fomba fandrahoana vorona sy henakisoa nahandro gasy
1. danouche
(
23/12/2007 06:44)
manahoana daholo de mba saika hanotany so mba misy afaka hanoro ahy nareo ahoana fomba fandrahoana vorona sy henakisoa le nahandro gasy fa isaky ny manao zah otran misy rony fona aza miome aloha nareo misaotra tompoko de mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
répondu par fiaritiana le 26/12/2007 18:37
2. sariaka5
(
23/12/2007 20:41)
Bjr!
Tsy haiko aloha fa izay fomba fanaovana ny ahy no atoroko anao dia andramo aloha
andrahoy mitokana aloha ny hena asio menaka kely eran'ny sotro mba tsy ho mandry rehefa eo ambony plat, dia andrahoy koa ny vorona satria raha aty ivelany ianao dia ohatran'ny mora malemy ka sao potika avy eo,afangaroy ary asio rano kely tokony ho 1/2 verre de 33cl,avela ho masaka @ izay itiavanao ny fahamasahany dia mitotoa tongolo gasy(ail) vodiny iray dia alefa ao ary ritina tanteraka fa tsy asiana rano na kely aza,angaroy matetika hifangaro tsara sy hahazo ny tsirony avy
Mazotoa homana

3. olite
(
24/12/2007 12:27)
ito misy fomba fahandro azy iray
teteho hitovitovy tsara ny haben'ny hena sy ny vorona, sasao ho madio tsara, ary tsihifo kely
mangala vilany iray lehibe tokony ho antonona azy rehetra ianao ary mitotoa tongolo gasy zay tiana ary sakamalao koa
ataovy milahatra tsara mifanelanela ny hena sy ny vorona ary asio sira tsikelikely sy raraho tongologasy sy sakamalao, dia toy izay hatrany ambara-pahalahatrao ny hena rehetra, aza adino ny sira eny antenantenany an ; tsy mila asiana rano akory fa iny ranon-tsasany iny dia mahamasaka azy sy ny entona @ rako-bilany rehefa sokafanao iny izy ary teneho eo ambony afo faran'izay malefaka indrindra ( raha gaz moa zany dia le doux @ feu doux iny no ampiasaina)
ho hitano rehefa masaka ny nahandronao dia tsy potika ny hena sy vorona no sady misy tsiro aoka izany
izay ary fa dia mazotoa omana sy manaova fety sambatra daholo

4. danouche
(
24/12/2007 16:06)
misaotra betsaka anareo de mirary fety sambatra daholo ho an'ny mpikarakara ny tranokala koa tsy adino joyeuse fete .
6. niryna
(
26/12/2007 05:19)
olite:

=D:miam: