondra27:

de ahoana le fanengana le camion de atsipy
alien be le izy alou e



Efa betsaka ny kilalaonay aty azo anaovana an'io tsara. Ny sambon-danitra nalefa any amin'ny planeta mercury aza afaka atao an'io tsara. Ka moa ve izay ety ambonin'ny tany.


10. fijo ( 17/01/2008 22:22)
tssssssssssss sary mihetsika be manadala kay.noheveriko fa jope jesoa no tonga
11. rakapy ( 18/01/2008 02:40)
Diamondra> Aza mahatoky ny fahamarinan'ireny sinema sy bla bla bla ireny fa sao very.Ny teknolojia anie efa tena mahay mamitaka e!
12. diamondra27 ( 18/01/2008 08:40)
soanja: saotra aky @ infos fa tena taraiky be a
ravatorano, tslem: tena maheno hira tokoa ve nareo? dsl zany fa ny anay aty tsy misy hira zany
ika:ngah i ika mahay reny bruitage sy fanamboarana film reny? tiako b koa aloha le mianatra an'reny bruitage reny, oh hoe: refa manao feu d'artifice dia ny balom no apoaka
fijo: za tsy nahalala we sary mihetsika fa namerina nijery vao nahita commentaire
rakapy: merci e, marina mihitsy zany lazainao
tena very za ra mino an'ireny fa teto za mba gaga ihany we : ahoana koa aza le ET @ olotsotra tsy masiaka nefa refa misy mitifotra de mivadika biby
mora mande lavitra ange le saina e!
de ny ahy aleoko manontanitany foana aloha toa izay minomino foana
merci daholo ô!:-*^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505