Niahotra ihany aho

1. melody ( 11/01/2008 15:53)
mba mitady io tononkira io izay manana o, i Rija Ramanantoanina no mpihira, misaotra bdb:-*
répondu par melody le 19/01/2008 15:58
2. cutie ( 11/01/2008 17:09)
melody
ito
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=931
3. kiadi ( 11/01/2008 17:18)
zah manana fa tsy manome fa mila alaina aty :-D:-D:-D
4. cutie ( 11/01/2008 17:27)
kiadi lol
5. radjery ( 11/01/2008 17:34)
in dray no nampiaotra an'i melody ry tony é:-D:-D
cutie> ngà tsy misy klipy :oops::lol:
6. melody ( 11/01/2008 18:51)
cutie: you are an angel! misaotra akia, nijery tao ihany za fa tsy nahita dia io nanontany io:-*:-*:-*
kiadi: tongavako any vao gaga eo, ka raha tsy manana dia asa fotsiny angambany :-D:-D:-D
radjery:dia tena tsy haiko wa, izaho aza mba gaga kou:wink:
7. kiadi ( 11/01/2008 19:39)
de lasa manana anao zah ko :-D:-D:-D:-D
8. melody ( 11/01/2008 20:36)
fetsy kiadi:-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 12/01/2008 00:54)
radjery
tsy misy klipy :cry:
melody :-*:-*:-*:-*:-*
10. kiadi ( 12/01/2008 09:43)
ka tsy maintsy fetsy vô tafita kouu :-D:-D:-D
11. melody ( 12/01/2008 14:27)
cutie: efa henondry ve io hira io? raha tsia dia halefako any amindry:-*:-*
kiadi: izany ve?:wink:
12. kiadi ( 12/01/2008 14:42)
:*:*:*
13. melody ( 12/01/2008 15:32)
kiadi: tena fetsy mihintsy kay :-D:-D:-D:-P
14. cutie ( 12/01/2008 17:03)
melody
misy aty amiko akia io a :)
15. melody ( 12/01/2008 17:21)
ka ahona tiandry ve ilay hira aloha e?
16. cutie ( 12/01/2008 20:23)
non:-D
17. bilakarenjy ( 13/01/2008 10:27)
fa hain'i melody angaha ny mihira azy ?

18. kiadi ( 13/01/2008 11:37)
melodie> ba manao fetsifetsy fa voafetsy fona ko
19. bilakarenjy ( 13/01/2008 14:32)
kiadi > de raha diso fetsy loatra indray de tsy maintsy mbola ho voafetsy kokoa aza aoriana ao ,de lasa miahotra izy manoroka anao satria fetsy be ianao .
20. xxx ( 13/01/2008 14:48)
bilakarenjy:

kiadi > de raha diso fetsy loatra indray de tsy maintsy mbola ho voafetsy kokoa aza aoriana ao ,de lasa miahotra izy manoroka anao satria fetsy be ianao .



:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1181