Manana olana aho ka mba misy afaka hanoro hevitra ve?

1. xxx ( 10/01/2008 10:25)
Zah ry reto manana olana kely a! efa mba feno taona ihany aho e! nefa zah tsy mbola manana sipa, zah koa indraindray te hanao firaisana mafy, tsitako mihitsy izay tokony ataoko e!? mba ampio e!
répondu par mmmhh le 25/01/2008 13:54
2. kelly13 ( 10/01/2008 10:37)
@ inn klou le fanampiana tianao lazaina? :roll:
3. sakaizakely ( 10/01/2008 10:53)
ampina @ n'inn ?

ividianana bôbôta plastika sa itadiavana vady ?
4. xxx ( 10/01/2008 14:21)
Ilay hoe tsy manana sipa alo miankina aminao ihany io k, mila manao hitandry zalah sy manintona andry zalah, fa na d zany aza tsy hoe ze tonga sy ze manotany eo d ekena doly an
ny firaisana, ie, besoin naturel zany k, fa tsy we urgence ko nefa, tonga wazy eo io refa vonona sy mahita ze ol itanao fa tsy manararaotra anao fotsny amzany enao, tsy mivaloriser ny tenanao manko enao rah ohatra ka juste hoe te-hanao fotsiny no hanaovanao an'zany fa tsy misy sentiment na zavatra lalina mipetraka entre enao sy le ol
tsy haiko alo e, mba eritreritra ny ahy
5. sipagasy ( 10/01/2008 16:15)
sakaizakely:

ampina @ n'inn ?

ividianana bôbôta plastika sa itadiavana vady ?



hihih sakaizakely mba omena toro hevitra kouuhh,

asa sao dia @ fomba fihetsikao no mila ahitsy ohatra na tsy hay e!!!!, fa mazotoa e!
6. xxx ( 11/01/2008 08:34)
Tsy mbola manana sipa sa tsy mbola nanana sipa mihitsy?

Ny torohevitra omeko dia mba mivelara tsikelikely. Midira amin'ireny fikambanana ireny. Na Association io na Chorale na resaka Sport collectif sns. Rehefa misy hoe fiarakarahana izany. Midira amin'izay zavatra mahaliana anao...

7. HESHA ( 11/01/2008 12:38)
firy taona zany "feno taona" zany ?
hoatrany tsy dia matoky tena loatra no hitako mety hahavoa anao. Zay alou ianarana fa mande ho az ny sisa refa avy eo.
Bonne chance !!!!
8. nandrianina1 ( 12/01/2008 02:41)
xxx1> nen'ny ol nge ky retardena araka ze tokony ho iz zan rapport zany a! aza maikamaika @io fa ataon'ny lhl deservoir de sprme ndry n farany satria ndry tsinn mitady de ry zareo ko vonona hanome! zarany aza!
torohevitra kely ra ty mijery le film masiaka reny njy de ajanony tsikelikely reny sy ny toa azy fa voa maika mampitsiry filana ratsy fotsiny

de bon courage:)
9. tsoupou ( 12/01/2008 06:05)
Za eto raha ohatra ka intéressée toi an, initiation fotsiny no assuré-ko dé an toi ny maka expérience bebe kokoa avy eo
10. xxx ( 12/01/2008 06:48)
tsoupou>:roll:
11. tsoupou ( 12/01/2008 07:45)
tsoupou>
Ka tsy marina ary ve zany e, mba fanampiana nge nena e :cry: :cry: :cry:
12. kiadi ( 12/01/2008 12:17)
tsoupou> ka raha bandy lesy io ?:-D:-D:-D
13. soanja ( 12/01/2008 15:27)
xxx:

Zah ry reto manana olana kely a! efa mba feno taona ihany aho e! nefa zah tsy mbola manana sipa, zah koa indraindray te hanao firaisana mafy, tsitako mihitsy izay tokony ataoko e!? mba ampio e!


Tsy voatery hanana sipa amin'ny fiainana ka. Indraindray dia tsara koa ny miditra manao masera. Tsy voatery hieritreritra izay firaisana sns any fa dia i Jesoa no atao solom-bady; izy manome ny feno eo ampanantanterahana ny voady masina.

Ankoatr'izay anefa raha tsy Katolika ny tena dia manana faharetana fa afaka mitia olona amin'ny fomba hafa ny olombelona tsy voatery resaka vady fa fanampiana ny hafa mijaly na ny marary any amin'ny hopitaly, mitaiza zaza kamboty sns de mahazo fitiavana feno tokoa.
Miompia alika na saka na biby azo ompiana fa io koa dia hanome anao fitiavana feno.

Rehefa sarotra hita izay tadiavina dia azo atao mitady re-direction amin'ny fiainana fa manampy hatrany izany, toy izay manjonitra amin'ny zavatra tsy hisy na tsy ho azo.


14. lldd ( 13/01/2008 16:36)
ny evtra omeko an-dry de izao.tongava ety ambatomainty rapitso na zé afahan-dry fa omeko hevtra mlay be enao eo @ fengonana batista biblika am/mainty zà no miandry anao fa nareo avy aiza de firy ny num ndry. zà koa mantsy manana olana mitovy @io olanao io kozyeéé de mba mifampizara eo isika......
15. soanja ( 14/01/2008 06:30)
xxx:

Zah ry reto manana olana kely a! efa mba feno taona ihany aho e! nefa zah tsy mbola manana sipa, zah koa indraindray te hanao firaisana mafy, tsitako mihitsy izay tokony ataoko e!? mba ampio e!

Miala tsiny fa izao vao tena voadiniko,

Mahavariana be izany te hanao firaisana mafy izany nefa mbola virjiny. Sa tsy virjiny intsony? Tsy izany mantsy fa raha tsy virjiny ntsony dia sarotra tokoa ilay tsy misy mikasika intsony.
Mivavaha mafy ary soraty ao anaty taratasy kely ny olona tena mba irinao amin'ny fiainana. Ny toetrany, ny momba azy ary ny fifandraisany aminao. Ny tianao atao aminy. De ampirimo tsara anaty vata lavitra be tsy hitan'olona. Matokia lalandava amin'izay tiany ho azo fa Izy Andriamanitra hanolotra anao izany any aoriana.

Mahereza!


16. nandrianina1 ( 14/01/2008 16:55)
soanja> dakaoro 100% @za
17. booty ( 16/01/2008 20:41)
ts misy ol maty ts nanao firaisana zany ! ary raha manana occupation enao de ho adinonao zany ! ok
18. simplex ( 16/01/2008 22:25)

tsy hitako ze tenenina
ps kou iny ka ps :lol::lol::lol:
19. lapino ( 17/01/2008 00:39)
:D:D ko tsy teny gasy ve zao ps zao ? :wink:
20. bimanoa ( 23/01/2008 05:42)
matoa tsy mbola manana sipa ianao d mbola tsy misy andrian' ny fonao izany kou, ngah izy ty terena fotsiny satria manao sipa ny hafa,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.581