Ny niandohana:1/3,2/3 ary ny 50/50 teo @ fananan'ny mpivady.
1. niryna
(
12/01/2008 03:29)
Fahiny hono nisy rangahy tsy dia nanana ny ampy izy ary dia nila vonjy tamin'ity ramatoa mba hialokaloka teo aminy.Nanaiky ny hipetrahany tao an-tranony ity ramatoa ary hoy izy mantsy an-drangahy hoe manaiky aho ka ny 1/3 ihany no fanana omeko anao rahatrizay.
Niha-osa ity ramatoa ary rangahy kosa dia nitombo ny harenany ary ilay trano fananan'ilay ramatoa dia nirodana tsikelikely ka dia niteny tamin-drangahy izy hoe aleo aho rainy mba hialokaloka ao aminao.Nanaiky rangahy ka hoy izy hoe ny 2/3 dia ahy fa ny 1/3 kosa ho anao.Teo no niandohan'ny fizaram-pananana malagasy 1/3 ho an'ny vehivavy raha sanatria ka misaraka izy.
Niova ny taona,lasa niasa ny vehivavy ,tsy lasa ity fa maty antoka aho raha ny 1/3 fotsiny no omena ahy Teto indray no nanomboka ny fizarana ny fananana misasaka 50/50.:roll::roll: izay ve ilay izy?
Inona no tantara fantatrao mikasika ny fizaram-panana ny mpivady tany ampiandohana?
Misaotra antsika rehetra e
(l)niryna

répondu par Levy le 25/01/2008 17:17
2. antigone
(
12/01/2008 09:13)
kitay telo an_dalana (tadidio ny fa lesona t@haisoratra tany am_pianarana io) sotra tompoko :p
3. niryna
(
13/01/2008 06:19)
antigone:
kitay telo an_dalana (tadidio ny fa lesona t@haisoratra tany am_pianarana io) sotra tompoko :p
tsy nampianarina an'izany aho,sa tsy nihaino ny mpampianatra :D
4. Levy
(
25/01/2008 17:17)
Marina tokoa ilay "kitay telo an-dalana", io no fomba nentina nilazana ny anjara fifampizakan'ny mpivady. Samy manana ny fomba anehoany an'io daholo ny f.m rehetra, idd aloha izay mba fantatro aty afrika. Ny Antsika dia efa ela be tokoa no efa nisy ny lalàna momba ny fambadiana, ny fisarahana sy ny mombamomba azy...nisy décrets mihitsy aza natao tamin'ny faha-mpanjaka momba ireo.
Fa ny am'zao dia efa hafa ny solomaso hijerena azy...miova araky nyfotona sy nytoerana...Ao ny resaka zo ny lehilahy sy ny vehivavy sy ny maro be ka mila fijerena akaiky...