Niahotra ihany aho

21. melody ( 13/01/2008 17:51)
cutie: tsy maninn raha tsy tiandry fa ilay lyrics mlay be:-D
bilakarenjy: ouadray, tena haiko tsara ka, fa tsy hiraiko @ olona rehetra izy io manjary tsisy lanjany!:wink:
kiadi: ho fetseko eo tokoa vao gaga:-D:-D
22. cutie ( 13/01/2008 18:13)
melody
ka le lyrics mitsy no tsy tiako koa :-D
23. melody ( 13/01/2008 20:04)
cutie::-D:-D:-D indry ity koa tena mampimé, tsy tadidindry nga t@ fahiny ilay mbola vao nitia iny?:wink:
24. bilakarenjy ( 13/01/2008 20:05)
marina ny anao ,fa mba tsetsatsetsatsiaritsa fotsiny ny ahy iny ,fa rehefa sendra mamonjy korana ianao ka mandre an'io hira io ,dia natolotra ho anao izay .OK!
25. cutie ( 13/01/2008 20:08)
melody
andininy 1 ihany no tiako @le lyrics :-D
26. melody ( 13/01/2008 20:10)
'nanatona ianao, nanoroka enao
disa tsy tsaroako intsony ny amiko rehetra....'
tadidiko mihintsy ny ahy ny kiss-ko volohany, tena toy izany mihintsy:-D:-D:-D
27. cutie ( 13/01/2008 20:12)
:-D
tsy io
28. melody ( 13/01/2008 20:15)
eny e, fantatro fa tsy io ny andry fa io no tena tadidiko, hihihi
29. cutie ( 13/01/2008 20:16)
andininy anakitelo manko fa tsy 1 :-D
30. melody ( 13/01/2008 20:19)
:-D:-D:-D:-D, lazao ary
31. cutie ( 13/01/2008 20:23)
fotoana fohy minitra fohy
fa toa nijanona avokoa
ny fiainan'ny tontolo, nanaja antsika roa :)
32. ratonga ( 13/01/2008 21:58)
=))=))=))
33. xxx ( 13/01/2008 22:23)
ratonga tsy menatra:twisted:
34. bilakarenjy ( 14/01/2008 09:20)
ny ahy indray le hoe :

"ny masonao mamiratra
no indro tazako ",

fa tena mamiratra mihitsy hoa . :-D:-D:-D:-D:-D
35. melody ( 14/01/2008 10:15)
amiko manokana aloha tena tiako be ilay izy satria romantika.
cutie:ntsônaly e, tiandry ve io? misy fahamarinany ve?:wink:
ratonga: fa naninn to tapatsinay, tsisy dokou ange ato e:-D
bilakarenjy::-D:-D:-D
36. bilakarenjy ( 14/01/2008 11:16)
ka tsy marina kosa indray ve izany .

Fa tena mamiratra hoa ,kozy e!
37. tashaa ( 19/01/2008 13:25)
bilakarenjy:

ka tsy marina kosa indray ve izany .

Fa tena mamiratra hoa ,kozy e!



tena marina !!
hira tiako indrindra eto an-tany
sady mpankafy mavitrika RIJA RAMANATOANINA za
coucou rija!
38. melody ( 19/01/2008 15:58)
tashaa: hatraty io e :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0568