maty i joellas ilay zaza nivonto ny lohany

1. dadane ( 26/12/2007 12:02)
faly miarahaba tratry ny krisimasy anareo daholo ny vaovao dia maty i jellas tamin'ny herin'andro teo koa maneho fisaorana anareo ny ray aman-dreniny tamin'ny nitondranareo vavaka tamin'ny fahasalamany misaotra
2. yuka ( 26/12/2007 14:08)
Mirary fiononana feno ho anareo fianakaviany ny tenako.Mahereza fa izay no lahatra izy no nanome ary izy no naka.Izay voahantson'ny tompo hono tsy maintsy mandeha,koa mahaiza mionona tompoko:cry:
Aza misosok'alahelo tsony tompoko.
3. Mannou ( 26/12/2007 14:16)
Mamangy amin'ny fahoriana tompoko dia aza misosoka alahelo intsony.
4. ikalamako ( 27/12/2007 00:30)
mirary fiononana sy fankaherezana ho an'ny fianakaviany.
5. ari.malala ( 27/12/2007 06:15)
Mirary fiononana ary mampahery ny fianakaviana ny tenako, aza misosoka alahelo intsony tompoko!
6. watafon ( 27/12/2007 08:36)
D mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo !
7. niryna ( 27/12/2007 18:02)
Ndry mampalahelo izany,mirary fiononana an'ny ray aman-dreniny koa aho.
8. xxx ( 04/01/2008 19:19)
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana rehetra
9. tsiambaratelo ( 13/01/2008 13:00)
mirary fiononana hoan'ny fianakaviany rehetra ny tenako,mialatsiny fa izao vao nahita ity ,fampandrenesana ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3073