miaraka@olona manambady
1. tiffanie2410
(
23/12/2007 00:31)
saika mba anontany ny hevitrareo;
misy bandy zay efa niaraka t@ko nandritra ny2ans;izy anefa manbandy,miaraka fona zay hatr@zao,mieritreritra ny hanao zazakely mintsy,ahoan ny hevitrareo,za tsy mety mahavita ny misaraka@ny,tiko lotra izy
ny vadiny le bandy mahafantatra fa tsy mikozy,sosotra fotsiny izy refa mahita ana,
diso ve za ra ti azy,:*:*:*:*:*:*:*:*je suis vraiment amoureuse

répondu par tahina119 le 23/01/2008 06:31
3. Bafota
(
23/12/2007 06:31)
Fahadisoana be izany ary tena fahotanamahafaty mihitsy,Aza adino fa ny 2/3 n'ny gasy anie vehivavy daholo e!koa nahoana no ndeha handany zara ny tena amin'ny anjaran'ny olona.Ary mino ve ianao fa tsy ho ataony tahaka iry voalohany koa??Diso fiantefa ny fitiavanao raha hambolenao eo ambony fitiavan'olona.
""Maka ny tsy an'ny tena,naman'ny mpangalatra""
Mirary soa:?

4. yuka
(
23/12/2007 07:02)
Tsy mety zany tiffanie a!:{
aza miditra @ zany fa bedy eo dry an:evil::evil::evil:
diniou tsara alou akia:roll::roll::roll:

6. xxx
(
23/12/2007 08:10)
ny fahitako anao dia mampiresaka fotsiny aloha eto amin'ny forum raha jerena fotsiny ilay dinika rehetra nampidirinao kanefa kosa tranga mety hitombina izany....
amiko manokana ny vahivavy mihazona ny bandy efa manambady aman-janaka ny vehivavy tsy mendrika tsy matahotra an'andriamanitra.....mba mahafinaritra ve ny hieritreritra ny fahorian'ilay vahivavy tompom-bady.....fa angaha dia tsy misy lehilahy afa-tsy izy?
mba vehivavy koa ianao ....
raha te hiteraka aminy andao ary.....fa assuméo ny vokany...mitaiza irery sns.....raha olona efa manambady sy niteraka izany sarotra ny handrava azy fa hadalanao ny anao.....

7. pissoa
(
23/12/2007 10:31)
tiffanie2410:
saika mba anontany ny hevitrareo;
misy bandy zay efa niaraka t@ko nandritra ny2ans;izy anefa manbandy,miaraka fona zay hatr@zao,mieritreritra ny hanao zazakely mintsy,ahoan ny hevitrareo,za tsy mety mahavita ny misaraka@ny,tiko lotra izy
ny vadiny le bandy mahafantatra fa tsy mikozy,sosotra fotsiny izy refa mahita ana,
diso ve za ra ti azy,:*:*:*:*:*:*:*:*je suis vraiment amoureuse
tiffanie2410 tatsy ambadika:
ny any salmo1 nge zany mbola tsy mpivady e,olona efa vita mariazy ry kala no resahana,:P
ny any ndry ky ry tinah no mety=D ra za ko lo vonoiko ary tsy hananako antra mintsy na zandriko aza,:twisted:
tena mety matahotra fiainana de ze mandalo voalohany de tazomina adala tsy misaina e
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m476a2c9341ffd#m476da9beceaef
sao tokony ajedaka ianao ity ?! :twisted:
8. xxx
(
23/12/2007 10:37)
:wink:kobonao ry pissoa ny paikany an!:-D mpampiresaka tssss na tena miaraka am lay vadin'i rahavaviny koa possible:-P
:^)
:^)
:^)
:^)
9. xxx
(
23/12/2007 10:41)
fehiny raha te hiodina na te hanao sipa ihany dia ireny clibataire ireny herahina e! maro sy azo hisafidianana fa tsy ny olona manambady aman-janaka no hiarahina......tsarovy fa tsy hanary ny vadiny mihintsy izy indrindra efa misy zaza izy....
indrindra ihany koa fa relation tsy dia matotra fa juste plaisir fotsiny ny azy ho anao....mba tokony hisaina sy hitsinjo ny ho avy rehefa hoatra izay fa very sy lany fotoana hisarakorako fotsiny amin'ny vadin'olona eo! lanianao amin'ny vadin'olona ny hatanoranao au lieu de manorina ny tena hasambaranao amin'ny olona celibataire hoatra ano.....
raha tena cas nao ilay izy dia mba misaina sy mieritreritra ihany

10. xxx
(
23/12/2007 10:43)
kanefa indray ho an'ilay bandy manambady miaraka aminao..;zarany aza enao hameno ny banga misy aminy...izy no mahavoa fa enao no voa.
11. stefy
(
23/12/2007 12:29)
slt daholo nareo, @ko manokana aloha dia aleo misaraka @ny ary naninona raha ohatra ka tany ampiadohana dia najanona raha fantatrao fa manambady izy?sahala amiko aloha dia manadihady tsara vao miaraka aman'olona satria raha toa ka efa manambady izy dia ny hiaraka @ny vita ihany fa ny vokatr'izay no tsy tsapatsika vehivavy.Ohatra mety hitory ilay vadiny,ary ilay olona miaraka aminao matetika tsy hiaro anao izany fa ny vadiny aloha hany ka isika indray no lazainy fa vehivavy tsy misy saina.Ka eto ampamaranana ary dia mirary soa andry za fa mba diniho ihany izay tokony hatao.
12. Mannou
(
26/12/2007 14:32)
tiffanie2410:
saika mba anontany ny hevitrareo;
misy bandy zay efa niaraka t@ko nandritra ny2ans;izy anefa manbandy,miaraka fona zay hatr@zao,mieritreritra ny hanao zazakely mintsy,ahoan ny hevitrareo,za tsy mety mahavita ny misaraka@ny,tiko lotra izy
ny vadiny le bandy mahafantatra fa tsy mikozy,sosotra fotsiny izy refa mahita ana,
diso ve za ra ti azy,:*:*:*:*:*:*:*:*je suis vraiment amoureuse
Nena dia tsotra foana ny fanintaniko am tranganjavatra toy itony, zakanao ve ra ianao no eo amin'ny toeran'ny vadin'ilay ranga ? Zakanao ve ra halain'olona ny vadinao ary hiterahany ? Ra tsy zakanao dia ataovy, ra zakano kosa dia ataovy saingy tadidio fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ary tsy mora izany hianjadian'ny alahelon'ny hafa izany.
13. bilakarenjy
(
26/12/2007 22:13)
Tsy haiko aloha na tena izy na tsy izy ity dinika lazain'i tiffanie ity , fa de hitondra teny ihany za .
Ary toa tiffanie foana no tena asianareo eto e!, fa le bandy zany tena hendry be ,fa i tiffanie no te ho tia azy sy mifanao fotoana aminy .Tsy diso zany lery raha azoko tsara .
Eo @ zavatra toy izao no tena ahitana hoe : lehilahy manaja tokatrano sy vady aman-janaka .
Rehefa tsy miraiky lery ary mijery ny tokatranony sy ny vady aman-janany ,tsy ho tia azy mihitsy i tiffanie ,fa manararaotra ny fahalemen'i tiffanie lery de izao milalao bitro roa izao .
Misy farany io letsy ,fa aza de manararaotra loatra ny fahalemem-behivavy be loatra .
Fa na dia izany ry tiffanie dia mba mijere ihany hafa ary manovà fiainana hafa mihitsy ,fa ataoko fa efa nahitanao fiainana izay niarahanao t@ ilay bandy manambady tinao io izay .OK!
De mahereza e!:-*:-*:-*

14. reve
(
27/12/2007 16:05)
mapresaka daholo zany nareo ato ra azoko tsara !:P:D
tohizo fa tsara ny manala azy e! fa tandremo ry so kendan\'ny vomanga nasesiky ny tanana ry tiffanie an!:-P:lol::*

15. belzaboba
(
28/12/2007 14:58)
tiffanie2410 a!
zà koa mahafantatra olona vonona hiteraka @nao. Fantatrao tsara fa tena fitiavana ny an' io. Ka raha marina ny nolazainao hoe: Vaut mieux être avec quelqu'un qui t'aime qu'avec quelqu'un que tu aime. Inona no andrasanao mbola hiaretanao @ ity vadin'olona ity fa tsy hankanesanao any @ ilay tena tia anao?

16. xxx
(
28/12/2007 17:12)
bilakarenjy:
Tsy haiko aloha na tena izy na tsy izy ity dinika lazain'i tiffanie ity , fa de hitondra teny ihany za .
Ary toa tiffanie foana no tena asianareo eto e!, fa le bandy zany tena hendry be ,fa i tiffanie no te ho tia azy sy mifanao fotoana aminy .Tsy diso zany lery raha azoko tsara .
Eo @ zavatra toy izao no tena ahitana hoe : lehilahy manaja tokatrano sy vady aman-janaka .
Rehefa tsy miraiky lery ary mijery ny tokatranony sy ny vady aman-janany ,tsy ho tia azy mihitsy i tiffanie ,fa manararaotra ny fahalemen'i tiffanie lery de izao milalao bitro roa izao .
Misy farany io letsy ,fa aza de manararaotra loatra ny fahalemem-behivavy be loatra .
Fa na dia izany ry tiffanie dia mba mijere ihany hafa ary manovà fiainana hafa mihitsy ,fa ataoko fa efa nahitanao fiainana izay niarahanao t@ ilay bandy manambady tinao io izay .OK!
De mahereza e!:-*:-*:-*
ny bandy bandy ihany ary zarany aza! fa enao vehivavy maka vadin'olona no tokony hisiaina
raha mikoty izy tsy hay angaha ny mandà hoe enao efa manambady k tsy poinsa mitsiny....
ny celibataire anefa manerana dia inona no hiarahana amin'ny bandy efa manambady?????
17. bilakarenjy
(
30/12/2007 11:08)
xxx > ny bandy de bandy foana , ary mbola ho bandy hatrany ,tsy manda an\'izany za ,fa kosa omeo voninahitra sy haja ny vadinao sy ny zanakao mba hanajany anao ,fa raha ny vadinao na ny zanakao no manao izao mba ahoana hoy ianao .
Ary izy tsy maintsy hiteny hoe : ka i dada tsinona manao de mba manao koa zahay e!.Satria sarotra be ny hiteny ilay rainy mihodina isan\'andro sy isak\'izay mahatsiaro .
Tsy maninona koa anie raha izay ,no fisainananao eo anatreheny zavatra toy izao e!.Zara aza ko , hoy ianao .

18. xxx
(
30/12/2007 11:52)
bilakarenjy > i tiffanie no iresahana eto aloha, fa raha ilay bandy no teo mety hafa ny resaka :wink:
19. endrika01
(
30/12/2007 14:49)
raha le bandy nglou no nikoty anao de tsy misy
tokony hahadiso anao miitsy é.
lehilahy matimaty m-behivavy,indrindra ka tsy
niteny taminao izy fa efa manam-bady.
fa kosa tena tsy mety ary fadio hoatran'ny anadahy raha efa vadin'olona hitan'ny masonao nefa mbola hisisihanao ihany!!!!Any @ lay magasine 'zay vao novakiako tsy ela akory dia misy toy io resaka io ihany koh,na ny anorohako ny molotrany aza ve de ho manja.tsy hay zay nataon'izy mivady t@ alina tao hi hi hi hi hi=))=))=))=))=))=))=))

20. bilakarenjy
(
31/12/2007 08:26)
xxx > manome valiny ho anao za matoa mijanona @ io resaka lehilahy io , fa ny resaka tiffanie efa navaliko teo aloha . Ao tsara .Misaotra @ le tsindry kely fa masaka .Reveko be .