ti fandrosoana v ny gasy? sa ti zava-baovao fotsiny?....
21. ra8si2000
(
21/01/2008 09:42)
ozizy Badboy:
Fa tsy maintsy misy "icĂ´ne" (otran'ny luther king ohatra) mampiseho ny lalana tokony hodiavina!!
izany oe: mbola tsy tena fantatry ny gasy we inn marina lay fandrosoana tokony arahina fa varina maka tahaka sy mihinana ambolony fotsiny zany?
Ny olana koa mbola tsisy pitarika(filoha)nahazo toraka vonikazo hatr@ farany avy @ vahoaka malagasy mits loo hatreto e. Tora-bato no azo matetika :-D:-D:-D
(afa tsy le anankiray nisy namono)......
22. Jeankely
(
21/01/2008 10:21)
Tsy mbola nisy hatramin'izao olona azo apetraka amin'ny vola ny sariny satria tsy misy TIAN'NY BE SY NY MARO. Mba jereo fa sahy mirehareha ny sasany ary afaka manambatra sary iray ny Praiministra nifanesy satria samy nanana ny nampiavaka azy. Ho an'i Madagasikara dia aloahan'ny ho fidiana MANITRA ary rehefa miala lazaina RATSY daholo. Miandry an'i badboy sy ireo mahay hampandroso alavitra be izay satria sasatry ny mifanohitra amin'izany. Tsisy fandrosoana izany fa rehefa miasa ry Badboy vao misy izany araka ny famaritany.
23. ra8si2000
(
21/01/2008 17:50)
:-D:-D:-D ny namana Razan ndray io a!!!!!
Marin'zany Razan a.
Mbola tsy teraka v io ol io sa ahoana Razan?:D
Marin'zany Razan a.
Mbola tsy teraka v io ol io sa ahoana Razan?:D
24. Jeankely
(
22/01/2008 07:23)
Mety badboy rahatr'izay mahavita fianarana io ka. Efa manomboka miasa izay izao=))=))=))
25. fetrakens
(
22/01/2008 07:30)
Izy roa mitambatra e! satria ao anatin'ny zava-baovao no misy fandrosoana ?!?!
27. ra8si2000
(
22/01/2008 20:51)
=))=))=)) aoka marina Razan a....=))=)).
Raha ny fafantarako tantara, d i Jean no Gasy fa i Laborda vazah...=))=))
ozizy vandanitra(Radio Madagasikara) zay oe: "Sarotra ny lalana mankany @ fandrosoana..."
Tsy haiko oe maninona no sarotra???
i Morisy kely batitika ary Razan tafita a!!!
i Ragasy rery no mahita ny fahasarotany.....
Malasa saina ihany?...
Mety miandry an-dry Badboy marina angamba::-P-P:-P.
Sa ahoana Rabadboy?

28. tontavao
(
23/01/2008 11:05)
TSARA HO FARITANA TSARA HOE INONA MOA ITY HOE MANDROSO ITY, NA NY HOE fandrosoana. Mba omeo ny definition fa tsy mitovy ny fandraisan'olona ny hoe mandroso.
29. ra8si2000
(
23/01/2008 15:44)
Ny fahafantarako ny oe mandroso de tsotra:
"tsy mihemotra"
izany oe: ra nanao akanjoo vao ianao androany nefa tonta ny ny fanaovana taloo; rapitso aza miverina manao @le tonta tsony fa mitadiava tsaratsara kokoa nohon'le vaovao nanaovanao androany.:D
:lol::lol::lol:
sa ahoana ry namana tontavao?

30. Jeankely
(
24/01/2008 02:23)
Io samy manana ny fijeriny izany mandroso izany araka izay zavatra tiany hambara ary mety mifanohitra amin'ny hevitry ny sasany aza. Ohatra: Rehefa manao fitafy mampiseo ny vatana rehetra hita mivoiboitra eny dia efa mandroso satria tsy manana henatra. Ny taloha koa anefa tsy niakanjo ny olona. Ny sasany rehefa mampiasa ny fitaovana ara-pandrosoana toy ny Solontsaina fa tsy mitapitapy machine intsony.
Ny fandrosoana sy ny fahafahana miala @'ny fahasahiranana na fahantrana no azoko ambara tsotra. Rehefa mampiasa ny fitaovana tranainy dia sady lany andro no tsy ahazoana tombony firy noho izany tsisy fandrosoana nefa ny filana mitombo.
Ny ahy moa ny fanazavana tsotra hain'ny rehetra vakiana no tiako satria tsy ny manampahaizana no tiana hanazavana zavatra fa ny sasany variana amin'ny resaka tsisy fivoarana ary taritin'ny olona hiady sy hifandramatra nefa tsy fantatra ilay hiadivana. Matetika aza ataondry zalahy hiady ho azy fotsiny ny olontsotra ary anaovany resaka tsy takatra.

31. ra8si2000
(
24/01/2008 16:57)
Ny azo antoka aloo d oe tsy misy hevitra diso izany, fa samy manana ny lafiny mahamarina azy avokoa ny hevitra tsirairay. Ary zay no mahazava-ddehibe ny adihevitra.
Amiko,(tsy voatery marina @ fijerin ny sasany), rehefa tsapanao fa tsara kokoa nohon'ny omaly ny fiainanao androany, d nandroso ianao zay.
ie: mandroso = mihatsara hatrany..
eo anefa ny olana.
fa inona le tsara?:roll:

32. Jeankely
(
29/01/2008 02:58)
Hahaha. Misy ny tsara ho anao nefa tsy mahatsara ny sasany na manimba ny hafa (fianakaviana, tanindrazana, ny tany iray manontolo). Misy kosa tsara ary mahasoa ny tenanao, ny ho avin'ny taranakao, ny mpiarabelona ary ny tany iray manontolo. Ohatra: Mijesta be ilay makorel nahazo kil vazaha be vola ary tena lasa mpanana tokoa. Tsara ny lasa mpanana ka samy hanao makorel daholo aza ve ny vehivavy tia hanana? Mety ve izany? Ohatra farany tsotra io. Ka mandroso mahay ny kilalao-mpitiavan'ny vazaha, lasa andafy, manana fiara sns sa tsy mandroso=))=))=))