Zanahary !
1. Stretch
(
25/12/2007 14:04)
Zanahary koa ve mba nananjanaka ohatra an'andriamanitra ?
satria raha azoko tsy mba nisy fankalazana ny fitsingerenany taona nahaterahany teo am ntaolo,fa ny Zanahary dia Zanahary.
satria raha azoko tsy mba nisy fankalazana ny fitsingerenany taona nahaterahany teo am ntaolo,fa ny Zanahary dia Zanahary.
répondu par niryna le 28/12/2007 19:18
5. hery
(
25/12/2007 18:31)
Ka tsy misy fomba hahafahana tena mandalina ny momba an'i Zanahary tena matotra.
Amin'ny alalan'ny angano sasany ohatra dia misy hoe Zanahary lahy sy Zanahary vavy dia rehefa niteraka izy dia ny olom-belona no zanany. :-)
Misy koa ny hoe Zanahary ambony (lanitra) sy ny Zanahary ambany (tany).
etc.

6. ikaretsaka
(
26/12/2007 00:05)
tsy misy famaritana ilay "zanahary" @ gasy fa miovaova araka ny "toerana"
lasa legend ohatran'ny mythology ilay izy... misy nefa manao "zanahary" an'ny A/tra ilay tompoiny ho Rain'i Jesoa an!
Arakaraky ny fandraisan'ilay olona sy ny faritany misy azy io amiko
lasa legend ohatran'ny mythology ilay izy... misy nefa manao "zanahary" an'ny A/tra ilay tompoiny ho Rain'i Jesoa an!
Arakaraky ny fandraisan'ilay olona sy ny faritany misy azy io amiko
7. niryna
(
26/12/2007 06:20)
Stretch:
Zanahary koa ve mba nananjanaka ohatra an'andriamanitra ?
satria raha azoko tsy mba nisy fankalazana ny fitsingerenany taona nahaterahany teo am ntaolo,fa ny Zanahary dia Zanahary.
Ka iza aloha ilay Zanahary lazaina eto io?
Isika malagasy mantsy dia manana finoana hafa kely ary misy fiteny hoe aza mitsakatsaka.
Ao ny mino ny razana:arrow:mitahy hoy ny sasany ny razana.Dia misy ohabolana hoe raha razana tsy hitahy,mifohaza hiady vomanga. hi,hi
Ao ny mino ny vazimba:arrow:lavaka izay lazaina fa misy ireny olona fohikely ireny ary fadiana ny manoa maloto eo
Ao ny mino ireo fanahin'ireo Mpanjaka taloha ka rehefa tonga ny fotoana dia manao asaramanitra misy koa ny manao joro,mamono omby atao fanaitra ary apetraka eny am-pasana ny rany.Ao koa mbola misy ny mandeha eny amin'ny tendrombohitra avo dia avo mivavaka hono mitady an'Atra:arrow:kanefa Atra anie tsy lavitra fa eo akaiky amin'izay mitady sy mangetaheta ary mino Azy e.Dia mbola manasina eny amin'ilay fasan'ny mpanjaka taloha ary tsy azo atao hoe maty ilay mpanjaka fa hoe miamboha sns.
Ao koa ny fomban-drazana maro dia maro,ny any anindrana moa tsy lazaina intsony.Ny dada Rabe manara ka eny ihany,ny mandeha mijery mpimasy sy mpanao sikidy,ny mpamaky tanana sy ny mijery ny andro isan'andro amin'ny horoscope.Dia avy aiza ireo finoana ireo ary iza no hinoan'ireo olona ireo,sa mandeha tsirairay?
Dia iza amin'ireo ilay Zanahary sy ny tena dikany?
8. naughtyboy
(
26/12/2007 20:05)
eramahalala fa ny kolotsaina rehetra de samy manana ny zanahariny na tandrefana na tatsinanana sy reo vazamototra rehetra ary sika malagasy tsy tafiala ao anatiny io fa nanana ny antsika ko na de tsy voafaritra aza fa izay no maha mythe azy arakaraky ny oul mitantara azy sy manome hasina azy io ihany avy eo
9. niryna
(
27/12/2007 07:18)
naughtyboy:
eramahalala fa ny kolotsaina rehetra de samy manana ny zanahariny na tandrefana na tatsinanana sy reo vazamototra rehetra ary sika malagasy tsy tafiala ao anatiny io fa nanana ny antsika ko na de tsy voafaritra aza fa izay no maha mythe azy arakaraky ny oul mitantara azy sy manome hasina azy io ihany avy eo
Zanahary izany ve tsy avy amin'ny teny hoe Izy no nahary ny zavatra rehetra?
Ny hira mantsy milaza izany hoe Zanahary tsy mba tia ny fahaverezanao.:arrow: Andriamanitra eto ilay Zanahary.
Dia ny hira gasy koa miteny hoe Zanahary o tahio ny tanindrazanay . :arrow:Andriamanitra ve io antsoina hitahy io? Atra no fahalalako aza eto. sa ahoana?
10. fahamarinana
(
27/12/2007 16:09)
:arrow:Andriamanitra koa no fahalalako azy eto fa ny tiako tenenina fontsiny hoe amintsika kristianina angamba(asa na diso fandray koa aho hatreto ) izay ilay dikan'ny Zanahary fa amin'ny tantara taloha,eny na ankehitriny aza araka ny hitantsika amin'ny hevitra ato dia misy dikany hafa indray.(l)
11. niryna
(
28/12/2007 19:18)
fahamarinana:
:arrow:Andriamanitra koa no fahalalako azy eto fa ny tiako tenenina fontsiny hoe amintsika kristianina angamba(asa na diso fandray koa aho hatreto ) izay ilay dikan'ny Zanahary fa amin'ny tantara taloha,eny na ankehitriny aza araka ny hitantsika amin'ny hevitra ato dia misy dikany hafa indray.(l)
mitovy hevitra amin-dry koa aho eto fa dia miandry izay mahay manaza ilay Zanahary isika raha ohatra ka tsy Andriamanitra ilay voalaza eto.