Mety mifampitohy foana ,mino an'izany ve hianao,na efa ....

1. niryna ( 12/01/2008 03:59)
Fiteny foana ny hoe jamais deux sans trois. Raha misy olona izao miteraka roa lahy dia ny fahatelo lahy ihany koa.
Nisy fotoana aho indray andro izay nisy nanome zavatra,tsy krismasy an,andavan'andro.Indray andro iny aho nahazo zavatra in-telo.
Nandefa hafatra aho ary tsy nahita hoe efa nandeha ilay izy ary dia hoy ny namana hoe efa nandeha io :D
Andeha andefa hafatra mikasika ilay fibroide indray aho omaly dia io eo alohako io nisy nandefa ary dia nalefako ny fanazavana izay saika alefako.
Tsy namaky ilay hafatr'olona aho fa mifanohitra ny tenin'Atra ilay izy ka rehefa lasa ny hafatro izay zavatra nanontaniako dia io tao anatin'ny an'azy.

Zavatra matetika mahazo ry ireto io fiteny io an.
Mino an'izany ve hianao.Ary efa mba tratran'izany?
Indro kely an tsy ny zavatra rehetra akory dia hoe in-droa dia tsy maintsy ho tonga ny in-telo an :roll:

:D:D
répondu par niryna le 12/01/2008 07:04
2. xxx ( 12/01/2008 06:46)
tongava aminao araka izay hinoanao. izany no tsy hinoanoampoana loatra. fa raha zavatra tsara anefa dia matetika tsy dia mitranga loatra. fa aza mba mino ilay ratsy ihany.
3. niryna ( 12/01/2008 07:04)
xxx:

tongava aminao araka izay hinoanao. izany no tsy hinoanoampoana loatra. fa raha zavatra tsara anefa dia matetika tsy dia mitranga loatra. fa aza mba mino ilay ratsy ihany.


Tsy misy finoanaoam-poana io ka ,mitereka telo lahy na telo vavy ve dia minoino foana kosa e aiza ary xxx izany ? :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118