Jus sakamalaho?
1. niryna
(
26/12/2007 05:23)
Nafanaiko mafana tsara ny rano ary nokikisako ny sakamalaho,nasiako "girofle" kely ilay izy ary nataoko marron marron ny siramamy ka nasiko ranona voasarimakirana notetehina dia narotsako tao fotsiny .
Toa tsy nivoaka tsara ilay tsirony.Nosotroiko mangatsiaka ilay izy fa ie,ie sao dia misy mahita fanaovana azy hafa hianareo?
Misaotra mialoha
(l)niryna

répondu par niryna le 02/01/2008 15:35
2. fahamarinana
(
26/12/2007 09:00)
:arrow:tena mbola tsy haiko ndray aky zany jus sakamalaho zany,sady lasa be ny saiko hoe mety ho tsara tokoa ve?,(l)
3. fiaritiana
(
26/12/2007 18:36)
kikisana ny sakamalaho dé maka rano na matimaty na mangatsiaka, maka passoire dé sivanina,asiana parfum zé tianao na efa misy parfum gingembre mits aza dé asiana siramamy,atao @ zé gout tianao na saturé na matsatsotsatso kokoa dé vita!!zahay alou manao foana fa dé ankafiziny indrindra lé olona efa lehibe.
4. meva2
(
27/12/2007 08:37)
Ny ahy ary ataoko infusion fotsiny. Ampangotrahana anaty rano dia asiana tantely kely.Sady mahatsara tenda(gorge) no mahatsara feo hoan'ireo tia mihira.
5. fahamarinana
(
27/12/2007 08:43)
:arrow:oui,infusion dia efa nosotroiko,efa misy mivarotra vita anaty sachet fa ilay jus mihintsy no tiako andramana hoe ahoana no tsirony.(l)
6. niryna
(
28/12/2007 13:11)
fahamarinana:
:arrow:tena mbola tsy haiko ndray aky zany jus sakamalaho zany,sady lasa be ny saiko hoe mety ho tsara tokoa ve?,(l)
:D sakamalaho no henondry ny tsirony ka :D misotro sakamalaho :D
7. niryna
(
28/12/2007 13:14)
fiaritiana:
kikisana ny sakamalaho dé maka rano na matimaty na mangatsiaka, maka passoire dé sivanina,asiana parfum zé tianao na efa misy parfum gingembre mits aza dé asiana siramamy,atao @ zé gout tianao na saturé na matsatsotsatso kokoa dé vita!!zahay alou manao foana fa dé ankafiziny indrindra lé olona efa lehibe.
ka inona ilay parfum io? girofle no nataoko fa dia nosotrosotroiko teo fa tsy nanao ho an'ny olona aho a:D.lany ihany ilay izy ary dia nisy mony ny tendako :D,fa tsy kitihiko aloha fa avelako eo sao mampidi-doza :P.
8. niryna
(
28/12/2007 13:15)
meva2:
Ny ahy ary ataoko infusion fotsiny. Ampangotrahana anaty rano dia asiana tantely kely.Sady mahatsara tenda(gorge) no mahatsara feo hoan'ireo tia mihira.
inona indray izany infusion ry meva? :roll::D
9. niryna
(
28/12/2007 13:16)
fahamarinana:
:arrow:oui,infusion dia efa nosotroiko,efa misy mivarotra vita anaty sachet fa ilay jus mihintsy no tiako andramana hoe ahoana no tsirony.(l)
ahoana ny paozin'izany infusion izany?
10. fahamarinana
(
28/12/2007 13:26)
:arrow:niryna a,infusion efa vita anie io lazaiko io e,ohatr'ireny thé varotana anaty carton kely,éléphant ireny ihany fa infusion ndray dia au gingembre.
Ohatran'ny tsy ho tiako ry reto,tsy mampahatsiaro ro sakamalaho sy akoho ve zany jus zany,hi!hi! .Rahavao zava-baovao koa anie manahirana ny manandrana azy e,na ilay infusion nataoko aza najanonoko vetivety dia notsoahiko ilay sachet kely fa soa dia mahery loatra ilay fofona.Mila mizatra tsara e,ohatran'ny nizarako katsaka amin'ny boite sy ny melon atao entrée taloha ihany,ny saina mihintsy no efa simba(l)

11. niryna
(
28/12/2007 19:22)

Izany ve ,ny ahy indray dia tena tia manandrakandrana sakafo aho fa hisaorako aloha fa mbola tsy narary na tsy nahazaka izay sakafo nandramako. Ary tia mamorim-porina karazana sakafo koa.Fa saingy raha tsy soratana dia tsy mivoaka amin'iny voalohany iny. :D
Hay ve e, ireny efa vita amin'ny sachet ireny io tianao ho tenenina io e,:wink:
12. fahamarinana
(
28/12/2007 19:32)
:arrow: za ndray dia ny any amin'ny lohako mihintsy no voa avy hatrany,fa ny tena mbola tsy mety laitrako hatramin'izao dia ilay avocat atao salade,rehefa manao ny ato antrano dia ny andry zareo miaraka amin'ny crevettes ary ny ahy hoaniko amin'ny siramamy (atao dessert).Efa nanadrana fa ehe,tsy mety e,hitako hoe maty antoka be zany za.za koa moa mafiloha zay dia tsy mety miova hevitra ,hi!hi! miova ihany fa elabe,hi!hi! nefa efa 20 ans za no teto dia hevero amin'izany,hi!hi!(l)
13. fahamarinana
(
28/12/2007 19:35)
:arrow:niryna,entre () ,fa amin'ny firy any aminareo any zao aloha e,ndry angaha insomniaque sa efa maraina zao? (l)
14. niryna
(
29/12/2007 18:26)
fahamarinana:
:arrow:niryna,entre () ,fa amin'ny firy any aminareo any zao aloha e,ndry angaha insomniaque sa efa maraina zao? (l)
hianareo aky mifoha izahay hatory a,izahay indray andeha hifoha hianareo indray andeha hatory .
Izaho indray ve,rehefa mahazo hery avy amin'ny FM aho dia mifoha manome ilay sujet hi,hi....
Aiza daholo no ahitako an'ireny raha tsy misy herin'Atra manampy ahy :D
adin'ny valo any dago ny elanelany aty aminay na fito rehefa miova ny famantaranandro.:arrow:
amin'ny 1:25 pm izao aty :arrow: 9:25 pm any dago
............... ary amin'ny 7:25 pm ao France.
15. ikaretsaka
(
30/12/2007 01:04)
azo atao koa ny raoma dia araraka ao fotsiny ny sakamalaho voatetika dia basy
16. niryna
(
31/12/2007 01:31)
ikaretsaka:
azo atao koa ny raoma dia araraka ao fotsiny ny sakamalaho voatetika dia basy
ka izahay tsy mpisotro toaka ka