ti fandrosoana v ny gasy? sa ti zava-baovao fotsiny?....
1. ra8si2000
(
16/01/2008 19:25)
mba misy olo-panjakana(mpanatanteraka) mijery v ty serasera ty sa d avela fotsy rora eto fotsiny ry jeankely sy ry Rahiratra sy ny tariny?:lol:
"Ra tena malala-tsaina ze ptondra ao(n'izaniza) tokony aka spapa @ zavatra otr'reto(tsy votery serasera ihany..)."
"Ny hevitra tsy azo ra tsy @ olom-belona"
"Ra tena malala-tsaina ze ptondra ao(n'izaniza) tokony aka spapa @ zavatra otr'reto(tsy votery serasera ihany..)."
"Ny hevitra tsy azo ra tsy @ olom-belona"
répondu par Jeankely le 29/01/2008 02:58
3. xxx
(
16/01/2008 21:26)
za kah :-D:-D, mety tsy manapotoana hijerevana anitony ry zaeo kou, natao hoany olona tsisy atao anie itony e:-D:-D
4. Jeankely
(
17/01/2008 05:33)
Ianao miafina @'ny xxx no milaza izany. Ianao no tsy manakatao angamba. Tsy voatery hijery mivantana izy fa rehefa misy mahita na iza na iza dia efa samy manitatra ny ao antsainy ary tafavoaka iny rehefa tafaresaka etsy sy aroa. Ankolaka io fa tsy mivantana be. Tsy adala ny vazaha manao FORUM. Ny saina taraiky mihevitra fa FORUM=MANDANY ANDRO. Ho an'ny sasany no resaka fivaviana sy filahiana aminy no dikan'ny forum. Mialatsiny fa io no tena be mpanaraka. Nitaraina ny tompon'andraitra amin'ny Ministera sasany fa mijery Porno hono no fantary ny mpiasa atao @'ny Internet ary notapahana ny fisian'ny Internet. DIA LOZA FA NY TOMBONY INDRAY NO LASA FAHAVOAZANA. Tia fandrosoana ny Malagasy fa misy kosa mitarika @'ny zavatra tsy dia misy dikany na manaitra aza.
5. badboy
(
17/01/2008 12:12)
Ny vaza manana "agent chargé de la com et de l'info" manokana mijery ny info sy com alefan'ny be sy ny maro "sur internet". Tsy midika akory zany hoe izay voasoratra reetra ao dia ho raisiny avokoa. Izay sokajy "pertinent" (mitombona, misongadina) no raisiny dia iadiany hevitra.
Ankoatr'izay dia manangana blog manokana ny vaza tomponandraikitra ambony eo @ fitondrana de ao ny rehetra no manome ny heviny!! Io angamba no mety ho tsaratsara kokoa noho ny "forum" satri hita avy hatrany ao ny hetsika vita sy mbola ho ataon'ny mpitondra, ary hita ao avy hatrany koa ny tsikera sy ny fankaherezana samihafa ataon'ny be sy ny maro!!
Voafaritra sy mirindra kokoa ny hevitra anaty blog "spécifié" mihoatra @ "forum dont sujet large".

6. Jeankely
(
18/01/2008 10:08)
AZa adino Ra-badboy fa misy ny hafatra omena ny Mpitondra amin'ny maha-mpitondra azy fa kosa ny FAHAIZAN'NY SAMY VAHOAKA MIFANDRESY LAHATRA ahafahana mivoatra fomba fijery. Amiko ny vahoaka no mila misaina avo voalohany. Ohatra mivaingana amin'izany dia ny fifidianana. Raha mifidifidy fahatany ny vahoaka fa tsy tonga saina fa VONINAHITRA ary ZO ho azy ny MANOLOTRA NY SOLON-TENANY dia mifototra aminy ihany ny fahavoazana. ti FANDROSOANA ity moa no resahana ka mazava fa efa mandroso be hatoka na ny MPITONDRA na ny MPANOHATRA avy nitondra fa ny vahoaka no hianjadian'ny politika diso toerana noho izany mila ampy saina HANARAMASO NY MPITONDRA ny vahoaka fa tsy faly manao fety sy MAMPADIHY VODY, kawits, kawits fotsiny
7. badboy
(
18/01/2008 12:00)
Jeankely:

Ka efa nahita mpitondra namaly na nitsidika teto ary ve "petit jean"?? Raha nisy dia iza ary t@ oviana????
8. Jeankely
(
18/01/2008 13:47)
Na hamaly eto izy na tsy hamaly samy vahoaka tsotra no heritreretiko hiadivana hevitra. Tsy mitady seza na mila ranondranony amin'ny mpitondra koa ka mazava fa tsy misy raharahiko mihintsy na tsy henoiny aza ny resako. Matoa izy Mpitondra efa manana ny fahaizany fa tsy izaho no hanome lesona azy. Rehefa azeran'ny fahaizany izy dia azy ny azy. Ny anay samy vahoaka mifampiresaka no tianay.
9. badboy
(
18/01/2008 14:15)
Jeankely:
Na hamaly eto izy na tsy hamaly samy vahoaka tsotra no heritreretiko hiadivana hevitra.... Ny anay samy vahoaka mifampiresaka no tianay.
anao miafina @'ny xxx no milaza izany. Ianao no tsy manakatao angamba. Tsy voatery hijery mivantana izy fa rehefa misy mahita na iza na iza dia efa samy manitatra ny ao antsainy ary tafavoaka iny rehefa tafaresaka etsy sy aroa. Ankolaka io fa tsy mivantana be. Tsy adala ny vazaha manao FORUM
Tsy hiteny be a jeankely fa ireo voasoratrao ireo dia efa mahafehy ny fifanoherankevitrao!!!
Orakoraka ho an'ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano!!
Raha azoko tsara ilay miady hevitra no tena tanjonao fa tsy dia hoe hanova zavatra loatra? Ilay mandray andraikitra angamba tsy dia tena voanao loatra fa le "démagogie" sy "histoire sans fin" no tena talentanao!!
Ary aza mora tonga fofona rehefa misy mba maneho ny heviny mifanohitra amin'izay lazainao, tsy ianao irery akory ny tompon'ny fahalalana sy ny toetsaina lafatra indrindra!!!
Mba "fairplay" ry zavavy "jeankely" a!
10. Jeankely
(
19/01/2008 02:33)
Na zavavy na badboy tsy misy hidiranao izany. Andraikitra aminay tsy an'ny Mpitondra ihany. Ny fandraisan'ny vahoaka antanana ny ho aviny no manahirana anay ary asa tsy mba niaranao Juriste any andafy angaha izany PUBLIC PARTICIPATION izany. Izany no mampandroso haingana rah tsy hainao. Mba ahirato ny saina fa aza mifaly ho Juriste ampoton'orona eo=))=))=))
11. badboy
(
19/01/2008 08:52)
badboy:
Ary aza mora tonga fofona rehefa misy mba maneho ny heviny mifanohitra amin'izay lazainao, tsy ianao irery akory ny tompon'ny fahalalana sy ny toetsaina lafatra indrindra!!!
Mba "fairplay" ry zavavy "jeankely" a!
12. badboy
(
19/01/2008 09:34)
Jeankely:
Ny fandraisan'ny vahoaka antanana ny ho aviny no manahirana anay ary asa tsy mba niaranao Juriste any andafy angaha izany PUBLIC PARTICIPATION izany. Izany no mampandroso haingana rah tsy hainao. Mba ahirato ny saina fa aza mifaly ho Juriste ampoton'orona eo=))=))=))
"Démocratie participative" angamba ilay tianao ho lazaina:)!!
Mba hainao io moa ve hoe firy isanjato ny "réussiten'ny" gasy mpandrato fianarana aty frantsa?? Dia mba azonao antsaina ve hoe ohatrin'ny ahoana ny "niveau d'évaluation" ahazoana baoritra aty?? Ka ilay fiantsonao hoe juriste ampotonorona dia mampiseho ny fotontsaintsika (tokony hovaina) tsy mankasitraka olona miady mafy ny hahatanterahany ny tanjony eo @ fiainana!!
Io ilay mahatonga ilay fiteny malaza hoe "aza manao tahaka ny firaisankinan'ny gasy ka ny avo ihany no aongana (sintonin'ireo aty ambany hidina hitovy aminy)"!! Dia ho sarotra ve ny hanantanteraka ny mifanohitr@ io teny io ka hampiova ny toetsaina ka ny avo avela hisintona ireo izay tokony hosintonina hitovy ary hihoatra ny toerany???
13. Jeankely
(
20/01/2008 01:56)
Tsy miteny anao ho avo mihintsy aho ary ny fianaranao aza mbola tsy vita koa maninona NO MIAVO TSY FENO TOY NY TAINDELO. Fa iza amin'ireo Ministra ireo no tsy nandalo andafy? Misy ny avy nadrato fianarana tany USA ao ny tany Japon koa ianao ao Frantsa no miseo avo? Na ireo avy nitondra naongan'ny olona angaha tsy nianatra avy andafy sa ianao vao mpianatra no avobe? Jereo fa tsy ao Farantsa mihintsy no misy maro tafiditra @'ny TOP University. Tsy hilainay ny Pararntsa-nao satria tsy nahitanay fivoarana. Tsy miala amiko io na hilahatra marobe any aza ianareo. Ti fandrosoana ti ts any Pararantsa no ahazoana azy fa ny ezaky ny Malagasy
15. ra8si2000
(
20/01/2008 16:52)
Miala tsiny ra zao ndray vao tonga.
misy afaka mamaly ve oe inona marina ny tena fandrosoana tian'ny gasy arahina?
Misy mantsy ny gasy mihevitra fa efa mandroso madagasikara satri maharaka anreny lamody farany na fitaovan-tserasera hika farany, na fiara voavoatra farany avy any "Ivelany (andafy)" reny ny ao Antananarivo.
Araka ny fahitnareo mitsam azy, azo eritreretina v ny ametrahana endri-pandrosoana @ "style gasy" fa tsy zavatra nalaina tahaka avy any ivelany fotsiny.
Raha mety de otran'ny ahoana ny endrikendrik'lay izy?

16. badboy
(
20/01/2008 19:06)
Inona moa ilay hoe fandrosoana??? "développement" na teny frantsay na teny anglisy!!
Ny tena fandrosoana de aratoekarena "développement économique". Ny ambiny rehetra tahaka ny "internet" na "évolution industrielle" na "révolution verte".... dia fitaovana hampiasaina hahatratrarana io tanjona io.
Saingy raha mbola tsy misy ny "développement et révolution intellectuelle" (izay hita fa banga) dia ho sarotra ny fampidirana ireo fitaovana vaovao ary ilaina ireo! Ny "priorité" mihintsy ao antsain'ny tsirairay no tsy maintsy avaozina.:twisted:
Tafiditra ao anatin'ny "ère de la mondialisation" tsika ary miankina be @ "FED" (fond européen de développement) noho izany tsy afamiala @ fitahana @ hafa satria tsy maintsy mifanaraka @ pôlitika voafaritry ny mpamatsy vola ny pôlitikan'ny firenena ampiana!!!

17. ra8si2000
(
20/01/2008 20:16)
Sao d mba "fiovana ara-kolontsaina" (cultural reform) no tian'i Badboy tenenina?
Ra tsy zany, inona ny tin' i badboy tenenina @le we "revolution intellectuelle?"
Lazaina fa "impossible is nothing", mety azo atao v arak zany ny manova ny toe-tsain'ny malagasy retraretra ho lasa ti fandrosoana sy ti mandray andraikitra?" Ary ny tena zava-dehibe dia ny manova ny toe-tsain'ny gasy ho lasa tsy ti miankin-doha @ any ivelany tsony fa miezaka mamokatra farakzay tratry ny ainy mba hanatsarana ny fari-piainan'ny tsirairay? Mety mbola posibla v?:-P

18. badboy
(
20/01/2008 20:38)
ra8si2000:

Azonao tsara le tiko ho lazaina @ le révolution intellectuelle! tsisy ampiana tsisy analana reo voalazanao reo!!8)
19. ra8si2000
(
20/01/2008 20:52)
Ka possibla @ gasy v reo zavatra reo? sa Ar100 am-pandriana fotsiny?
20. badboy
(
20/01/2008 21:06)
Io ndray anjaran'ny tsirairay!! Fa tsy maintsy misy "icône" (otran'ny luther king ohatra) mampiseho ny lalana tokony hodiavina!!